Amboa ! Velona ! à tes souhaits .

21. pissoa ( 26/09/2006 09:49)
mandrindra:

aaaaaaaaatcccchooooooum

vadim-piso :-D:-D:-D

22. mandrindra ( 26/09/2006 09:54)
vale, ia klou ilay sipa manina:wink::-D:-D

pissoakoooo, melsi:lol:
23. miangalyandria ( 26/09/2006 10:23)
Ny tohin'ilay velona dia hoe "tsika aby", ao tana amin'ny merina efa nahazoazo taona ireny indrindra aza no tena manao an'io !

Ilay "amboa" indray ohatran'ny hoe te-hirary soa fa tsy tsorina dia mody atao ratsiratsy, ohatran'ilay olona miteny ny zanakao hoe "alikalika kely kosa ilay zanak'indry", tsy midika hoe ratsy fa tena tsara tokoa aza !
24. andry08 ( 26/09/2006 11:16)
Isika mievona dia milaza hoe atcsssss!
Ny vazaha dia atchoummmm!
Ny tavaratra hono manao hoe atsssssiah!
Tsy fantatroa raha marina io fa namana no niteny an'io. Fa na izany aza dia "velona!" no hamaliana azy:)=))=))
25. mandrindra ( 26/09/2006 11:23)
dia rehefa misy miteny hoe "velona", dia tohizana hoe : mandrapahafatiny:-D
26. Fiffi ( 26/09/2006 16:36)
fa efa mba eo daholo zany fa le hoe inona no antony hilazana an'io ? indrindra fa le hoe velona !!
27. vale ( 26/09/2006 21:27)
mandrindra:

vale, ia klou ilay sipa manina:wink::-D:-D

pissoakoooo, melsi:lol:
mandrindra::-D:-D:-D:-P :-D:-D:wink:
Fiffi: ny antony hitenenana hoe velona ngamba satria rehefa misy mahatsiaro dia mihevona dia tenenina hoe velona izany ilay olona tsaroana io:roll:


28. Fiffi ( 26/09/2006 21:43)
vale: ary raha miteny hoe "à tes souhaits" ?
29. booboo ( 27/09/2006 07:31)
Ny nolazaina anay ndray dia hoe rehefa mihevina, hono, dia izay no midika fa mbola velon'aina ilay olona zay (ny maty tsy mihevina tsinona ouz). Dia valiana hoe " velona eeeeee " = mba ho ela velona anie ianao. Satria hono ny " aina " zava-dehibe @ Malagasy.

30. lanto ( 27/09/2006 07:52)
le "amboa" tsy fanompana le olona heverina nampievona fa ilay mievona. Sao manko ka ny razana na lolo no mampievona.Ny filazana anao hoe amboa d heverina hampihataka azy, raha olona sao de mba alainy. Ny zaza no tena atao an'io. Misy indray mba micharme kely de atao hoe "pisouuu" , "alikaaa", "sakaaaa" fa biby.
mitovitovy amin'ny atony ilazana ny "beau bébé" hoe "amboamboa" na "alikalika" e! "ratsiratsy" hoy ny any atsimo. Tsy azo atao mahafatifaty na dongadonga na tsara tarehy sao honon'ireo tsy hita maso ireo :lol:

31. Fiffi ( 27/09/2006 18:24)
le dongadonga koa ve tsy azo lazaina ? tsy hoe matavitavy ve ny dikan'io ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4052