ET ( Extra terrestre )

1. Tenio ( 09/09/2006 10:33)
Fa maninona wa ny sarin'dry ET ( Extra terrestre ) no tsy mba misy manao tsara tarehy mihintsy fa toa mampatahotra be daholo?? Nefa anie mbola tsy nisy nahita an'dry zareo e!!:lol::lol:
novalian'i kala ny 18/09/2006 07:44
2. Fiffi ( 09/09/2006 12:21)
le ohatran'ity ve ? [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Series_TV/alien-en-bocal.gif[/IMG] marina aloha fa mbola tsy nisy nahita an'io fa tena nisy marina ve aloha io ?
3. andry08 ( 09/09/2006 12:50)
Téléphone-maison, téléphone-maison:)
4. Fiffi ( 09/09/2006 13:20)
na izany aza ange de zay ET rehetra de ratsy tarehy daholo eh! mba nahita film betsaka hiany zah afatsy i Villeret hihihih anaty soucoupe-ny iny (la soupe aux choux) :-D:-D
5. vale ( 09/09/2006 14:11)
tenio: ka @ ndry zareo bizzarrre angamba koh!:-D:-D
6. simplex ( 09/09/2006 17:58)
Tenio,

bogosy ve no dikan'le hoe tsara tarehy ??
rehefa "science fiction" na otran'izany no asongadina dia tsy dia mety loatra ra atao mitovy @ ol "terrestre" ihany ny "extra-terrestre".

Moa ny fomba fijerin'ny ol koa efa otr'izay mintsy e. Ny tsara tarehy @ ol tsy voatery ho tsara tare @ rajako. Zany hoe tsy azo ampitahaina zany satria samy manana ny fijeriny azy e. Za kou ary tsy siora akory hoe misy manao an'izany hoe manja sy tsy manja zany ny biby sy ny zavatra hafa retra :oops::oops::-D:-D

:-*:-*

:-*:-*
7. Lejim ( 09/09/2006 21:35)
Ka ahoana aloha ny hamaritana ny hatsaran-tarehy e! Olona ihany no namaritantsika izany hatsarana izany amin'ny ankampobeny! Dia raha mi-existe ny ET dia mety ho hafa ny endriny, ary mety mieritreritra izy hoe, mampiomehy kely ny haratsian-tarehin'ny olombelona! lol
8. cutie ( 09/09/2006 23:26)
:-D:-D:-D:-D:-D
9. lapino ( 11/09/2006 08:44)
Ny extra-terrestre anefa, rehefa ataon'ny olona sary, dia misy itovizany amin'ny olona foana : misy maso, orona, sofina, vava, vatana, tongotra, tanana sns ... dia mitovy amin'ny filaharan'ireo amin'ny vatan'ny olona daholo ihany: eo ambonin'ny vatana foana ny loha, eo amin'ny loha foana ny maso sy sofina (na misy tahony lavabe aza, na maro an'isa be aza, sns ....)

Ataon'ny olona mitovy amin'ny olona ihany ny ET zany, saingy ataony karazany hafa fotsiny. Asa raha efa nisy nahita tena izy ... :)
10. kala ( 18/09/2006 07:44)
tenio > zà ange ka ET ê!saingy tsy extra terrestre ndray aloha le izy fa "Exportation Temporaire" =))=))=)) ny olona tsy azo atao an'izany kalongany ê!
hummmmm, mety ho diso ihany le hoe atao ratsy tarehy fa nisy film iray izay zao ET le izy nefa atao bôgosy be le bandy. rehefa tadidiko ny titrany dia lazaiko eto f'aleo aloha zà hikisaka sao miova eto=))=))=))

simplex > ngah? :roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.158