KOLOSIANA 2/ 14
21. mbelotavao
(
03/10/2006 17:27)
flinde>>> Tena izay no izy.
Rehefa mandray an'J.K ho mpamaonjy anao ianao dia vonoiny ny didy miampanga anao. Raha eny @ tribonaly Anosy no atao ohatra dia ireo fiampangana ny meloka no vonoina rehefa tonga ny famontsoran-keloka . Tandremo anefa fa sao entina hilazana fa novonoina teo ny didy folo fa mifanohitra tanteraka @ Baiboly izany satria hoy J.K

22. cristal
(
04/10/2006 08:56)
(l)(l)(l)Manahoana daholo!
Rehefa nipetraka ny didy folo izay nampitondraina an'i Mosesy,nefa voalaza ihany koa tamin'ny olona navoaka tany Egypta fa nalefahana ny didy noho ny hamafin'ny fon'olombelona ka tonga tety an'tany i JESOSY KRISTY zay nilaza hoe didy vaovao no homeko anareo dia ny hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo,tsy noravaina ny didy noho izany fa niampy,FANONTANIANA.
IZA TOKOA NO AFAKA MIAINA TSY MISY FITIAVA NA AM-PITIAVANA?
Mazotoa daholo mamaky baiboly fa ao no tena fiainana na refa tsy mahavaky azy dia mianara ohabolana Malagasy marobe dia ataovy eo @ fiainana fa tena manakaiky ny tena lafatra ny fiainantsika!Misaora an'Andriamanitra daholo!(l)(l)(l)

23. prime
(
05/10/2006 07:56)
cristal:...:wink: hafa kely indray izany...
Mazotoa daholo mamaky baiboly fa ao no tena fiainana na refa tsy mahavaky azy dia mianara ohabolana Malagasy marobe dia ataovy eo @ fiainana fa tena manakaiky ny tena lafatra ny fiainantsika!
Mitovy v ry cristal ny lazain'ny baiboly sy ny ohabolana malagasy?...
Ny hahalafatra ny fiainantsika eto an-tany v no ilàna ny baiboly (na ny ohabolana malagasy?:lol:...
Mba manontany zà fa misy hevitra tiako hazavainao kokoa, satria izaho mino fa manan-kevitra lalina tiana ambara ianao fa tsy tohizanao tsara...
24. isaka
(
05/10/2006 08:46)
tsy ny didy folo no tiany holazaina t@io fa ireo didy maro t@ andron'i Mosesy izay hita ao amin'ireo boky dimy voalohany ao @ baiboly, izay azo lazaina fa niampanga antsika tokoa raha mbola nitandrina ireny isika; an'isany izany ohatra ny sabata.
25. Ilo
(
05/10/2006 08:56)
"Tsy eo ambany lalàna intsony isika fa ambany fahasoavana"
Lalàna = didy folo
fahasoavana = Famonjena avy amin'Andriamanitra : kristy
Marina fa nanana fahendrena ny malagasy na dia tsy dia nahalala ny baiboly aza. Fany baiboly no tena feno raha hikatsaka fahendrena, vakio ny ohabolana,nampanoratan' Andriamanitra an'i Solomona, misy toko 31 izy ao, natao ho an'ny volana iray mihitsy, toko iray isan'andro.
"izay tsy manana fahendrena aok'izy hangataka"

26. prime
(
05/10/2006 10:13)
isaka> fanazavàna sisa ireo lazainao ireo fa ny didy folo no didy fototra nomen'Andriamanitra... mba hahafahan'i Mosesy mitantana sy mitondra ny vahoaka dia tsy maintsy nohazavaina t@ antsipiriany ny fomba fiainana sy fanarahana an'Andriamanitra amin'ny fanajàna ny didy folo... dia izay no hazavaina imbetsaka ao @ eksodosy sy ny levitikosy ary ny deoteronomia... Ny didy folo ihany no nohazavain'i Mosesy ary ambara hoe lalàn'i Mosesy...
Ilo> misaotra dia tohizo lalindalina kokoa raha mety...

27. Achia
(
05/10/2006 18:58)
isaka:
tsy ny didy folo no tiany holazaina t@io fa ireo didy maro t@ andron'i Mosesy izay hita ao amin'ireo boky dimy voalohany ao @ baiboly, izay azo lazaina fa niampanga antsika tokoa raha mbola nitandrina ireny isika; an'isany izany ohatra ny sabata.
fa le sabata lazainao io ve tsy ao anaty didy folo ?
29. isaka
(
06/10/2006 05:12)
raha hamaly io Sabata io isika dia mila manokatra size iray indray ry Achia.
30. prime
(
06/10/2006 11:05)
Achia> tsy i Mosesy no namorona ny didy folo fa Andriamanitra mihitsy no nanolotra azy mivantana an'i Mosesy ho an'ny zanak'israely tao an-tendrombohitra Sinay rehefa tonga teo ampotony izy ireo afaka avy any Egypta tsy ho andevo... I Mosesy no nandray mivantana izany rehefa nosoratan'Andriamanitra t@ lelafony teo @ takelabato ny didy folo (tao antendrombohitra Sinay)...
Ny fampiharana azy t@ fiainana andavanandro dia tsy mora. Ary nila tolokevitra maro Mosesy (avy amin'Andriamanitra sy avy @ rafozany ohatra) vao nahavita nampihatra sy nanoratra lalàna maro ho fampiharana ny didy folo...
fanamarihana: didy fahaefatra ny fanajàna sabata, fa boky maro ao amin'ny baiboly vao mahazava azy nefa...
Tohizo ry Achia ary ny hevitrao mikasika ny kolosiana 2:14,15
Ary tia ventin-kanina mihitsy izy an... :-D:-D

31. Achia
(
06/10/2006 19:58)
Isaka a ! tonga de sokafy ary e ! hiarahamidinika eto e !
Prime a ! efa nisy namaly tao ambony tao ihany ilay izy e ! fa fanamafisako fotsiny angaha , ny didy izay voalaza tao @ kol 2/14 hoy isika dia didy folo ny fandikana ireo no atao hoe fahotana , marina zany sa diso ? ary izay tratra mandika reo koa dia voatorabato , voaeloka ho faty zany eny fa na ATRA aza dia manameloka ny ol mandika ny lalany raha tsy misy ny fangatahampamelankeloka avy @ alalan'ny sorona ( zana-kondry ) taloha io a ! . Io zanakondry io no nosoloan'i Kristy ka nandatsahany ny rany mba ho famelankeloka ho an'izay rehetra diso ny olondrehetra nefa de diso daholo samy efa nandika io daholo ka raha tsy avy @ alalan'i Kristy tsy hisy ahazo famelankeloka

33. Ilo
(
12/10/2006 16:26)
Gal 5:
16 Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo hianareo.
18 Fa raha tarihin'ny Fanahy hianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna.
22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,
23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.

35. Ilo
(
13/10/2006 15:23)
Mba mihinana veti-kanina amin'izay e! atao vary sosoa be ranony aloha!:wink:
36. Achia
(
13/10/2006 16:27)
ny voasoratra voalohany eo zao hoe : fa ny vokatry ny fanahy kosa dia fitiavana , de tiava zany an'i Jehovah ATRAO de tafiditra ao ihany ilay lalana izany hoe refa ny fanahin'ATRA no mitarika anao dia tsy hanana eritreritra @ izay lalana intsony ianao satria ATRA no nanao ny lalana
37. prime
(
16/10/2006 14:33)
"Izay tsy tia dia tsy mba mahalala an'Andriamanitra; fa Andriamanitra dia fitiavana" I Jaona 4:8
39. prime
(
18/10/2006 11:39)
ie... maro tokoa... :)
fa mbola manantena ny ronono avy aminao foana e...:lol: