Fanaovana asa ivelan'ny asa mandritry ny congé
1. soleil
(
18/09/2006 09:45)
Miarahaba antsika rehetra aho ary saika hanontany hoe ahoana hoy ny lalanan'ny asa raha ohatra ka misy olona iray mandritry ny congé-ny manao asa hafa ivelan'ny orinasa misy azy , azon'ny mpampiasa azy ve ny manenjika azy sa tsia ?
Ankoatr'izy koa , azon'ny mpampiasa teo aloha atao ve ohatra ny mitondra huissier any @ le toerana anaovanao asa tselika vetivety fa tsy mbolamisy fifanarahan'asa akory io an , azo ve sa tsia ?
de manantena indrindra valin'ny fanontaniana amintsika rehetra

novalian'i fiderana ny 03/10/2006 09:29
2. Fiffi
(
18/09/2006 11:01)
hummmm ! raha aty ivelany aloha de tena tsy azo hatao mihintsy an! raha sanatria ka tratra manao an'io de ...
Si vous passiez outre à cette interdiction absolue de travailler pendant vos congés, votre employeur pourrait vous licencier pour faute grave, c’est-à-dire sans préavis, ni indemnité de licenciement.
http://www.dossierfamilial.com/html/art_814.html fa raha any dago indray aloha de tsy aiko ny lalana any an!

4. diamondra27
(
18/09/2006 14:38)
jereo tsara aloha ny contrat-nao oe: mahazo miasa any ankafa ve sa tsia . Raha oui de tsy blème zany kou
5. xxx
(
18/09/2006 15:52)
mmhhh izaho izao manana asa 3/4 nefa samy tsy misy mahay avy ny patron ko dia ahoana???? tsy olana io rehefa mazava ianao @ fandoavana ny hetra e! io ihany ny mazana ny sisa raha manana hery ve ianao maninona no hipetra-potsiny e! moa ary raha misy koa ny asa??? ny ahy aloha dia izay e!
6. Fiffi
(
18/09/2006 16:26)
xxx:afaka manana asa maro2 ange ny olona an! fa ny fanontaniana eto de hoe asa mandritrin'ny congé-nao . Fa raha sanatria aloha ka tratra @ io de asa fotsiny fa vakio hiany io nalefako io ange de ho hitanao hoe inona no antony tsy ahazahoana miasa rehefa congé eh!
mmhhh izaho izao manana asa 3/4 nefa samy tsy misy mahay avy ny patron ko dia ahoana???? tsy olana io rehefa mazava ianao @ fandoavana ny hetra e!
De plus, vous pourriez être condamné par le juge d’instance à verser des dommages-intérêts aux Assedic, au moins égaux à votre indemnité de congés payés (art. D. 223-2 du Code du travail).
7. ds
(
18/09/2006 19:00)
Tsy azo hatao ny miasa mandritra ny fialan-tsasatra.
Azo hatao ny manana mpampiasa maro kanefa
voafetra ny faharetan'ny ora iasana ao anatin'ny andro iray.
Rehefa tsy mbola tratra aloha dia azo hatao daholo izay tiana e.
Azo hatao ny manana mpampiasa maro kanefa
voafetra ny faharetan'ny ora iasana ao anatin'ny andro iray.
Rehefa tsy mbola tratra aloha dia azo hatao daholo izay tiana e.
8. xxx
(
18/09/2006 20:09)
mmhhh ka io efa valianareo io ihany anie ilay izy e! hihih manana mpampiasa maromaro aho nefa dia "jongleko" miala tsiny @ teny ampiasaina araka izay koa ny ora iasako raha vakansy aho @ toerana 1 tsy ho voatery ho vakansy aby ny tenako @ asa hafa donko mmhh tsy haiko e! izaho tsy afaka ny handidy hoe @ izao aho vakansy aminareo jiaby hihihih ry patrô annn
9. fijo
(
19/09/2006 22:41)
io voalzan'i DS io,ka raha tsy tratra dia lasa izao,fa aza mararay fotsiny fa eo kosa dia mety hotratra ary hifafa kely ihany.
10. fiderana
(
22/09/2006 11:10)
Izaho aloha tsy mahalala izany fa dia manana asa, mihoatra ny asako an-davan'andro aho,maro no mahafantantra na ny mpiara-miasa amiko aza, satria @izy ireo indraindray no maka na mampanao ahy io, ary toa tsy sarotiny koa ny mpampiasa ahy, dia hataoko , na tsy congé ary aho,indraindray ary aho manao congé mihitsy raha mivoaka ny faritra misy ahy ilay contrat. asa any aoriana , fa handeha mafy aho sitrany ahay, aloha .
12. Kamoufle
(
02/10/2006 14:41)
Toa samy hiteniteny foana ihany fa aleo koa aho mba handray anjara,
Resaka exercice d'activité pendant le congé payé anie izy ty ry zareo , ka hors sujet no betsaka.
Toa lasa juriste du droit social daholo ny ato,marina tena mila tsy ho takatry ny saiko mihitsy fa mahay daholo
Cas telo no jerentsika miaraka
1 Contrat de travail cdi avec exclusivité d'exercice
Interdiction de fournir ses efforts pour d'autres employeurs sinon sanction par le licenciement sans préavis ni indemnité de qq sortes
Cas frequent en cas de declaration d'arrete maladie ou demande d'allocation chomage parce que licencié de l'autre société(pas possible) car en activité,ou accident de travail entrainant deux absences)
2 contrat de travail cdi sans exclusivité mais à plein temps
Interdiction d'exercer au dela de la durée maximale hebdomadaire de travail autorisé sinon sanction pour le salarié et l'employeur indelicat (les heures effectuées pourront etre considérées comme des heures excedentaires pas les organismes sociaux ,et vive le degat)
3 travailleur à temps partiel
Les contrats de travail signés ne doivent pas s'opposer qd à leur contenu , (ex activités concurrentielles)
La durée ne doit pas depasser le maximal autorisé
Ny mahatsara azy dia tsy hifanandrify ny andro fakana vacance ao amin'ny mpampiasa roa ka hahafahana manao plein temps mandritra ny iray volana x2 ao amin'ny société tsirairay mandritra ny vacances raisina..

13. ds
(
02/10/2006 21:27)
Kamoufle:
Toa samy hiteniteny foana ihany fa aleo koa aho mba handray anjara,
Resaka exercice d'activité pendant le congé payé anie izy ty ry zareo , ka hors sujet no betsaka.
Izaho aloha tsy mahatsiaro tena ho miteniteny foana fa ianao no asa :)
Ilay resaka "contrat de travail" koa toa mivaona raha io famaritana nataonao ambony io ny arahana. Tsy misy resaka momba ny fiasana mandritra ny fialan-tsasatra mihitsy ireo ohatra 3 nomenao ireo.
Ny mahatsara azy dia tsy hifanandrify ny andro fakana vacance ao amin'ny mpampiasa roa ka hahafahana manao plein temps mandritra ny iray volana x2 ao amin'ny société tsirairay mandritra ny vacances raisina..
Misy lalàna vaovao kosa angamba tsy fantatro, ka mamela mpiasa hiasa (hikarama) amina toerana hafa mandritra ny fialan-tsasatra.
Toa kely finoana aho... Mba atory hoe ilay lalàna.
14. Fiffi
(
02/10/2006 21:40)
ds: de mandrak'androany aloha de mbola tsy nahita an'zany lalana vao2 milaza fa azo hatao ny miasa @ congé io an! nefa asa aloha fa misy mahafantatra an'zany hono eto ka de aleo mba lazainy eto hoe ho hitan'ny be sy ny maro !
Justement vao nijery nycode du travail zah teo fa an3 ! aiza re zany eh ?
Justement vao nijery nycode du travail zah teo fa an3 ! aiza re zany eh ?
15. fiderana
(
03/10/2006 09:29)
Izaho aloha na ato @ fiche de renseignement ko dia milaza fa ny loisir mba tiako dia ny mozika (D.J,Animation ,Mampandihy orchestre mihitsy aza) ny sary sy ny momba azy rehetra ( réportage :photos, vidéo...sns), ka raha mba aza misy anie izany hoe hitondrana huisssier any @ ilay toerana aho dia izay no mba excuse-ko, hoe mba loisir ny ahy fa tsy asa, raha izany ve, mba ahoana ny fomba fijery azy.
"loisir mandray vola io an!...hihihih!...:lol:".
"loisir mandray vola io an!...hihihih!...:lol:".