racisme

1. rasoul ( 12/09/2006 14:07)
mitombina ve zany eto dago?
novalian'i stone ny 05/06/2012 21:16
2. Fiffi ( 12/09/2006 15:34)
tsy aiko ! in ona no tianao lazaina @ io ? inona no hevitrao ?:roll:
3. nikopol ( 12/09/2006 16:26)
maro an'isa ny gasy no manao an'io :(

(fa tsy ny gasy ihany !)

fa maro ireo tsy manaiky fa izany ary ireo honety intelektuel dia mbola mahita raisons hahafana manadio tena

4. Fiffi ( 12/09/2006 17:00)
ny racisme aloha de misy an'io n'aiza n'aiza an!
5. vale ( 12/09/2006 22:14)
rasoul> mitombina, porofo, rotaka karana:-D
6. dailynews ( 15/09/2006 15:27)
misy loatra io rasoul a.
henoy ny fomba firesaky ny manodidina anao dia ho hitanao izany. :cry:
7. Fiffi ( 15/09/2006 19:51)
mahagaga mihintsy an!
8. Vaika ( 17/09/2006 13:20)
Ny merina manambany province : racisme ()
Ny andriana reraka manan-devo : racisme
Ny malagasy mankahala karana, sinoa, kômôriana... : racisme
Ny gasy milaza fa mainty ny afrikana (nefa ny gasy koa mainty) : racisme
Ny gasy manakahala vazaha (nefa matahotra vazaha no tena marina) : racisme
Betsaka ny racisme any Dago (sy an'ny gasy) fa tsy mibaribary be fa am-pifosana sy tondro-molotra no betsaka. Na izany aza dia ao tokoa ilay toetra ratsy raciste.


9. xxx ( 17/09/2006 13:34)
jerevo lay sujet hoe ny vazaha ihany no milay e dia hitanao hoe misy racisme mody mifono fitiavana ny namana ny malagasy nefa vao oviana no nisy vehivavy gasy maty novonoin'ny vadiny izay malagasy ihany koa tao val de marne toa tsy nasian'ny sasany kôzy kely akory !!!!
10. Fiffi ( 17/09/2006 13:49)
Vaika:
Ny merina manambany province : racisme ()
Ny andriana reraka manan-devo : racisme
Vaika: fa tsy azoko hoe fa nahoana ny Andriana sy ny Merina foana no lazaina fa manambany sy manan-devo :?::roll::?:


11. Vaika ( 17/09/2006 14:38)
fifii : "Ny merina manambany province" efa nasiko an'ity : , izany hoe misy koa avy any amin'ny province mankahala ambaniandro racisme dans les deux sens io.

Momba ity indray : "ny andriana reraka mnanan-devo"
Mbola betsaka ireo taranak'andriana (io no teny marina fa ilay andriana efa tsy misy intsony) mbola sahy mampiasa ny teny hoe : "andevo" rehefa miresaka ireo malagasy mpiray rà aminy.

Lavitra amiko ny hiteny sy hitsara ben'ihany hoe ny merina rehetra dia racistes.
Ny tiko lazaina fotsiny dia maro tokoa IREO gasy racistes (amin'ny lafiny maro) "mpandevin-tay an-tsalaka" sy miafikafina ary mibitsibitsika rehefa manaratsy sy manambany ny tsy mitovy (fihaviana...) aminy.
Ka raha valiana tsotra ilay fanontaniana : mitombona tokoa ny hitenenana hoe misy ny racisme any dago (sy ireo gasy raciste eran-tany).
12. Fiffi ( 17/09/2006 17:57)
Vaika: ka aloha eo hiany fa ny tiako lazaina dia avy dia voatonona foana ny hoe Merina sy ny Andriana.
13. Vaika ( 17/09/2006 19:13)
fiffi : Azo tononina farany kah ! fa mitovy ihany ny vokany : zava-misy tsy azo afenina!
Ny fanontaniana mazava tsara, novaliko mazava tsara (hevitra manokana sady tsy misy fiholakolanana). Ny ambiny dia question de forme ! Raha misy tsy marina dia azo atao tsara ny manome hevitra na manampy hevitra.
14. Fiffi ( 17/09/2006 20:17)
zava-misy tsy azo lavina ! marina ny anao ! mampalahelo ny toe-javatra tahak'zao an! nefa moa hatraiza hatraiza de misy ary ahitana an'io racisme io !
15. prime ( 20/09/2006 14:13)
Tonga d hitsio ra-vaika fa aza ahodina amina flesy a... tononina le merina nefa ny inverse tsy tononina, tsy nôrma koa na ny filazanareo azy aza an...
tanindrana manavakavaka merina : racisme
ny mainty manavakavaka fotsy : racisme
ngitavolo manavakavaka peta-tsanga : racisme
afrikana manavakavaka malagasy : racisme (jereo ny ordre des franc-maçons afrique australe d ho hita ao fa sahirana ireo gasy mpandraharaha raha hiditra ao afrika...)
vazaha, sinoa, karàna, kômôriana manambany gasy : racisme
Izay manana endrika fanavakavahana rehetra na inona "forme d'exlusion" na inona d'efa mamofona "notions de race" avokoa. Ary efa toherina @ fomba rehetra ary tsy azo ekena intsony rahateo...
16. pissoa ( 20/09/2006 14:41)
:-D:-D:-D
17. cutie ( 20/09/2006 15:01)
za alou raciste e ,fa taty andafy vo lasa raciste fa tsy tany Dago :-D:-D:-D:-D:-D
18. Vaika ( 20/09/2006 15:44)
Ok ra-prime a !
Teneno aho raha diso fa ilay fanontaniana raha ny fahazoko azy dia : "raciste ve ny gasy ?"
Tsy mbola nisy hevitra aloha teto nilaza fa tsy raciste ny gasy (gasy iray manontolo fa tsy ny merina ihany). Fa ny mba mahagaga ahy dia toa betsaka ny misendôtra amin'ny resaka io. Ny merina sy ny avy any amin'ny province efa nifankahala hatr'izay (diego, tamatave,tuléar...), adim-poko ets... Mampalahelo tokoa fa tsy ankehitriny mihintsy io no hiova (fa resaka hafa indray iny).
Fa raha ny fahazoako ny valin-tenin'i toi dia :
maro ny gasy racistes fa noho ny hafa racistes no mahatonga azy ireo racistes !8O
Trop facile kosa e !
Za tsy niteny mihintsy fa ny any dago irery no misy raciste (misy eran-tany io ary raha mbola misy ny tahotra ny hafa tsy mitovy aminao dia misy foana io prôblema io).
Fa ilay valin-teny hoe : "ny hafa koa aza mba raciste" dia aleo omena izay te-handray : tsy mandaitra aty rakoto a !
Dia hoe : "tsy norma ny filazako azy" aza hajanona amin'ilay forme nilazako azy ry ankama a ! Sady efa nahitsinao rapide mihintsy ilay izy kah !
19. pissoa ( 20/09/2006 15:54)
Vaika: midika zavatra betsaka kosa ny forme e! Na ohatra fotsiny aza hoe fehezan-teny mivadi-drafitra sa tso-drafitra no nampiasaina. Maika moa fa kisary tsy voatery ho azon'ny olona rehetra no ampiasainao ... toy ny nampiseho hoe ity no tiako ho azonareo fa ity tsy dia tiako hohitanareo loatra :-D:-D:-D
... soa fa nahitsy :lol:
20. Vaika ( 20/09/2006 16:02)
pissoa : zay no tsy haiko, fa na izany aza mijanona amin'izany e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2391