mitandrema

21. Silo ( 03/10/2006 16:56)
Marina daholo ny hevitrareo
Saingy ny ahy ny blèm-ko, dia tsy mahay mandanja2 ny fitiavana, izany fa ahoana kay ny fomba fandanjana fitiavana izany ??

Sao de may eo aho kouuuuuuuuuuuuuuuuuu!!!!!!!!!!!!!8O:roll:
22. Aino ( 03/10/2006 17:03)
ny tsara azy dia samy afangaro ao dol nany kilalao na ninona sns... izay mampety sy matombona azy tsara fotsony no hatao.
23. pissoa ( 03/10/2006 17:12)
mandrindra:
kala, rehefa tratran'ilay nilatsahambaratra, na coup de fooudre, tsy misy mijery ny hasiana tongotra izany vao mamindra fa tonga dia lasa izao

mandrindrakoooooo, refa manaiky hilatsahan'ny varatra dia tsisy tongotra tsony fa mety tonga dia maty :-D:-D:-D
24. cutie ( 03/10/2006 22:16)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 03-10-2006 16:15:23
Lohateny : Re : mitandrema
kala, rehefa tratran'ilay nilatsahambaratra, na coup de fooudre, tsy misy mijery ny hasiana tongotra izany vao mamindra fa tonga dia lasa izao

fiffi, kilalao daholo ny fianana ka. ny fahaizana milalao fotsiny no ilaina

mandrindra,mbola mianjy an'le izy za a :lol::lol::lol::*:*:*:*:*
25. bobone ( 04/10/2006 12:44)
:D:D
Mankasitraka anareo rehetra nandray anjara e!
izay no maham-pinamana ! fa irariana izay tsy manana fa mbola eo am-pifantenana de ny hahazo izay irina ! indrindra tsarovy fa raha zavatra no tanteraka de izay ilay sitrapon'Andriamanitra!
kanefa aza terena be ny fitiavana fa manjary miborioka @ lalana tsy tokony alehany ! ento mora , milamina ,amim-pahendrena!ary ankino tanteraka @ ilay Ray Mpahary fa omeny anao ny anjaranao
26. diamondra27 ( 04/10/2006 13:19)
bobone: za akia mbola miandry a!:wink::-$
27. bobone ( 05/10/2006 08:29)
:D:D
ô! Diamondra! aza mananihany moa e!
Marina ve izany ???:D:D:D
28. ninih ( 05/10/2006 09:18)
:D ao anatin' ny kilalao-mpiainana daolo izany izay zavatra atoa ve? :lol:
29. xxx ( 06/10/2006 06:20)
HS ny an'i cutie
30. Fiffi ( 06/10/2006 07:03)
ninih: fa mahaiza mitandrina sao de may ! :)
31. xxx ( 07/10/2006 11:48)
ny mahagaga de ty ,mbola tsy mikoty akory enao defa we tandremo fa manambady amanjanaka iny a,de iny toko ny sipa sasany vao mahalala an zay d tonga de tsy miresaka tsony,tsssssss, mitandrema hono e,hahahhahhha, fa ho anareo sipa celibat reo alo an,mandiniha ihany fa mety ato am serasera ihany ange le anjaranao fa simbainao am fienona an vavan spekta e,mila mandalina tsara we ty ana marina v izy na manan janaka 7 na vady 10 na sipa 100,tandremo fa mety enao rery ihany no tena tiny fa ny ol hafa de we zao sy zao iny,mety we misy tantara zay azy rery tsy fantatry ny ol fa mety enao le tena tiny no izarana azy,ho tsapanao am zay fa tena ty anao izy,ary mety ho vitany ny ande any aminao,hiara hiaina aminao na lavitra aza izy,fampitandremanako ny ana ty e,ambava homana ampo mihevitra ooooooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5085