Saran-dalana

1. madagasikara ( 10/09/2006 12:14)
Mba misy afaka milaza ve hoe ohatrinona avy ny sarandalana ao mada raha miala avy ao am renivohitra mankany am faritany, na fivondronana e. Ohatra hoe: tana-mahajanga, tana-Diego...
Misaotra o.
novalian'i Fiffi ny 30/09/2006 08:55
2. Fiffi ( 10/09/2006 12:42)
fa mandeha inona ? taxibe sa taxi kely , sa avion ?
3. madagasikara ( 10/09/2006 14:03)
Taxibe ka.
4. Fiffi ( 10/09/2006 15:55)
de aleo zany hiandry ny namana avy any dago !:)
5. naritsimba ( 11/09/2006 09:12)
Tana-Mahajanga : 25 000 ariary
Tana-Antsiranana : 70 000 à 8 000 ariary
Toliary-Tana : 35 000 ariary
Tana-toamasina : 15 000 ariary

ireo aloha no tsaroako
6. miantra ( 12/09/2006 07:13)
Dia mbola elabe ohatran'ny taloha ireny ihany ve ry naritsimba?izany hoe 2 na 3 andro ohatra raha hoa any Antsiranana na mahajanga?
7. Fiffi ( 12/09/2006 07:20)
:roll: an ? 2 na 3 andro ?:roll:
8. Ralay ( 12/09/2006 07:56)
Tana-Mahajanga : 25 000 ariary
Tana-Antsiranana : 70 000 à 80 000 ariary
Toliary-Tana : 35 000 ariary
Tana-toamasina : 15 000 ariary

ireo aloha no tsaroako
9. Ralay ( 12/09/2006 07:58)
Somary naveriko fa nisy tsy ampy zero iray ilay sarandalana Antsiranana (80000ariary)nataon'i naritsimba fa marina ireo voalazany ireo
10. miantra ( 12/09/2006 08:41)
Fiffi: tamin'izahay mbola kely tadidiko hoe ela be izany ilay izy misy matory eny an-dalana.
11. madagasikara ( 13/09/2006 06:19)
Misaotra anareo namaly o.
12. zandrikely ( 13/09/2006 19:52)
tana fianar 90 mil fmg
tana manakara 150 milfmg
tana mananjary 125 mil fmg
tana diego 350 mil fmr
tana tolagnaro 350 mil fmg
tana farafangana 165 mil fmg
13. cutie ( 13/09/2006 19:55)
tena nilaiko le tana mananjary io ry zandrikely fa merci :lol:
14. Zina ( 14/09/2006 03:02)
ny ahy indray ilay diego.. misaotra ry zandrykely
15. cutie ( 14/09/2006 03:03)
mbola tsy vita foana nga le lalana mankany Diego no lafo be ny frais?
16. Fiffi ( 14/09/2006 06:34)
:roll::roll: ary toa tsy misy hitovizan'ireo nomen'i Ralay sy Naritsimba ity nomen'i Zandrikely an ?
17. cutie ( 14/09/2006 13:17)
:roll::roll::roll::roll:
18. Fiffi ( 16/09/2006 06:36)
ka ny an'i Ralay : Tana-Mahajanga : 25 000 ariary
Tana-Antsiranana : 70 000 à 80 000 ariary
Toliary-Tana : 35 000 ariary
Tana-toamasina : 15 000 ariary

ny an'i zandrikely indray de: tana fianar 90 mil fmg
tana manakara 150 milfmg
tana mananjary 125 mil fmg
tana diego 350 mil fmr
tana tolagnaro 350 mil fmg
tana farafangana 165 mil fmg
19. soanja ( 16/09/2006 07:14)
Tamin'izaho tany farany dia
Tana-mahajanga 80.000 fmg
Tana-Tulear 300.000 fmg
tana- Finara 80.000 fmg

Efa mety niova ireo sady tena tsy sur hoe io tokoa satria tsy izaho no nividy ilay billet fa olon-kafa.
20. Fiffi ( 16/09/2006 15:30)
io indray fa tsy misy mitovy! ny tsara angamba de ny any dago no manome satria toa mihakatra foana izy zany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077