Saran-dalana

21. fijo ( 19/09/2006 21:40)
naritsimba anie any mada e.izy mahita ny sarandalana misy any.
22. dailynews ( 20/09/2006 17:30)
ny decembre moa izany dia mbola mihidy ny lalana mankany diego? sa efa misokatra izao? rehako mantsy fa efa tsy ho ela sisa dia ho vita ilay lalana mankany.
23. booboo ( 20/09/2006 18:24)
Fiffi > arakaraka ny kaoperativa angamba kah...
24. zandrikely ( 23/09/2006 19:51)
sady tana - mananjary zao efa ho vita ny lalana ,
tana -manakara ko
soanja , ovina no tany , farany
ny lalan'i dego ndray dia efa ho vita ko e , efa tsy mihidy intsony , sady autoroute be , fa tandremo fotsiny sao atsipin'ny vam e
baboo : tsy hoe arakaraka ny koperativa fa rehefa maina ny kandra dia miady varotra ny olona , dia ahena , sady indraindray misy ireny olona mitaraina be ireny dia atao ahoana fa tsy maintsy atao zay marimaritra hiraisana e
25. Fiffi ( 30/09/2006 08:55)
fijo: hay tokoa moa i naritsimba any ka tena mahafantatra ny fandehany! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007