vehivavy mola (Elia Ravelomanantsoa)

1. xxx ( 19/09/2006 13:38)
Nahoana no ataoko hoe vehivavy mola?
Satria ny tenany ary tsy velony koa hirotsaka, hirotsaka, tsy mitovy anie ny mivaro-tena sy ny mitondra firenene e!samy miatomboka @ mi fa tsy mitovy e!
Ny zanany (Mika kely, Fredy)ditra , escros, violeur, voleur. Aloavy aloha ny volan'olona zay vao mirotsaka e! 125 millions anie betsaka no manana fa mety hoe tsy te hanao izy fa aleony hanasoavany ny ankohonany e!
ça dépend de toi ma chérie présidente. Mais faite attention je ne vote pas pour toi parce que t'es moche et sa pue en plus. Bye
novalian'i fijo ny 05/10/2006 23:05
2. nanourand ( 19/09/2006 14:09)
itan'i olona anie ny IP address an'i ingahy de aveo tracer-na e! de tonga ao @ le Provider an'ingah de anotaniana hoe iza le topony de fantatra ingahy de ween beu! tsy tokony miteny raha tsy manana porofo fa sao de tsa mety e :wink: sa aon?
3. mandrindra ( 19/09/2006 14:38)
zay mihitsy, avoahy ny porofo e
4. vetsoko ( 19/09/2006 14:55)
f'angaha moa tsy misy sivàna eto le
5. jentilisa ( 19/09/2006 15:57)
inona daholo ary ity fanaratsiana rehetra ity. Fa voasazy angaha ianareo ho tsy mahazo mifidy dia ny hafa no latsalatsaina hoe naofa daholo ny olona mirotsaka? Raha any ivelany indray moa atao ahoana nefa mahagagany miseho ho mahalala nohony eto an-toerana k'ty
6. lagoon ( 19/09/2006 17:24)
Ataovy mazava tsara ny resaka an.Nilatsaka ho depiote izy iny nefa tsy nahazo vato firy akory,ka inona no hilatsahjana Prezida eo.
Raha izaho i Elia dia milatsaka ho filoham-pokontany aloa,izay vao mikatsa toerana lehibe sy mba ambonibony!!:-D:-D
7. fijo ( 19/09/2006 22:53)
zoany ve ny milatsaka?raha eny ny valiny dia avelao izy hilatsaka,.
hifidy azy ve ianao?raha tsy te hifidy azy enao tsy voatery.
fa zoanao ve ny manaratsy olona tsy misy porofo?tsia.ary eto aloha dia ianao no mandika lalana ka saino tsara.
8. vale ( 19/09/2006 22:54)
xxx:

Nahoana no ataoko hoe vehivavy mola?
Satria ny tenany ary tsy velony koa hirotsaka, hirotsaka, tsy mitovy anie ny mivaro-tena sy ny mitondra firenene e!samy miatomboka @ mi fa tsy mitovy e!
Ny zanany (Mika kely, Fredy)ditra , escros, violeur, voleur. Aloavy aloha ny volan'olona zay vao mirotsaka e! 125 millions anie betsaka no manana fa mety hoe tsy te hanao izy fa aleony hanasoavany ny ankohonany e!
ça dépend de toi ma chérie présidente. Mais faite attention je ne vote pas pour toi parce que t'es moche et sa pue en plus. Bye
anjenestooooo, efa tany ngamba xxx naheno an'le fofona:lol::-D:-D:-D:-D:oops:, ka raha mba izay kosa aza no mahafalifaly ny fony, anjaran'ny olona no misafdiy zay tiany koh,


9. vale ( 19/09/2006 22:57)
vetsoko:

f'angaha moa tsy misy sivàna eto le
zà aza mbô gaga ry vetsoko:°)


10. fijo ( 19/09/2006 22:58)
tomponandraikitra amin'izay lazainy izy e
11. Zina ( 20/09/2006 02:47)
Misy ny sariny ve ato e? ny bio-ny?
12. vakiniadiana ( 20/09/2006 06:29)
ô ry xxx aza dia milaza zavatra betsaka loatra momba azy iny, fa izy hono anie toa akaman'i Sarko e, sao dia ahitan-doza. Hoy ny ohabolana sinoa izay hoe : Ny marina rehetra dia tsy filaza :-D:-D:-D

Fa za aloha tsy hifidy azy e, na tambazana aza, fa angaha raha miteny frantsay be dia manora-tena ho intellectuelle ? tokony nanao filoham-pokotany na lehiben'ny dôrkasy marina aloha izy :P
13. rakaroka ( 20/09/2006 07:16)
Aleo kosa rangahy mba hilatsaka ny vehivavy an! déjà tsy misy firy fa mba roa fotsiny ny candidature dia henjehinareo Bbbbe ohatry ny inona!
ary aza dia haratsiana Bbbe toa izao, mbô misy tôtra ratsy tsy toko tsy forohana koa anie, ary fanodikodinambola BBBBbbbe noho ny azy amin'ireo lahilahy ireo saingy tsy volanina eto fotsiny!...
14. lemenakely ( 20/09/2006 12:10)
Misy marina aloha ny resak'i xxx fa ramatoa iny dia fetsifetsy ,tsy fanaratsiana be fahatàny fa azo anontaniana ireo olona maro izay voafika t@ salon maro2 izay nokarakarain-dramatoa io! raha hilatsaka ihany tokoa tsy aleo ve aloha mbà filohampokontany sy ny faritany aloha ho jerena fa mandingana zana-tohatra betsaka ka manjary hitan'ny olona aty aoriana ny kilaoty:-D
15. xxx ( 20/09/2006 13:06)
anjemants njenanary ooooooo ! tonga ato njay Dr Robin tatsy am "forum tiako" sy ny solon'anarana vrakiny boueh

8O8O8O8O8O8O
16. rakaroka ( 20/09/2006 21:50)
Be tokoa ny arako amin'ny resaka atao eto fa dia misaotra amin'ny vao2 e!
17. fijo ( 20/09/2006 21:58)
avelao izy hilatsaka dia ny olona no hitsara azy e.io fanaratsiana be io ialao fa tsy mendrika
18. HESHA ( 21/09/2006 08:47)
misaotra an reo zay mahafantatra bebe kokou an i Elia R. alou zany mba nampahafantatra anay ny zava-misy.
Le filazana volan ol sy bla bla bla tsi olana fa aza de asiana zavatra mamoafady kosa reto fa mba ol ihani ange izi na de tsi tiantsika aza e. Sady ny ataon ny zanani ve de heloki ni renini kou ??????
za kou alou tsi hifidi azi e, ny antony de tsotra, vao nikozy oe ilatsaka izi de teni vaza be le notenenini nefa ni gasi 80% tantsaha no ifidi ko aona no ahalalan reni an zani ?????? na de hoe efa mihena aza ni tsi fahaizan taratasi, amiko mbola gasi no milatsaka ho fidian ni malagasi fa tsi vaza, donky .... tsi ilaina ni midoka tena
19. mandrindra ( 21/09/2006 11:49)
nanangana site izy, www.gasy-net.com
misy resaka ambangovangony azo vakina ao. aleo ny hevitra no ampiadina fa tsy ilay olona no tsaraina hoe kavia sa kavanana izy io.
ny an'i rajakoba daniel dia manana ny site www.rajakoba.org koa izy
20. prime ( 21/09/2006 15:13)
Hevitra aloha resahina, dia tanjona, dia programa, dia kalendrie, dia izay vao olona sy ny ekipa e... Fifidianana filoham-pirenena anie izy ity fa tsy fifidianana miss e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076