Porc sauté
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
1. Fiffi
(
29/09/2006 17:01)
Ity mba misy resety vao nataoko ka tiako zaraina @ nareo de handramo fa tena :miam::miam::miam:
-filet de porc
-poivron
-tongolo raviny
-sakamalaho
-coriandre
-Tetehina manify ny hena de lomana 15mn @ sauce de soja ! 2 sotro lasoupy , sira , poivre , siramamy 1 (morceau)
Hendasina avy eo ! tetehina en lamelle ny poivron , tetehina ny tongolo raviny , sakamalaho , coriandre.
-Rehefa somary mendy ny hena de hasiana 1 sotro farine , harotsaka daholo ny ingrédients , hapina rano 1 vera de hafangaro tsara de pihina ny afo.
-Rehefa masaka ny vary de zay vao sokafana ny vilany de hafangaro indray de hatao anaty plat !
Mazotoa homana daholo.:)
novalian'i Fiffi ny 18/10/2006 05:20
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
4. Fiffi
(
29/09/2006 18:27)
Fanja , Hanta: de rien akia an! :):-*:-*:-* de handramo fa sady tsy mandany fotoana be no tsy misy hoe sauce be :)
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
11. vale
(
04/10/2006 14:59)
Fiffi:mmmmmmm:miam::miam::miam:be aky le izy a, melsi t@ re7 fa sady tsy mandany fotoana no matsiro be le izy!:D:-*:-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/b67f113e8b3a9b8a559cb428c9c5aec3.jpg)
14. tisera
(
05/10/2006 06:35)
omaly hariva aho vao afaka nanao fa avy ni-course : dia tena matsiro:miam::miam: fa misaotra an'i fiffi !:-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/28da24d1fc0aeff58222cdee8b5ea317.jpg)
15. Samoana
(
05/10/2006 16:21)
MMmmm!! Porc sauté tsarabe nataonay halina. Na efa dodo aza mbola re nitsambikimbikina tao anaty nofy nedala! hihihi
![](https://avatar.serasera.org/0d387426f578f524f21c1bff75f78213.jpg)
16. simplex
(
05/10/2006 16:40)
tisera:
omaly hariva aho vao afaka nanao fa avy ni-course : dia tena matsiro fa misaotra an'i fiffi !
Samoana:
MMmmm!! Porc sauté tsarabe nataonay halina. Na efa dodo aza mbola re nitsambikimbikina tao anaty nofy nedala! hihihi
:-w:-w:-w
niara nikaly nga lisany :?:
;-)
![](https://avatar.serasera.org/e1abdadedec9aef63eb774b3c43cb366.jpg)
18. adidy
(
05/10/2006 19:32)
Zà koa aloha nanao an'ilay porc sauté androany e! Dia tsara be hoy ramose!:lol:
Hevitra azo atao koa!Samy mba miteny sy mizara ny menu-ny dia mba misy angalan'ny hafa hevitra! Fa miandry ny sakafon-dra bobonezy koa aloha e!
Hevitra azo atao koa!Samy mba miteny sy mizara ny menu-ny dia mba misy angalan'ny hafa hevitra! Fa miandry ny sakafon-dra bobonezy koa aloha e!
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
19. Fiffi
(
06/10/2006 07:53)
izay indrindra manko an! raha mba manana re7 koh nareo de mba zarao an! :):-*
![](https://avatar.serasera.org/1178774a34c0c7a9ca15e16ddae011e4.jpg)
20. andry08
(
09/10/2006 19:39)
Androany aho vao nanao, koa misaotra hono e!:miam::miam::miam:=D=D=D