inona no mahatonga ny olona ho sarotiavina

21. myamorsu ( 17/09/2006 20:38)
:lol:Tsy oe sarotra tiavina lé oul fa tsy tia tsotra zao ilay oul mitory fitiavana aminy izy d tsy afaka forcer na io kou!!:cry:
D zay e!!
22. Fiffi ( 17/09/2006 20:43)
tena zay mihintsy ! ary plus forcena le olona plus mankahala anao ny hafarany !
23. sasa ( 18/09/2006 05:10)
betsaka ny otran'io fa rehefa tsy tiany d aleo mijanona amzao koa, mitadiava hafa fa misy tia anao foana any koa
24. Fiffi ( 18/09/2006 07:24)
bmw307:
misy namako voan'izany @ zao fotoana izao , fa tena mijafajafa mihintsy ledala any koh!! irei anie efa niaraka teo aloha fa tsihaiko indray no nahatonga ny fisarahandry zareo e!
raha nisaraka ry zareo de nisy ny antony ! ny namanao hiany no mahafantatra an'io antony io ! fa tsy tonga kosa de hatao hoe saro-tiavina le sipa satria tsy hainao zay zavatra nampisaraka azy!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3893