Papa Norbert, ilay mahay manangeza

1. rabaradaka ( 19/09/2006 06:11)
Malaza sady ilaharana be ny mankao amin'ny papa Norbert fa mahay manalehibe araka izay ilaina ny mahalehilahy. Tena marina io hoy ny gazety Malaza omaly izay.
novalian'i Ratitih ny 27/03/2017 13:02
2. heribe ( 19/09/2006 06:28)
manalehibe hono?
maro ireo olona fantatso nakao fa nialamaina fotsiny e!!
fandaniam-bola fotsiny @izao no marina.
3. dolby ( 19/09/2006 06:32)
dia lasa mitombo tahaka ny ahoana hono ?
4. xxx ( 19/09/2006 07:20)
rabaradaka:

Malaza sady ilaharana be ny mankao amin'ny papa Norbert fa mahay manalehibe araka izay ilaina ny mahalehilahy. Tena marina io hoy ny gazety Malaza omaly izay.



fa ny any rabaradaka ve efa natao de nihalehibe sa ny gazety fotsiny no niteny de nino enao ?
raha gazety fotsiny mantsy tsy mampino izany fa tokony enao nanao mintsy no manamarina hoe tena marina fa mahay papa Norbert na tsia, @ izay mantsy misarika ny sasany izay mba tehanana lehibebe ho any e,
5. Noslid ( 19/09/2006 07:38)
Ary misy manakely veh?:-D:-D:-D misy amin'ireo vehivavy ireo manko mibradaka ao amin'ny forum ka sao de mba misy afaka manampy azy =))=))=))=))=))
6. bibilax ( 19/09/2006 12:23)
slt e aiza no misy anzany fa tsy mba hitanay zany e , tena ilainay mintsy , ok
7. papounette ( 19/09/2006 13:23)
:evil:manabe iny alo zany fa sao HS eo zahay e!
8. ikalakintina ( 21/09/2006 10:51)
aiza tokoa no misy an zany?
9. Simpona ( 23/09/2006 09:15)
De ataony awona le izz? asiana tovana sa hatao grefy miits =))=))=))=))=))
10. rabaradaka ( 04/10/2006 14:23)
Aoka nama fa tsy mbola tao rabaradaka fa ny Chinois, ny Mauriciens no be mpakao. Fa mba anontanio ry heribe ireo Comoriens na Kenyaens na ireo gena mpanao vola sandoka ireo raha mankao.
Lay izy zany dia izao : maka enao ry simpona sy ny ekipa rehetra tranona fanenitra sy fangaraka dia totoy ho toy ny vovoka avy eo afangaroy tantely dia asio menaka vitsika dia afangaroy amin'ny rorana vorondolo ary farany teneho mandritra ny 10 minitra dia ahosory fa dia tena an ! Hoy ry zalahy fa tsy izaho an !
11. melody ( 04/10/2006 14:55)
resaka vinany be izany ry rabaradaka a!
12. Simpona ( 04/10/2006 15:21)
Lay izy zany dia izao : maka enao ry simpona sy ny ekipa rehetra tranona fanenitra sy fangaraka dia totoy ho toy ny vovoka avy eo afangaroy tantely dia asio menaka vitsika dia afangaroy amin'ny rorana vorondolo ary farany teneho mandritra ny 10 minitra dia ahosory fa dia tena an ! Hoy ry zalahy fa tsy izaho an !


Otrn awona letsy zany roaran vorondolo le, nga reny mandrora? .. sao de ampiana sakamalao kely aza io=))=))=))
De mitombo halava klou sa mitombo hadiry e, sao de lasa marotsaka kely =))=))=))=))=))
13. melody ( 05/10/2006 11:30)
aza ankouragena moa izy ry simpona a, manjary mihitatra eo indray ilay izy:-D
14. bibilax ( 05/10/2006 22:11)
manao resaka tsy matotra radabararaka tsy mamely fa mila feverana
15. melody ( 06/10/2006 11:04)
Mpandefa : bibilax [ Valio ] 19-09-2006 14:23:31
Lohateny : Re : Papa Norbert, ilay mahay manangeza
slt e aiza no misy anzany fa tsy mba hitanay zany e , tena ilainay mintsy , ok

Mpandefa : bibilax [ Valio ] 06-10-2006 00:11:52
Lohateny : Re : Papa Norbert, ilay mahay manangeza
manao resaka tsy matotra radabararaka tsy mamely fa mila feverana

ka mitandrema tsara aza ry bibilax so dia mihinana ny tsy fihinana eo, i rabaradaka manko be vinany izay:-D:-D:-D
16. fiderana ( 06/10/2006 15:57)
Izay eo dia eo fa tsy hamboarina izany ny ahy,mandany vola izany, sady mahamenatra,satria ahoana hoy ianareo?. maneo ny hakanosana sy ny filana diso tafahoatra ny fanovana izay, efa voajanahary io ka izay no hanaovako hoe avelao ho eo ihany aloha fa mety foana iny na be na kely,ngah lehibe noho ny lohan-jaza ny anao rehefa amboarina?, aza mitady zavatra hafa fa sao sendra ny tsy telina ê!8)8)8)8)8).....
17. melody ( 06/10/2006 18:03)
marina ny anao ry fiderana a, aza may2 @ zay lazain'ny olona na ny media aza. Voajanahary io dia atao izay hahamety azy, vola lany marina fotsiny nefa tsy hisy vokany akory o!
18. fiderana ( 10/10/2006 05:32)
melody>> izany mihintsy ka..!8)
19. rabaradaka ( 12/10/2006 07:21)
Bibilax sy ry havana mpiserasera a, tsy vinany izany fa tena ireo no formule. Tsy hitantara ny matières actives amin'ireo zavatra notanisaiko ireo aho, satria mety tsy takatry ny sainareo koa izany fa heverinareo ho mpampiesona toa anareo daholo ny olona, fa raha tehanandrana dia mankanesa any amin'ilay mpanao azy e, aza menatra.
20. melody ( 12/10/2006 17:09)
rabaradaka: ka raha enao no mande manandrana any 1 d tantarao tsara f'aza atao hono2 intsony amin'izay.
Rha toa ny anao tsy kely d handramo hankelezina hoe jerena ra mety d avy eo indray halebiazina satria mahay izany ilay dokotera klé, sa ahona ry zalahy isany?=))

fiderana::-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7293