vehivavy mola (Elia Ravelomanantsoa)
21. fijo
(
21/09/2006 21:58)
ô ry papa an,ary mikata be rajakoba ao amin'ilay site an.fa eto an tanana lery tena tsy hoatra an'io kle.
prime izay mihintsy.aoka hitsahatra le fanaratsiana be fahatany io.tohano izay tiana fa aza ny hafa no haratsiana.
prime izay mihintsy.aoka hitsahatra le fanaratsiana be fahatany io.tohano izay tiana fa aza ny hafa no haratsiana.
22. mandrindra
(
22/09/2006 08:28)
maka sary lesy dia tsy maintsy mba atao milay a.
hevitra no ampiadina, dia hevitra no tsikeraina e.
hevitra no ampiadina, dia hevitra no tsikeraina e.
24. jimtex
(
22/09/2006 12:32)
tena hotrin'ny mampihome be le projet de societe ry mandrindra fa mahay aniny doly ny rehetra manjono trondro ao anaty koveta e!:tsy mety miova mintsy ny gasy fa mpanjono vahoka no asany sy mpamitaka de mody mirotsaka de 2è tour milaza manohana any jimtex zay mba omeny pilasy ministre avy eo heheheheh.,mba tonga saina!sao manody!
25. mandrindra
(
22/09/2006 12:37)
anjarantsika mamaky anie no mametrapanontaniana hoe mety ho tontosa ve ny drafitasa napetrany? manana ekipa entina manao an'izany ve izy? ahoana no ahitany ny vola entimanana....?
fa tsy hoe izay manolotra projet dia ho ataontsika amen daholo
fa tsy hoe izay manolotra projet dia ho ataontsika amen daholo
26. fijo
(
22/09/2006 21:51)
izay mihintsy no olana.ny hevitra anie samy mahita ary samy manana tsara e.fa ny olana dia ireo.
-aiza no ahitana vola hanatanterahana azy.
-ny "namana"rehetra ve tena vonona sy nanohana noho io hevitra io,sa le "seza" fotsiny????
-ny vahoaka koa ve vonona raha io drafitra io no hoatao."ny fanovana mantsy matetika misy mangidy lalovana aloha"

27. akbaraly
(
23/09/2006 18:58)
Mandrindra an! Sao de mba mahalala site n'ireo mpilatsaka hofidiana hafa ianao ankoatr ireo zay efa nolazainao ireo de ankoatry ny an i Pierrot satri ny azy io efa fantatro. Merci
mandrindra:
nanangana site izy, www.gasy-net.com
misy resaka ambangovangony azo vakina ao. aleo ny hevitra no ampiadina fa tsy ilay olona no tsaraina hoe kavia sa kavanana izy io.
ny an'i rajakoba daniel dia manana ny site www.rajakoba.org koa izy
28. mandrindra
(
25/09/2006 08:12)
ny an'ny tim izay mampita ny vaovaon'ny presidence dia www.tim-madagascar.net na .org koa io dia misokatra.
ny an'i pierrot moa dia www.pierrot-rajaonarivelo.org saingy lery tsy kandidà fa mpivazavaza fotsiny aloha.
ny mpifaninana hafa rehetra dia tsy mbola misy manana site aloha hatramin'izao
ny an'i pierrot moa dia www.pierrot-rajaonarivelo.org saingy lery tsy kandidà fa mpivazavaza fotsiny aloha.
ny mpifaninana hafa rehetra dia tsy mbola misy manana site aloha hatramin'izao
30. prime
(
26/09/2006 12:48)
D aza be fialonana koa isika rey olona a... Elia tsy havako tsy taovako tsy volovoloko fa mba olona manana ny mahaizy azy izy... Rehefa tsy hifidy azy d lazao hoe izao ny programa lazainy nefa mety hampihemotra ny firenena satria izao fa tsy ny atin'akanjony sy ny fofony sy ny adalan-janany no resahina... Isika rehetra tsy hary modely @ fahendrena fa samy manana ny fahalemeny avokoa ka rehefa resaka politika d politika resahina fa raha resa-bhvv d aleo afindra any d fosao ho faty araka izay tianareo any izy fa tsy maninona... fa avoahy ny fandalinana ara-politika mikasika azy (na mety na tsy mety) dia milay...
32. fijo
(
27/09/2006 21:57)
kitjo "rapozo ny anaran'ilay silamo naikka hoe "hilatsaka"efa nanao toa io izy tamin'ny 1989 ngamba iny.olona tsy mananan hevitra akory iny fa manaiky izay lazain'ny rehetra.
prime,za koa tsy tia io fanaratsiana be olona io.safidy ,no atao,dia samia manatsara izay tiany fa tsy manosona olona
prime,za koa tsy tia io fanaratsiana be olona io.safidy ,no atao,dia samia manatsara izay tiany fa tsy manosona olona