otraotra
1. adidy
(
12/09/2006 17:08)
Vaovao mahafaly ho antsika tia otraotra fa t@ nandalo tany Dago dia nanao an'ilay massage tao @ homéopharma aho fa dia efficace tsara. Tsy misy effet @ poids aloha mazava ho azy raha ny fihinana kaly gasy :oops::oops: fa mba mamono vorona kosa mifintimpintina @ akanjo e!Tsy efa zava-dehibe ve:°):°)
novalian'i adidy ny 24/09/2006 20:49
2. Fiffi
(
12/09/2006 17:44)
adidy:hummmm ! tsara fantarina zany an! rehefa tsy misy effet @ poids ny raha fihinana kaly gasy de efa ...:)tsara bee :):-*
Tsy misy effet @ poids aloha mazava ho azy raha ny fihinana kaly gasy
3. adidy
(
12/09/2006 22:29)
ka ilay kaly gasy kosa ange tsy be calorie ohatra ny aty ary naturel kokoa fa mila mitandrina kely fotsiny @ quantité!!
5. tisera
(
14/09/2006 11:36)
sambatra be i adidy sady manala havizanana ihany koa ilay otra é!Mmmmh fa ilay kaly gasy koa aloha dia azoko an-tsaina ny fankafizana azy tena :miam::miam: be mihitsy ô! Dé nitondra menaka sy savonin'ny homeopharma ve i adidy? Ohatrinona izao ny séance & raha tsy mahadiso?
6. adidy
(
14/09/2006 15:49)
tisera: arakaraka, ny any Tana: 25000 Fmg/séance fa ny ao Antsirabe: 15000 FMG. Nahavita 10 séances mihintsy aho!
Ny savony sy ny menaka aloha tsy maintsy entina! Fa izaho koa ange aty nahita bon plan ésthéticienne eto @ tanàna e! Dia mbola tohizana ilay séance. 2 fois/ semaines izao no ataoko! Ka talohan'ny nandehanako tany Dago dia efa nanao aho taty, dia impréssionnée be ny fahaizan'ny gasy i kala dia manezakezaka be koa @ palper-rouler !
Ny savony sy ny menaka aloha tsy maintsy entina! Fa izaho koa ange aty nahita bon plan ésthéticienne eto @ tanàna e! Dia mbola tohizana ilay séance. 2 fois/ semaines izao no ataoko! Ka talohan'ny nandehanako tany Dago dia efa nanao aho taty, dia impréssionnée be ny fahaizan'ny gasy i kala dia manezakezaka be koa @ palper-rouler !
7. tisera
(
21/09/2006 06:41)
adidy : misaotra an! :-*:-* dé ialan-tsiny raha izao vao namaly fa sahirana kely teo sady nisy olana ny ordi . Dia firy cm izany izao no very? Mazotoa ary @ tohiny é!
8. adidy
(
24/09/2006 20:49)
T@ tany Dago 8 cm fa vao tonga aty dia hitako mitady hiverina indray dia izay no anaovana entretien an'ilay izy satria miverina misakafo hafa indray!Dia eo @ ilay sport angamba no tsy maintsy atao misimisy kokoa!