Porc sauté

21. Fiffi ( 09/10/2006 21:36)
hummm ! tsara eh ? :):-*
22. adidy ( 10/10/2006 12:31)
Aty aminay moa ry reto izao dia foire aux cèpes! Dia ny natao androany: saucisses de toulouse natao mendy mitokana, dia avy eo nanendy cèpes, nasiana huile d'olive, dia tongolo gasy kely!Miam!
23. Fiffi ( 10/10/2006 16:09)
:miam::miam:
24. andry08 ( 11/10/2006 11:54)
Tsara ilay izy Fiffi an! Sady maivana be ary dia nahazo bravo t@ vadiko ianao!:*:*:*
25. Fiffi ( 11/10/2006 16:39)
tena maivana be mihintsy sady hummmm lany daholo an! :):-*:-*
26. tisera ( 12/10/2006 17:06)
:miam::miam::miam: tendan-kanina be nilela molotra mihitsy zahay mianakavy sady tsy masaka be lé poivrons fa mbola somary henjana dia :miam: fa merci fiffi:-*:-*:-*
27. Fiffi ( 15/10/2006 13:59)
tisera: :miam::miam: ka zay indrindra manko no tena maha-tsara azyan! izy mbola somary "croquant" iny !:-*:-*:-*
28. titis ( 17/10/2006 19:49)
nandramako le recette n'i fiffi fa tena miam miam mitsy zahay mianakavy tato an-trano,nadio tsara h@ vilia marina!
29. Fiffi ( 18/10/2006 05:20)
:):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2447