Mivavaka tokoa Ve aloha RaFaly (ravalominana)

1. xxx ( 19/09/2006 13:30)
Tsy hiteny a hoe minana inona izy fa zay e minana izy.Nataoko hoe ra faly satria izy isak'izay tany alehany dia ny ao am-bavany d ny hoe faly aho vao manombaka ny teniny, iza moa no tonga eo ka tsy ho faly e!betsaka ny promesse natao fa firy no vita e!
Ra olona manaja gasy ka misy saina d tsy manangadra olona @ tsisy dikany, ary maninona no mila fiarovana ra tsy matahotra. Mivavaka tokoa v izy e!merina b mihitsy a sady Andriana koa en plus n'izany fa lasa sarotra ny fiainako vao teo i R..minana, tiako izy fa tsy manantsara ny fiainako (asa ny anareo)fa mandany batterie fotsiny no sady Minana crédit anefa tsy misy option akory, le izy ntsy couleur anefa fa voleur en plus. Tsy haiko fa sarotra ry reto a, za anefa tsy ho lasa ho filoha mihitsy sady tsy vitako moa no tsy tiako koa e, mazotoa d mahaiza mifidy ny horera a!
novalian'i razily ny 09/10/2006 01:28
2. toovs ( 19/09/2006 13:56)
tena misaotra betsaka amin'nilay objectivité

asa na tsy hitan'ireo fanatique io na tsia fa nahoana ary no tsy mamaly ry zareo?

tsy zany fa mba te hihaino ny valitenin'ireo fanatique ah e

3. nanourand ( 19/09/2006 14:15)
kah le izy anie zao e! tsy minambola zany lery fa mba niasa kosa izy nandritra ny efapolo taona e! nivartsa aaaourta iz mitsam de glasy de nahazo vola be de nanao prézida de vômaika nandray karama be : 2.500.000 Fmg na 500.000 ariary (vola be anie zany e) de zao izy zao anafatra amerikana anao direktera de kampaina fa vendrana be daholo ny gasy (mba tsy hilazana zvtr afa) de nefa anie lery ho lany ihany de maninn no manafatra direktera vahiny? sa nôfa be ve le lehiben'i antemiera raha iny ihany? ...
de mba ahoana zao hozy ny banky rehefa le andou le karaman'ilay vazah? satria manko anie tsika gasy rehefa anao virement bancaire ana 300euros hoan'i ankizy mianatra andafy de mila justificatif be mitsy e fa zany hoe ... tsy haiko alou e!
Ratsiraka mety nihinana ihany fa zany hoe mety nanao vola baoritra fa le razoky ray ity toa sady mihinana no mbola ressource kely ananana indray no avoaka kouuu....
ividano rôplann zah dada aaaa
4. mandrindra ( 19/09/2006 14:42)
efa nilaza izy fa hividy fiaramanidina iray kelikely raha mbola lany eo
5. vetsoko ( 19/09/2006 14:51)
réussi tsara mihintsy le illusion nafafin'i leiry e!de lasa betsaka le fanatique
6. rakaroka ( 19/09/2006 14:53)
Vola Bbbe kosa ve no eo am-pelan-tanana tsy aleo mba hi-gesté-na amin'ny gasy hoe "mahakarama" Amérikana.
Oh mon Dieuuuuuu, 'lay gasy hitako nitsipozipozy mitsindroka fako izay, anefa kay misy ihany ny vola fa tsy natao ho azy ireny mihitsy, anefa dia teo ampelantanan'ny olona nametrahany fitokisana ihany!
Indrisy!....:oops:
7. nanourand ( 19/09/2006 15:06)
mandrindra:

efa nilaza izy fa hividy fiaramanidina iray kelikely raha mbola lany eo


Ahitsiko kely r'isé a, tsy hoe hividy hafa kelikely raha mbola lany eo fa hoe "tsy ampiasa ilay soit disant an'i fanjakana anaovana propagande (mbola io manko no terme hoan'i firenena andalampandrosoana fa tsy campagne ) fa kosa hividy iray hafa anaovana "propagande" tsy voalaza na kelikely na manao ahoana.

zay fotsiny ihany, maztou dôly e:wink:

8. xxx ( 19/09/2006 15:13)
rakaroka:

Vola Bbbe kosa ve no eo am-pelan-tanana tsy aleo mba hi-gesté-na amin'ny gasy hoe "mahakarama" Amérikana.
Oh mon Dieuuuuuu, 'lay gasy hitako nitsipozipozy mitsindroka fako izay, anefa kay misy ihany ny vola fa tsy natao ho azy ireny mihitsy, anefa dia teo ampelantanan'ny olona nametrahany fitokisana ihany!
Indrisy!....:oops:



Mahatonga saina a !!!
9. jentilisa ( 19/09/2006 15:49)
Ianareo raha vao be fanaratsiana eo manjary mampifidy izay saiky tsy hofidiako eo an! ny fahantrana efa hatramin'ny ela no nisy fa ny anareo toa... sady tahaka ny hoe tsy afa-mifidy ilay olona dia milaza hoe fidio ny orera...Ianareo malahelo ny gasy atao vendrana ihany kay no mampirisika hifidy ny orera...izany hoe izay fidiana rehetra izany orera daholo. Avoahy ary ny anareo ho hita sao pira noho ny orera!
10. rakaroka ( 19/09/2006 15:51)
Mihevitra marina aho fa mikirakira vola plus que Radidy i Rafalimanan-draxxx ity, fa Radidy anie mba
nanao tsaky pop ho an'ny tsy nanana e, mba nisy fitetezana tetsy sy teroa niantrana ny sahirana , fitsimbinana ny crèche, sns...
Asa ! ka ilaina izany ilay Avion hanaovana rattrapagen'ny temps perdu ko!
Hiaraka amin'ny vola Bbbe 'zao izy eny ambony "Avion",
dia mba hahazo ny anjarany angamba ny dadatoanay any amin'ny birao de vote 'lé tompon'andraikitra farany amin'ny fanisana iny!
11. mandrindra ( 19/09/2006 15:58)
nanourand, maninona moa raha tonga dia kôzina hoe an'iza ilay vorombe iny fa tsy atao hoe soi-disant an'ny fanjakana
12. jentilisa ( 19/09/2006 16:16)
ny tsaky paopinareo indrindra no nanapoizina ny olona ho zara raha miasa ka mahazo dimampolo dia mikaly. Fa angaha ho mandrakizay ny tsaky paopy izao zatra dia milaiso sy manendaka indray angamba noatao hahazoana vola haingana ankoatra ny rami
13. xxx ( 19/09/2006 22:24)
Mihinana angamba no tianao tenenina ry x?
14. fijo ( 19/09/2006 22:58)
ka mialona le izy ampiasa vola be ve nareosa tsy manana vola hanaovana propany e?toa resaka fialonana no itako betsaka aloha eto,fa tsy fanatsarana zavatra.
za tsy TIM an,sao diso be eo,sady tsy mifidy
15. Zina ( 20/09/2006 02:52)
mahita critika ery nareo rehefa tsy tianareo ilay prezy, tsy hitanareo ny zavatra niseho talo? asa na notapenana inn ny masonareo hahahha
16. rakaroka ( 20/09/2006 07:28)
C'est ce qu'on appelle hoe: l'amour est "AVEUGLE" ka na raofina amin'ny sobika aza ny tsy mety ataon'ilay olona dia odian-tsy hita tsotra izao!...
Hafa ny vola azo initiativen'ny olona hanampy noho ny fahatsapany fa fanohana ilay olona: toa izay misy amin'ny "candidats" sasany.
Hafa ny mamoaka am-paosy tamin'ny vola nahodina hanakaramana ny fikarakarana ny pro!
Tsy hitovy ny potentiel d'avenir amin'izany!
17. rakaroka ( 20/09/2006 12:44)
'za kosa aloha ry Jentilisa dé tsy hampinoanao ny marina amboarina fa hoe ny tsaky popy no mahatonga ny olona tsy miasa. Mba fantatrao moa fa eram-pirenena dia misy foana ny olona tsy an'asa na misy na tsy misy tsaky popy! Fa anjaran'ny mpitondra VANONA FOANA ny miahy ny vahoaka entiny!
sanatria tsy hanao tsindri-hazolena toa izay misy izao, ary raha tohizana amin'ny foto-kevitra hoe mba
kristiana ve izany?
Jesoa face tamin'ny fahoriana tsy nandatsa no nataony fa nagoraka dia nanao zavatra.Tsy nanao izy hoe 'ndana miasa ianareo mba ho velona fa manampy ny olona amin'zay vitany: aty amin'ny tany matanjaka aza 'encadré-na ny olona , ampiana vao afa-miarina any toa ny mitaky hetra no hay fa ny mihevitra izay hanampiana ny sahirana, andraso eo i Paoly!Izany no fanjakan'i Baroa!
En conclusion TSY KRISTIANA VELIVELY RA-FALIMANANA
tokony mba zarainy amin'ny malahelo ny ampaha-pananany raha ta ahazo ny fanjakan'ny lanitra izy!
18. besoiiin ( 20/09/2006 14:38)
tsitako lesy z blemn'lisany @ zany a! sa v mialona e! tsisy idiran'ny hoe kristiana izany na devoly fa ny atidoa no ampiasaina e! matou lery tafa sy b sôsy sy maka ny any ampaosinlisany de mba niketrika ny atidoany e! tsarovy fa leri ngeh ka déparzéro t@ fiainany e! kanefa nahay nampiasa saina ka tafita! ka tsitako izay olana @zany fa mba mihetsiketse kou e! ampiasao ny saina fa samy manana fa vitany v tsy ho vitanlisany d ra tsy faly aminy de mba milatsaka prezida kou mba mitondra! ary refa mifonce sy miketrika kou ela n'izaniza mitondra eo milamina fôna ny fiainana e.
za kou tsy TIM na fanatik fa ny logik no jereko e!
19. rakaroka ( 20/09/2006 22:02)
Ao anatin'ny fon'ny olona sasany ve mbola misy fo mitempo? ka karazam-by miempo?...Ilaina ny vola fa tsy ampy raha izay fotsiny no habahana eo amin'ny fiainana
Heureusement aloha tsy dia hoe tsy manan-ko ho hanina , ary 'lé izy angamba heverin-drizareo hoe rehefa tsy mizahozaho tsy misehoseho tsy hitan'ny faribolana kelin-drizareo ny être iray dia tsy misy fotony na tsy misy mihitsy! Hadisoan-kevitra re izany!
20. fijo ( 20/09/2006 22:04)
ka izay mihintsy ry besoin an,rehefa tena dinihana le resaka dia fialonana no betsaka.
za koa aloha mahita hoe raha resaka lalàana dia be no azo resahina,fa raha ny zavatra vita sy niova aoha dia izy irery izao no mba hany nahavita.
ka na lazaina fa tsy mahay teny frantsay sy tsy tena kristianna aza izy.anazy izany.bush koa tsy mahay teny frantsay.ary tena kristianina ve?tsy any ny olana,fa nahavita ve izy????raha mihoatra amin'ny teo aloha????izay valiana ry zalahy an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0695