Papa Norbert, ilay mahay manangeza

21. fabio ( 13/10/2006 08:50)
Ra te ho ngeda ny anao d mandehana any Ambatofilokana any Fianarantsoa fa dia ngeda tokoa.
22. fiderana ( 13/10/2006 09:42)
tsy ilay papa norbert no olana fa , ilay hoe halebiazina , ngaha raha lehibe dia mahavita inona, tsy izany ny fijeriko azy fa, ny efa vita eo ihany dia ampy, hosotrosorana izao rehetra izao, hataovy fa ho bory eo io vao hivanaka fotsiny marina..=))=))=))
23. manantsoa ( 18/10/2006 05:20)
Ny an' ilery aza tsy hainy akory ny manalehibe ny azy . Aza manaiky rebireben' ny sasany ry zalahy a.
24. Noslid ( 18/10/2006 12:34)
Mahery mihinana sosisy hono de mitombo io eh:-D:-D:-D:-D:-D
25. belaza ( 18/10/2006 12:49)
ai ai ai aleoko ihany kely fa dadany ka, raha sanatria ka nositrosorana anzao rehetra izao, ka raha naniry be d be tampoka nanodidina teo tsy ho loza?.:@
26. litadipre ( 19/10/2006 10:31)
any @lalana RN7 iny koa misy iray manalebe araka izay revena.
27. belaza ( 19/10/2006 12:00)
tena mety eny Andranomanelatra eny zany lelikah ohatriny marina zany e?
28. rnjak ( 23/10/2006 12:25)
mba torohy hevitra ry zalahy simponia fa mampalelo a!
zao simponia hevitra tena mahomby iety ary fataonay tamin'ny mbola kely tany antanim-bary ary tena mandaitra be 99% ka reharehanay amin'izao
- miaraha ianareo maromaro 4 na 5 eo
de izay sahy voaloha no tena poinss
maka elisany tantely le manidina ; fa sao de le ranony ka lasa mifampitsetsitra ao daholo indray :
de somary afatory kely ny latak'izay atao voalohany , de somary sotonina hienjana tsara , avy eo tsondromy amin'ilay fanjaitrana -tantely moramora (((le tantely ihany no avela hametaka azy eo fa tsy le fanjaitra no apetakao eo an)))de aza mikofoka mihintsy fa asivo tazomin'dri zalahy fa aza mikofoka mahitsy fa izay maharitra no manana ny ngeza
tena sahiko ny migarantie anareo fa tena mety be io ary afaka mitemoin an'izany zahay
29. kasikety ( 23/10/2006 15:32)
Le adresin'i Papa Norbert mihitsy ry zalah no mba tiako ho fantatry ny rehetra a! sa ve tsy izay no vahaolana e? Toa lavabe mantsy le resaka.
30. rnjak ( 24/10/2006 10:16)
ka eritrereto ary hoe hita hono le adiresy
de lasa nankany daholo ny bandy internautes retra de hatraiza ka hatraiza ny filaharana
moa va tsy ny filaharana no lava alohan'ny zavatra halavaina
aza hitako aza mahita ahy ka hatramin'ny dadabe sy ny zaza efa malala fiainana angalatra hilahatra eo aza misy anie zany
31. Kamoufle ( 25/10/2006 11:14)
Ny zavatra tsy nisy nahalala dia pelaka be anie i papa norbert eeee, ka sady mahazo vola izy no mahazo fahafinaretana ,zara aza tsy no tsindrominy tao....haahhaa
32. kelly13 ( 25/10/2006 11:25)
Kamoufle:

Ny zavatra tsy nisy nahalala dia pelaka be anie i papa norbert eeee, ka sady mahazo vola izy no mahazo fahafinaretana ,zara aza tsy no tsindrominy tao....haahhaa

averiko: homophobe? lollll

33. Ratitih ( 27/03/2017 13:02)
aiza no tena misy anio "papa Norbert iu rzala??"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.835