KOLOSIANA 2/ 14
42. Achia
(
21/10/2006 06:56)
misy ronono fisotron'ny ol taloha t@ andron'ny zanak'Israely eny fa na dia efa t@ andron'i JK aza , io ronono io raha @ tsika ankehitriny de toy ny ronono mandry , ny ronono mandry nefa de hitoeran'ny hery rehetra , koa mino aho fa ho tianao mitsy io ronono io fa sady hitoeran'ny mamy no hitoeran'ny hery
43. zoanmi
(
21/10/2006 08:35)
lait fermenté ohatran'ny any amin'ny boutique casher sy hallal ve ? Izaho efa nisotro raha izany ! nasiako siramamy ny ahy dia tsara ! :-P
44. tslem
(
21/10/2006 09:26)
[quote=cristal]
(l)(l)(l IZA TOKOA NO AFAKA MIAINA TSY MISY FITIAVA NA AM-PITIAVANA?
Tsy misy afaka miaina ao anaty ho avy mamirapiratra tokoa raha tsy miaina ao anatin'izany atao hoe FITIAVANA,voabangon'io fitiavana io avokoa ny tsara rehetra ka dia mahereza daholo

46. prime
(
24/10/2006 13:38)
zoanmi> :-P:-D:-D:-D
tslem:d ahoana izany hoe tena mitia na tena tia ry tslem?:lol:
Tsy misy afaka miaina ao anaty ho avy mamirapiratra tokoa raha tsy miaina ao anatin'izany atao hoe FITIAVANA,voabangon'io fitiavana io avokoa ny tsara rehetra ka dia mahereza daholo
49. Achia
(
30/10/2006 21:01)
:-D:-D ka zay nge no hanaroman'ny olona sasany azy e ! refa tian'i Jesosy ianao de zay , nefa mbahanontanio nge oe inona ary no porofompitiavanao azy e !
52. belaza
(
31/10/2006 18:03)
diso be daholo izany e ny soratra masina tsy natao hiadiana hevitra "sambatra izay mino nefa tsy mahita"
55. Zina
(
01/11/2006 19:18)
Lohateny : Re : KOLOSIANA 2/ 14
diso be daholo izany e ny soratra masina tsy natao hiadiana hevitra "sambatra izay mino nefa tsy mahita"
mino inn aloha e?
56. belaza
(
01/11/2006 19:23)
mino an'Andriamanitra ry annaa!!! sa inona na iza no tsy hitany masonao nefa inoanao?
57. prime
(
02/11/2006 10:11)
belaza:
mino an'Andriamanitra ry annaa!!! sa inona na iza no tsy hitany masonao nefa inoanao?
Andriamanitra iza ilay inoana? fa maro ny anarana...
58. belaza
(
02/11/2006 13:17)
fa enao ngà mahafantatra andriamanitra be d be? ny anah "Andriamanitra ray" ihany, ilay nahary ny lanitra sy ny tany, be fitiavana.