inona no mahatonga ny olona ho sarotiavina

1. bmw307 ( 14/09/2006 20:31)
misy olona anankiray ohatra mba tena tian'ilay olona anankiray ,nefa de tsitian'ilay olona izay ho tiavina ny hotiavin'iny olona iny? TENA MAHAZENDANA !
novalian'i Fiffi ny 18/09/2006 07:24
2. cutie ( 14/09/2006 20:33)
mety efa manana mpitia izy :lol:
3. Fiffi ( 14/09/2006 20:51)
hanontanio aloha izy hoe fa nahoana ianao no tsy mety tia ahy nefa zah tia anao ?

marina io lazain'i cutie io ! misy antony matoa izy manao an'izany .
4. cutie ( 14/09/2006 20:53)
de aza atao sora-baventy refa manontany azy :-D
5. simplex ( 14/09/2006 21:10)
:D:D:D

toi kosa sao de tonga de mitrerona be refa miresaka aminy: TIAKO ENAO !!!!!!! :°):-D:-D
tambatambazo kely izy klou, compliment na otr'izany mba hitadiavana an'le tsiky :D:P fa tsy tsiky vendrana :°)

mila "patient" ndray ra efa misy ol hafa any, ndana mijery an'le tutorial omen'i Kilomaitre Vaika ;-):°):-*

:-*:-*
6. boubounezy ( 14/09/2006 21:51)
sôdy kosa aza tsy nanao ny adidinao @ ma olotya anao enao. ozy lé hira mantsy wé adidiny ty no maniry ho tina, fa zay no miteraka fanambadina na tsy mbola nieritreritra fanambadina aza enao! :-D:-D:-D:-D:-D
7. hesham ( 14/09/2006 22:10)
Inao mety tia azy fa izy mety tsy tia anao fa raha tiany ianao dia tsy nisalasala mihintsy izy nitia anao na nitsotra taminao hoe efa manana izy. Ntsooooo aza kivy ee
8. Lejim ( 14/09/2006 22:13)
bmw307:

misy olona anankiray ohatra mba tena tian'ilay olona anankiray ,nefa de tsitian'ilay olona izay ho tiavina ny hotiavin'iny olona iny? TENA MAHAZENDANA !


Betsaka loatra ilay tolo-pitia omena ka efa leo ilay olona mandray dia lasa tsy tia ho azy izy. Otran'ny zavatra rehetra ihany anie io fitiavana io, ilana balance fa tsy sesika manao izao porofom-pitia rehetra izao ka lasa tsy misy fotoana hieritreretana zavatra hafa intsony ilay olona dia lasa leo izy!
9. majakely ( 15/09/2006 06:23)
ye ...mety collant loatra enao de mi-ettuffer an'ilay olon-tinao ??hummm:roll::}
10. nikopol ( 15/09/2006 07:12)
ka toi ohatra mety mpanakarena be dia izy tsy mila harena !
dia ohatroatrizay !
innn no mahazendana amizany ?
11. sonwin ( 15/09/2006 07:27)
Ka tsy tiany aza ka atao ahoana. Tsy azo ifanerena ange ny fitiavana.
12. dolby ( 15/09/2006 07:31)
Mety sendra tsy nifanojo izany koa. ndraindray koa anie somary mila miandry kely e, mety hoe tsy ho tia eo noho eo izy...
13. xxx ( 15/09/2006 12:09)
efa sendran'izany ry reto ah, tia olona iray fa tena tsy reciproque mintsy lé izy, na dia misy fotoana ihany ary izy mampiseho hoe mba tia anao ihany koa, fa androany izy tia rampitso izy tô miova tampoka de ôtran'izany fôna nandritra ny fotoana elaela, kanefa moa ny zava-drehetra misy fetrany ihany, nanantena ihany aho nefa dia tsy hitako izay vokatry ny fiandrasako, niandry tsy nisy mintsy moa aho, nandraiky narary mintys aho tamin'izany, ny hany fanafody dia niova taranja tanteraka satria ary nampionon-tena, ankehitriny aho dia nahita ny olona tiako sady tia ahy, ary ny momba azy manokana dia tsy fantatro mihitsy hoe inn no nahatonga azy nanana an'izay toetra zany.
14. HESHA ( 15/09/2006 13:06)
xxx ==> ratsy be zany miova taranja zani aminai, hihihihi
marina zani e, refa tsi receiproque de adabohy fa zany any koa no hankarary loha eo
15. xxx ( 15/09/2006 13:54)
mety ho lasa zavatra hafa tokoa ilay hoe miova taranja fa miova olona hotiavina re ah, :)
16. soanja ( 15/09/2006 15:33)
bmw a, mifindramitady hafa indray lesy! aza matroka ohatra'izany ny fiainana fa ataovy mazava toy ny masoandro. Rha fahitako anao toa ao tsara afaka mahazo ilay tena milay.
17. bmw307 ( 16/09/2006 17:33)
fanontaniana fotsiny anie iny fa misy namako voan'izany @ zao fotoana izao , fa tena mijafajafa mihintsy ledala any koh!! irei anie efa niaraka teo aloha fa tsihaiko indray no nahatonga ny fisarahandry zareo e!
18. Fiffi ( 17/09/2006 07:16)
hasiana diplomasia kely kosa rehefa milaza zavatra @ le olona fa arak'io lazain'i simplex io hoe :
toi kosa sao de tonga de mitrerona be refa miresaka aminy: TIAKO ENAO !!!!!!!
tsy lasa kosa zany an!
19. gille ( 17/09/2006 08:36)
mifakatiava doly
20. Fiffi ( 17/09/2006 14:08)
mora ny miteny an'io !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1024