Amboa ! Velona ! à tes souhaits .

1. Fiffi ( 25/09/2006 17:24)

Iza no mba mahafantatra ny antony hilazana hoe amboa , velona na (à tes souhaits)(ho an'ny vazaha) rehefa mihevona ? Misaotra anareo :)
novalian'i Fiffi ny 27/09/2006 18:24
2. boubounezy ( 25/09/2006 18:00)
tô refa miévona dé somary mijanona ny fitepony (l) k zay ngamba ny matonga anizany:-D:roll:
3. simplex ( 25/09/2006 18:15)

le hoe velona (a tes souhaits), refa mievona tsinahy, de hoe misy mahatsiaro hono dia izay le atao hoe velona ee, tsy haiko.

fa nga misy amboa zany kou :?:
chiens de salon, buldog, chien berger :-D:-D
4. fasaly ( 25/09/2006 19:22)
:-D:-D:-Deny tkou fangah misy hoe amboa!:roll::-D
5. Fiffi ( 25/09/2006 19:27)
misy io kah! nandeha vakansy tany Sambava zah taloha no nahenoko an'io an!
6. pissoa ( 25/09/2006 19:36)
Misy miteny io amboa io fa tsy haiko koa ny dikany.

simp - io velona io aza otran'ny misy tohiny koa kou :roll:

1 - velona
2 - tsy tian'ny rofy
3 - afaka aaaa:-D:-D:-D

fa tsy haiko koa ny dikany sy ny antony :-* (fa tokony mihevona in-3 zany elah :-D:-D:-D )
7. vale ( 25/09/2006 19:49)
Fiffi:hay ve misy an'izany hoe amboa zany koa e?:-D:-D:-D:-D
t@ zay mbola kely ndray de nisy ankizy nampianatra anay rehefa mievona hoe: veloma ze manina, ze mifosa tsy vanona:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
8. fens ( 25/09/2006 20:03)
Ny antony nahatonga ilzay hoe amboa dia io volazan'i vale io:
izany hoe raha ampiana fanazavana dia rehefa mievona ny olona iray dia heverina ho misy mahatsiaro izy ka na io olona io mifosa azy na io olona io mahatsiaro tsotra fotsiny. Noho izay dia naleon'ny olona manome tsiny izay mifosa ka oharina amin'ny alika izay biby heverina ho ratsy sy tsy misaina.

Izay angamba fa tsy haiko ze manana fanazavana hafa kou!
9. Fiffi ( 25/09/2006 21:30)
vale:
rehefa mievona hoe: veloma ze manina, ze mifosa tsy vanona:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
:-D:-D:-D vale: de ahoana zany akia rehefa manao sakafo ka mampiasa poivre de mampihevona ? :-D


10. Lejim ( 25/09/2006 22:03)
vadim-piso koa fataonay tamin'ny mbola kely! bless you hozi'ny Amerikanina!
Tsy haiko aloha ny anaovana azy fa toa fahalalam-pomba hono ilay hoe velona ko. Dia sangisangy ilay vadim-piso (tsy Pisoa an :-D )
11. Fiffi ( 25/09/2006 22:15)
:-D:-D tsy izy kosa kah! zany piso=saka kely :)
12. Lejim ( 26/09/2006 02:38)
Fiffi, ka amboa = alika e! :-D
Samy tsy izy izany! lol
13. Fiffi ( 26/09/2006 06:18)
Lejim:
Fiffi, ka amboa = alika e! :-D
ka misy faritra any Dago hoa miteny hoe amboa ! na koa hoe amboa velona ! fa tsy midika hoe alika io eh!
Ohatra fotsiny ny teny hoe voatabia ! misy faritra hono tsy azo lazaina io fa lasa teny ratsy @ ry zareo.


14. pissoa ( 26/09/2006 07:05)
Maninn an'Lejim njay ny vadim-piso e :P:-D:-D:-D

Nampoiziko fa ny mpiteny anglisy no mampiasa Bless you fa tsy hoe ny amerikanina fotsiny :roll:

Prof-nay tam'TC nahenoako an'io hoe amboa io :-D
15. hery ( 26/09/2006 07:30)
Fomba fiteny daholo io. Misy manao hoe "piso" koa.
16. chipie1 ( 26/09/2006 07:33)
misy manao oe pisokely e , afa drofy ee !!
17. mandrindra ( 26/09/2006 08:28)
aaaaaaaaatcccchooooooum
18. Nivokely ( 26/09/2006 08:34)
velonaaaaaaaaaaaaa !!! :-D
19. vale ( 26/09/2006 09:36)
Nivokely::-D:-D
Fiffi:dia rehefa mihevona ny poivra indray de atao hoe a a aaaaaaaatchoum!:lol:hihihihihi
20. vale ( 26/09/2006 09:39)
mandrindra:

aaaaaaaaatcccchooooooum
mandrindra::-D:-D:-D ,tsy mba sery na gripa fa manimanina ny sipa:-P:-D:-D:-D:-D:-D:wink:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6218