Pierrot Rajaonarivelo: Appel à M. Chirac.
21. vakiniadiana
(
04/10/2006 05:37)
Aleo hiverina rangà raha sahy a, tsy paiso akory ny gasy ka hiadiady fotsiny @ i Pierrot iny.
Vavan'ny maty an-drano ny an'i lery, sady avy eo koa mbola mandandilady any @ Chirac.
Vavan'ny maty an-drano ny an'i lery, sady avy eo koa mbola mandandilady any @ Chirac.
23. prime
(
09/10/2006 09:27)
zandikely:=D=D=D
Le propos de Pierrot est irrespectueux et insultant vis-à-vis de côtiers dont je fais parti et fier d'être.
Nous ne sommes si ignorants qu'il pense!
fiffi> ary ny hevitr'i fiffi? mino an'izany voalaza izany v?:-*
24. Fiffi
(
09/10/2006 21:14)
prime: zah aloha de tena mankasitraka tanteraka io nolazain'i zandikely io an! ^:^=D=D=D
25. ikalakintina
(
10/10/2006 08:31)
boum1:
MARINA DAHOLO IZANY FA RAHA INY PIERROT iny miditra any DAGO dia any NOSILAVA mihitsy no aterina.
OLONA TIA TANINDRAZANA VE DIA HITSOAKA ADY,
AVY EO TENA HITA FA FITADIAVANA SEZA NY AZY
REHEFA TONGA NY FIFIFDIANA DIA HILATSAKA HONO, HANGALATRA INDRAY DIA AVY EO HITSOAKA REHEFA MAMENO PÔSY.
TENA VENDRANA IREO MPANARAKA AZY SADY MISOLELAKA AMINY EFA HITA IZAO VE FA TAY DIA MBOLA HOHANINA SA AHOANA INDRAY NY HEVITRAREO AMIN IZAY????
ny olana ange ry boum1 de nitsoka tao dago ry zareo akaiky sy nanaraka an deba talou satria natahotra ny higadra e!bedebe anie ny olon
26. ikalakintina
(
10/10/2006 08:34)
tapaka itsy:
bedebe anie ny olona teo am fitondrana talou no nigadra afa tsy ze nahay namadika palitao, fa nisy koa anefa no tsy natahotra no tsy naninona:
tsy pour an pierrot za fa maninona mou ra navela hiditra leiry de hita eo am fifidianana, raha ny sondage anie de mbola mahavo bedebe ra8 e!

28. prime
(
12/10/2006 09:44)
ikalakintina> tsy eken'ny maro an'isa ny hamelàna @ zao fotsiny ny zava-nisy ka d hoe satria ho avy ny fifidianana dia fohano avokoa izay nataony d avelao izy hilatsaka...
30. prime
(
12/10/2006 10:45)
ikalakintina> inona no mahagaga @ izany? ny fitsaràna efa namoaka didy, ny fanamelohana efa latsaka... d iza no olona hanaiky hoe avelao izy hilatsaka... izany anie midika hoe fohano ny saziny e... sao d mba tsy rariny kosa...
Ny vahoaka maro an'isa tsy hanaiky an'izany, ny fitsaràna tsy hanaiky an'izany ary ra8 rahateo tsy hilalao @ izany lalao ratsy b izany hoe resaka défi no hamelàna an'i pierrot hilatsaka...
Ny vahoaka maro an'isa tsy hanaiky an'izany, ny fitsaràna tsy hanaiky an'izany ary ra8 rahateo tsy hilalao @ izany lalao ratsy b izany hoe resaka défi no hamelàna an'i pierrot hilatsaka...
31. Fiffi
(
13/10/2006 18:18)
raha ny tena lalana ange de tokony tsy mahazo milatsaka zany ny olona rehefa voasazy eh!
32. prime
(
17/10/2006 10:24)
fiffi> izay mihitsy...
Fa ho hita eo indray izany izao ny didin'ny HCC @ ireo nilatsaka rehetra ireo... ny an'ny jeneraly fidy aloha d toa ho vita ny aminy... efa voareska sahady fa tsy "certifié" ny chèques 125 millions 'ny...