Mivavaka tokoa Ve aloha RaFaly (ravalominana)
21. rakaroka
(
20/09/2006 23:11)
Tsssss lalana ve no mba vita nisongadina tao anatin'ny dimy taony dia mihoraka?.... Wwwwaoh!
Nijery "foire" de Business tetsy sy teroa aho fa Hi-tech hiry no efa nivoatra ?..., tamin'ny sampana isan-karany cinq ans passé, projet tsy voatanisa no nodiaviko teto izay na tanatin'ny herintaona fotsiny aza!
Raha jerena sur repère hoe axe des X ny taona, dia axe des Y ny zava-bita. Dia ny an'ny gasy X=5;y=1
ny aty X=5;Y tend vers l'infini!
Tsy fialonana izany fa ZAVA-MISY FIERITRERITRA plutot,et en plus mba nananany tokoa ny vola!...

22. pakopako
(
20/09/2006 23:37)
Za indray alou tsy miteny hoe christianina izy na tsia fa izay mitondra baiboly makany ampiangonana toa milaza fa christianina dôle aloha.
lery aloha efa mba nahavita lalana ihany eh tsara izay, fa ny ekomia toa tsy tafa mihintsy k'le sady tsy laitrako @ lery mampanantena ny tsy misy oh: nisy foir nataon'ny artisana izay nilaza izy fa izy ihany ny mandoa ny stand rehetra inona ny teo mbola nitaky t@ireo mpanao asa tanana ireo i P. ramiaramisaosy

23. besoiiin
(
21/09/2006 16:45)
ela v less no manao foir de za no handou ny sôsssss??? tsia ry zanako fa manin elah raha mba mitady sa tsisy azoundamosn??? matetika ny olona tsy dia lava fisainana mba tsy ilazako hoe fohy fisainana no tsy mahatakatra ny mety ho vokatra ateraky ny zavabita ankehitriny, na d heveriko ho tena tsotra sy mora aza ny manakatra izany! ririnindasa tsy tsaroana toukou ngamba reny lalan'anosibe izay nanaovana propagandy nandritra ny mandat 3 misesy reny kouuuuuuuuu..... sa v ry lerony reny ilay maka sôsi maosika vam maty andavaka teny isotry rehefa fahavaratra... maka ny vola tsy nisasarana akoury???? ka zatra ny lalandririnina ka hoe aloavy re ny foirako ôôôôôôôô
24. fijo
(
21/09/2006 22:08)
besoin an,mampiomehy anie ry zalahy ireo e.misy izao vao itako tamin'ny gazety nilaza hoe :"i ravalo tsy nahatanteraka ny 50% ny fampanantenany akory".ekeko tokoa izany.fa ry zalahy teo ve,nahatanteraka ny 2% ny zavatra nolazainy?????ary milaza izay mahita mpanao politika mahatanteraka ny 30% ny zavatra lazainy amin'ny propagandy.na any USA aza.
tsaroako tsara radidy fahiny hoe amin'ny taona 2000 dia tsy ahandtra intsony ny malagasy.2002 ravalo no tonga teo.mbola tao anaty aizina tanteraka ny gasy.
tsaroako tsara radidy fahiny hoe amin'ny taona 2000 dia tsy ahandtra intsony ny malagasy.2002 ravalo no tonga teo.mbola tao anaty aizina tanteraka ny gasy.
25. besoiiin
(
21/09/2006 22:39)
fijo> mba itako kou iny gazety iny! bandy efa teo @fitondrana ngeh reny niaraka t@zafy e.... kanefa mou niarahanahalala ny havendranana d tsy nahavita mandat 1 akoury fa empéché kou.... mora manadino ny gasy an.. tsy tsarony ngamba ireny nilahatra menaka, vary, savony reny! tsy tsarony kou ngamba ny nanaovandradidy azy t@ 2002 reny, efa nataony fay rano teto tana teto ka saika ny kàkà ngamba sisa no nahodina atao kaly raha tsy nirevolte namaky baraz! tadidiko ny filaharana lasantsy matory sy anaterambary eny @ station, nefa 2 andro vao mahazo 10L. @ efa ho 35.000 fmg ny litr eny @sisiny raha maita! in nefa no nahatonga izany? ny loan'andovindradidi ihany kouuuuuu. nefa izao sahady d hoe talou eee talou eeeee.
ny blem d zao! everindry zala fa hanao magie angamba iravalo ka izara 100.000.000 fmg isan'olona mba hampanakarena azy! ny sasany aza te hanao exposition @ foire kou ny vola any ampaosin'olona no antenaina handoavana ofana stand! aza misaina ihany ry zalahy fa dia hifotetaka @tany eo aaaaa! na hiakatra velona any andanitra aza ialahy sao mihevitra fa andriamanitra hanampy an'ialahy???? tsy kobondrangah ngah ilay teniny hoe : ny atsembohan'ny tavanao no ihinananao .... fa tsy ny sôsindravalo akory:lol::lol: lavab e???? hihihi

27. vetsoko
(
22/09/2006 12:11)
za aloha tsy manohana an'i radidy de tsy miditra @ le resaka fialonana fotsiny fa tsapako fotsiny hoe miha- mahantra isika gasy,mahantra be fa tsy mahantra kely ary dia betsaka ny écart misy entre ny pauvre sy ny riche
28. jimtex
(
22/09/2006 12:52)
tena tsy haiko le milaza hoe nahavita nony teo aloh za tsy manampy andradidy fa tsy aleo ve ny teo aloh na de lazaina tsy nahavita nefa to ,niadana kokoa ny gasy .Lalana fona no resahina nefa efa vola azo t@ andron'tantely no ampiasaina mbola asan'ny teo aloh fona e.Tany tsaralalana zao nisy ramatoa tsotra nizara vola t@ mahantra , le raminana nefa nampanatena 4l isatokatrano maika na ny ho hanina aza tsy hita .izao idray asa na hoe fidio za de hangoniko farany ny volan'ny malagasy satria tsy maintsy mitsoaka za vao vita ny 2è mandako sao vonon'ny gasy eto mada .Alaivo aneritreritra moa no hiafarandraminana faly aho.
29. mandrindra
(
22/09/2006 13:04)
tsy azoko mihitsy ity fampitahana amin 'i dede dede ity e. i dede anie ka tsy hiverina intsony ary tsy afaka ny hiverina intsony e. ka na iza na iza mitondra eo dia famindra hafa no ho hita eo na bandy efa niara-niasa tamin'i dede aza, mety ho fotaka, mety hilay, mety ho eo ho eo ihany koa.
30. besoiiin
(
22/09/2006 18:30)
fa ialahy isany v mihamahantra e! mampalaelo zany... d mievitra v lisany fa i ravalo na daniel rajakoubà na i lainiriko na i roland ratsiraka na izay mbola hilatsaka eo no hampanakarena anlisany??? :D:D:D sao ho diso fanantenana eo ry akama aaaaaaa... sao afaka 5 taona indray ka idradradradra eto @ forum hoe tsy nahavita i bozy eee, naleoko irabe eeeee....
sao everinlisany ho t@ andron'ny zanak'israely ary zao ka hisy mana milatsaka avy any andanitra e! mba ampiasao lesy ny saina ry akama isany a! tsy mahita fika hampanakarena afatsy ny avy any @ mpitondra v lisany e??? d sur v lisany fa hisy mpitondra tena hampiraraka sôsy ohatra ilay ramatoe teny tsaralalana eo??? kandidat efa mamba nôna sy lanaky ny dia ireo v less no antenailisany hampihiratra ny andrompiainanlisany??? raha izy v ny tonga eo tsy ny mahametimety azy alou no ataony voalohany de aiza ela @ zany? sa hanova filoha indray afaka 5 taona! mbola lavitrezaka ihany ilay toetsaina tena vonona hiotra fa tsy hiankina amanolona eto Mcar, indrindra mou eto @ty forum ity! dia miandrasa lesy andravalo tsy hivalana eo a!

31. fijo
(
22/09/2006 21:57)
marina aloha fa tsy mety le mampitahylava amin'ny teo aloha ity.fa raha hifidy kosa anie.matoa mifidy dia manao safidy amin'izay efa nisy sy misy izao.ka miverina foana le fampitahana.hakama hevitra ny "mety" hoavy
32. Simpona
(
23/09/2006 09:04)
:-w:-w:-w:-w:-w
vao vay namaky ilay mijer amin'ny maso tsy miangatra aho dia leo be mamaky an'ty ady hevitra ity :-w:-w:-w:-w
vao vay namaky ilay mijer amin'ny maso tsy miangatra aho dia leo be mamaky an'ty ady hevitra ity :-w:-w:-w:-w
33. vetsoko
(
23/09/2006 11:42)
tsy maninona anie ry SIMPONA no miteny hoe za tsy mitovy hevitra aminareo dia manome hevitra hafa ise,raha tsy izany aza miditra eto @ le rubrique politique fa tsy hitovy hevitra aminao daholo akory ny olona satria ianao hafa dia ny olona koa hafa,ary ny politika mitàna toerana be ny débat,soso-kevitra ihany izany,fa na izany aza isika miha-mahantra,ary miha mahantra be,constat io sady réalité aza hitsoahina ,tsy azo itsoahina fotsiny io fa hoe satria tsy hevitrao,zavatra subit io,efa hiainana ary indrindra isika manakaiky fifidianana,tsy maninona ny miova hevitra c'est plutot intélligent et surtout résponsable fa ny fanatisme tsy mampandroso,hoy ny ohabolana vazaha hoe ce sont les imbéciles qui ne changent jamais d'idées
34. prime
(
26/09/2006 12:40)
Mivavaka tokoa v? mahay politika v? merina no sady andriana nefa?...
Tsotra ny valiny, efa miova ny rivo-piainana politika sy ara-toekarena eto dago... efa vita hatreo ny politique de subventions, ny politique gauchiste basée sur l'égalité sociale, ny politique d'exclusion basée sur les tribus et les castes...
Ny safidy politika rehetra dia misy fiantraikany tsara sy ratsy avokoa... ny nosafidintsika dia ny "ultra-libéralisme"... ny "indices de développement" dia "positifs" avokoa (ara-statistika), fa ny "inconvénients" dia tsapa fa tsy ho an'ny daholobe io safidy io... Ka rehefa tsy mahita rirany isika dia mila mifehy fehikibo dia mitady izay fomba irotsahana andraisana anjara @ asa fampandrosoana fa mbola hihahahantra izay mahantra ankehitriny rehefa kely2 raha variana mitsikera fotsiny eo...

35. fijo
(
27/09/2006 22:02)
prime,araka ilay lazain'i besoin io.samia aloha mitady sy manavotra ny azy,dia samy ahita valiny avy eo
36. mandrindra
(
28/09/2006 13:55)
marina anie ry zalahy ny hoe miankina amin'ny herin'ny tena ihany aloha raha te ho tafavoaka. fa raha izay fotsiny no eritreretina dia lasa tsy misy ilana aza intsony ny fanjakana. ka amiko samy manana ny andraikiny na ny vahoaka na ny fanjakana.
37. fijo
(
28/09/2006 20:07)
ka ny fanjakana anie,dia manao izay rafitra ahafahan'ny ts1 1 hiasa sy hamokatra e.
38. papala
(
06/10/2006 12:06)
le hoe aloha ny ofan'ny stand ? ko raha tsyinona ko ?
mievera tena fa tokony hovaina mihintsy ny toe-tsaina e?
mievera tena fa tokony hovaina mihintsy ny toe-tsaina e?
39. felanawil
(
06/10/2006 13:02)
raha tsy pivavaka zany ra8 de aleo rajakoba fa iny hono pivavaka, :^):^)ory dondrona isany an, mba tonga saina @izay fa nahavita inona an'ny madagasikara io fivavahana io, dia mbola misy ihany ve @ izao no mety fitahina @ izany, mampalahelo:cry:
40. felanawil
(
06/10/2006 13:08)
:^):^):^)izao mihintsy ny ataon'ilay piandry rehefa mandraoka devoly:evil::^):-/:evil::^):-/:twisted:, jerevo anefa izany atao hoe olombelona tsotra fotsiny, tsisy fivavaha sy famitapitahina sy fiatsarambelatsihy:o:-*:* milay ery fa tsy marikoriko otran'ny ataon'ireny PIANDRY ireny