ROVA : Ar 5.039.844.382,67
28. Fiffi
(
06/11/2006 16:42)
de mampi-:-D ve ?:roll: de tsy hataoko :* intsony zany raha izany koh !
33. fens
(
17/11/2006 19:44)
Fiffi:
hamidy ny Rova
misy fahamarinana io hoe amidy io ny rova fa tahaka izao ilay fandehany, misy ireo vato izay nesorina amtamin'ny trano lehibe ka misy ampahany amin'ireo mbola azo ampiasaina ary misy ampahany amin'ireo no amidy, thaka ny "mur de Berlin" no tanjona ka ho varotana amin'ny malagasy indrindra indrindra ireo vato izay tsy ilaina intsony mba hanentsemana ny vola izay hanaovana ny fanamboarana ary koa mba ahazoan'ny malagasy manana fahatsiarovana isan-tokantrano
35. prime
(
24/11/2006 12:08)
Ie ny rova tsy amidy fa ny fitaovana tsy ilaina t@ trano teo aloha intsony no namidy...
36. Fiffi
(
25/11/2006 08:02)
prime: :*:*:* :)
iƩ ! henoko hoe nisy de nisy ny zavatra namidy satria ireny moa ve de ho hariana kosa ? hatao fahatsiarovana.....
iƩ ! henoko hoe nisy de nisy ny zavatra namidy satria ireny moa ve de ho hariana kosa ? hatao fahatsiarovana.....
