racisme
21. Vaika
(
20/09/2006 16:09)
pissoa : tandremo anefa fa sao fialàna sirika fotsiny ilay mi-critique ny fomba filazan'ny sasany. Misy marina tokoa ny lazaiko ...na dia tsy ampy aza ho an'ny sasany. Ka raha misy diso ny voalazko dia teneno ary hahitsio mihintsy ! Fa raha ny ambom-ponao kosa no narary dia aferanao irery izany satria tsy izay mihintsy ny tanjoko namaly teo ambony io !
22. Zina
(
20/09/2006 16:14)
ilay olana dia rehefa manao ratsy ilay race iray dia mahatonga rancoeur tsy ho tian'ilay race intsony ...
izay no tena itako mahatonga ny racisme..
ny ahy izao dia betsaka mihitsy ny race tsy tiko satria nanao ratsy ry zareo
izay no tena itako mahatonga ny racisme..
ny ahy izao dia betsaka mihitsy ny race tsy tiko satria nanao ratsy ry zareo
23. Vaika
(
20/09/2006 16:35)
zina : honnête kokoa ny voalazanao ! Notsipihinao fa misy ilay rancoeur. Ary raha tsy asiana rancoeur mihintsy ve dia tsy vao mainka mety kokoa ?
24. pissoa
(
20/09/2006 16:57)
Vaika: fa naninona no namaly indroa mihitsy nefa zah nitondra fanamarihana fotsiny hoe misy dikany ny koa forme (stylistique); sady efa niteny hoe soa fa nahitsy :-D:-D:-D Voadona angaha ny ambom-ponao? Aferanao irery izany fa tsy izay mihitsy ny tanjoko namaly teo ambony io. :-*:-*:-*:-D
25. Vaika
(
20/09/2006 17:17)
pissoa : :-D:-D:-D:-D:-D
Tsara rehefa azonao ny tiko lazaina kah !:-P
Soa ihany fa tsy sora-tànana ny eto f'angamba nataon-ndry analyse be mihintsy an !:-D:-D:-D
Tsara rehefa azonao ny tiko lazaina kah !:-P
Soa ihany fa tsy sora-tànana ny eto f'angamba nataon-ndry analyse be mihintsy an !:-D:-D:-D
26. stone
(
05/06/2012 21:16)
Misy na aiza na aiza ny fanavakavahana na any Afrika aza : Tutsi sy Hutu any Rwanda sy Burundi, ny Peuls sy Bantous any Cameroun, ny Peuls sy ny hafa any afrique de l'ouest, mbola grave be nohon'ny misy aty amintsika, mifamono mihitsy. Ny tiana tenenina dia hoe mbola misy grave nohon'ny eto.