ari.malala

1. Aino ( 21/09/2006 10:38)
ory zoky malala ah!! aiza @izay ilay vahiny fa efa mba miandry anie izay eh!! tsy efa velibe izy ao , tsy vahiny tsony aza fa ho tompotanana ny serasera koa, ilay sary no tiako jerena, raha azoko jerena akaiky sy tsongona aza izy tsy maninona!!. de bisous ho azy eh!!
novalian'i Aino ny 28/09/2006 19:09
2. ari.malala ( 21/09/2006 12:03)
Manahoana aky, hihihi, njy ko mampime ana! ndraso aky fa hoavy a :) tongava hanongo e, sady izy mafatifaty a, :-Pndraso fa hanandrana hampiditra ndray za refaveo e, nanandrana anie za maly fa ts nety e!
3. Aino ( 21/09/2006 13:07)
izany ah dia misaotra betraka aza eh.
4. fasaly ( 21/09/2006 18:22)
zay ahay aky ry ari.malala a! zà mbo manotany hoe aiza ny vondalana de we tsisy hono:cry:zany ve de mbo tiko:cry: sary anie io vondalana io rotany e!:wink::-D:-*
5. jennifer2 ( 22/09/2006 13:18)
f'angaha tsy zazakely indray le vondalana?
6. ari.malala ( 22/09/2006 15:14)
faasly :-D:-D:-D:-D:-D:-Day v e!:-D:-D:-D:-D:-D ary tsy azoko antsaina mintsy an, mbola rouillé be mmmmintsy zany saiko zany kle:-D:-D:-D hoavy eeeeeee:-D:-D:-D @ herinandro fa bon week end alo e
7. mandrindra ( 22/09/2006 15:16)
dia tsy hatory mihitsy izany amin'ity week end ity fa hiandry sary
8. fasaly ( 22/09/2006 15:16)
bon week aky ari.malala a! de miandr yzany e!:wink:aza avela rouillé zany fa efa mbo ela ihany zay telo voalana beuh zay:-D:-D:-D
9. ari.malala ( 25/09/2006 06:55)
Mbola vao ray alo no ao fa ngoza beuh daolo ny taillenle izy de mbola akelezina tsi1-1 fa refa misy fotoana e

Fasaly, rouillé aly fa efa tolo volana beuh zao tsy nikasika ordi a :-D:-D tsy nieritreritr aasa mintsy, fa nahatsiaro serasera ihany alo na izany aza e;) surtout ndry ;)
10. mandrindra ( 25/09/2006 08:00)
kay ve misy sary be taille ko e:-D:-D
11. ari.malala ( 25/09/2006 08:04)
manddrindra, ieuuuhhhhhh! :-D:-D!:-D mila manao regime e! :-D:-D:-D
12. Aino ( 25/09/2006 14:46)
mandrindra :-D izaho koa aza mba sahirana mihintsy t@ voalohany ko!!
13. fens ( 25/09/2006 20:24)
hay ve nisy bevohoka tao de nisy niteraka de nisy vahiny de nisy tompontany de nisy karazany bedabe fa zahay no tsy naharaka eeeeeee!

de arabaina zany ny namana rehetra fa dia nitombo ny fianakaviamben'ny serasera.

Ento aty zany zaza mba trotroiko oe!
14. Angie ( 26/09/2006 06:38)

Arabaina ari.malala zany nomen'Andriamanitra dimby sa fara? sa kambana.
Mirary soa indrindra akia ho tahian'i Tompo hatrany ange anie nareo mianakavy kely.
:-*
15. mandrindra ( 26/09/2006 13:30)
ari.malala, dia inona aloha izany izao no sakafo fadiany?:wink::-D:-D
aino, inona aloha no mahasahirana androky e? :lol:
16. kala ( 28/09/2006 14:58)
ari.malala > tsy enao tsony zao no malaza fa ny zazakely ê!
:* hoan'ilay zazakely
17. Aino ( 28/09/2006 19:09)
ari ny napiditra sary anky ah!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4655