Hasina A.

21. rabaradaka ( 04/10/2006 13:58)
O ry zalahy a, mba jereo ange, voalaza fa ingahy Tsaranazy no nampijaly (na toa hoe namono) ka nahafaty anItpkv Bao Andriamanjato. Vao tonga anefa i Deba dia i Andriamanjato sy Tsaranazy no nifandray tànana fa hiara-hiasa. Fa heverinareo ho kentrina ve ny tary eto amin'ny tanàna e ? An ? Kentrina ?
22. genevieve ( 04/10/2006 17:28)
Tsy dia tena fantako tsara ny fandehany politique a Madagascar fa ny fantanko tsara aloha dia i Ravalomanana, avelay eky aloha izy itondra fa betsaka ihany anie ny zavatra vitany anie tsy maintsy miaritra vao mahita ny mamy
23. fijo ( 05/10/2006 21:57)
za manokana raha mijery,dia momba an'i lapino sy prime.ny zavtra vitany no jereko fa tsy ny anarany.
saingy,fantako koa ny fifehezan'i ndrema ny fianakaviany(zanany),ka izay dia tena mampahatahotra ahy.
misy resaka ambadika koa io.(tadidin'i prime ngamba le resaka hoe ranjeva fony radidy ......)iny resaka iny koa fantatro fa miditra be ao anatin'io tantara io,ka mampanahy ahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077