correspondance avec copin ou copine avant
22. pissoa
(
12/09/2006 09:32)
Hmmm - tsy azoko intsony le resaka ...
xxx [ Valio ] 12-09-2006 11:25:47 , ianao ihany ve no xxx nanokatra ity dinika iray ity aloha e, sy manoratra sora-baventy io?
xxx [ Valio ] 12-09-2006 11:25:47 , ianao ihany ve no xxx nanokatra ity dinika iray ity aloha e, sy manoratra sora-baventy io?
23. ninih
(
12/09/2006 10:01)
aleo mba ho mpinamana fotsiny @ fo clean e!
xxx: matahotra ny hobedy izay izy! :lol: :lol:
xxx: matahotra ny hobedy izay izy! :lol: :lol:
25. mandrindra
(
12/09/2006 12:50)
tokony hilazana mihitsy ilay ex fa efa manambady i xxx. ny fanambadiana anefa tsy mandrara an'i xxx hiverina hitsidika ny ex rehetra, sy ireo hafa mbola ho avy
26. pissoa
(
12/09/2006 13:12)
mandrindrakooooo ... mitovy hevitra indray hatram'ilay hafa mbola ho avy :-*:-*:-*:-D
27. mandrindra
(
12/09/2006 13:39)
pisssoaaaaako, ary efa manomboka mitovy hevitra indray isika izany an:wink::-*
28. cutie
(
12/09/2006 20:50)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 12-09-2006 10:29:21
Lohateny : Re : correspondance avec copin ou copine avant
cutie, dia lasa mpifampiarahaba fa tsy mpiara-miasa
ngs tsy afaka mifampiarahaba ny mpiara-miasa ?:roll::roll::roll:
29. cutie
(
12/09/2006 20:51)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-09-2006 09:41:39
Lohateny : Re : correspondance avec copin ou copine avant
HITA HOA AKIA RY CUTIE SAROTINY IHANY AHO ALOHA KOA
ZA KOA ANIE MBA NANANA NY AHY TALOHA FA REHEFA NANAMBADY AHO NAJANOKO NY FIFANERASERANA KOA SA AHOANA
marina mitsy zany, fa tsy hitako koa ze mbola ifaneraserana eo:lol:
30. pissoa
(
12/09/2006 20:57)
ngs tsy afaka mifampiarahaba ny mpiara-miasa ?
Afaka mifampiarahaba ka ... fa afaka miara-miasa koa ny mpiara-miasa fa tsy mifampiarahaba fotsiny :lol:
32. pissoa
(
12/09/2006 21:17)
pissoa:
Ary raha mpiara-miasa?
de
ninih:
raha miara-miasa ve de hiavonana izany?
de
cutie:
mifampiarahaba de vita e
de ...
cutie:
ka olona mpiara miasa ve tsy hiara-miasa
:lol:
35. pissoa
(
12/09/2006 21:25)
cutie:
ka nga tsy tafiditra ao anatin'io le fifampiarabana
tafiditra fa tsy hoe
mifampiarahaba de vita e
36. cutie
(
12/09/2006 21:27)
le fifandraisana io no tiako lazaina @ io
le fifaneraserana ( raha efa niaraka taloha)
le fifaneraserana ( raha efa niaraka taloha)
37. pissoa
(
12/09/2006 21:31)
Teneno daholo aloha le tian'i cutie lazaina fa manjary miverimberina be fa miova foana le izy :-D:-D:-D
38. cutie
(
12/09/2006 21:33)
efa nolazaiko ny ahy
Mpandefa : cutie [ Valio ] 10-09-2006 22:01:39
Lohateny : Re : correspondance avec copin ou copine avant
Voalaza teo :
Mpandefa : xxx [ Valio ] 08-09-2006 11:54:45
Lohateny : correspondance avec copin ou copine avant
azo atao ve ny mifandray@copin na copine anao taloha nefa ianao efa manambady ahoana no fandraisanareoan'izany de tsy milaza ny marina aminy ianao hoe efa manambady
amiko tsy azo atao, avelao ny lasa ho any fa ny ho avy no banjinina e
39. pissoa
(
12/09/2006 21:37)
Tsy iny ka ... fa le momba ny mpiara-miasa! Tsy mahazo mifanerasera ve fa mifampiarahaba dia vita? :-D:-D:-D
bon apres-m njy fa te dodo be zah ^^^^^^
bon apres-m njy fa te dodo be zah ^^^^^^
40. cutie
(
12/09/2006 21:42)
efa ao anatin'ny fifaneraserana ny fifampiarahabana,
sady le lazaiko eto koa mbola miverina ary @ le sujet e, tsy fiarahana miasa mitsy akory :lol::lol::lol:
sady le lazaiko eto koa mbola miverina ary @ le sujet e, tsy fiarahana miasa mitsy akory :lol::lol::lol: