hummmmm!...
221. fasaly
(
23/10/2006 14:06)
mandrindra: ka tsy maintsy hafora kosa ny siligaoma raha hanao bouche à bouche am oul en danger torana zany! tsy azo jerena fotsiny zany fa tsy maintsy veloum njay klou de izay no ataoko hoe mila hafora ny siligaoma sao latsaka any am tenda kely any ka kenda eo refa atao bouche à bouche ka!:wink::-D:-D:-D
tairo amzay aza ny match e!8)
fa nankaiza ndray ary i ninnih teo ....izy ndray no ntsoaka refa tonga i mandrindra..tsssss:x
tairo amzay aza ny match e!8)
fa nankaiza ndray ary i ninnih teo ....izy ndray no ntsoaka refa tonga i mandrindra..tsssss:x
222. mandrindra
(
23/10/2006 14:17)
ninih aaaaa, aza matahatsa hono fa efa zesta en douceur no teknika ampiasainareo hoy i fasaly e.
fasaly, fa na tsy mbola boyche à bouche aza aloha dia ario any iny siligaomna iny fa sao dia voatelinao tampoka e. zavatra hafa atelina raha te hitelina:-D:-D:-D
fasaly, fa na tsy mbola boyche à bouche aza aloha dia ario any iny siligaomna iny fa sao dia voatelinao tampoka e. zavatra hafa atelina raha te hitelina:-D:-D:-D
223. fasaly
(
23/10/2006 14:55)
:roll::roll::roll:in ohatra: gilasy zao no tsara fa mafàna be amlay sport tsika:°):-D
226. ninih
(
23/10/2006 16:43)
fasaly: mba naka sisiny tsara aloha fa tsy hoe nitsoka an' i mandrindra sanatria kah! dinihina tsara le teknika hataony aky a! ary za toa variana nijery anareo nihinana gilasy sy siligaoma indray marinaaa!!! vonona indray za izay an!
228. Fiffi
(
23/10/2006 19:54)
ninih: de asa akia fa toa lozan'ry zareo nihinana siligoma sy glace nefa hoe hatomboka ny lalao !
229. fasaly
(
23/10/2006 19:56)
:? ountsss! fiffi kosa sam miaraka mihinana lgalce dobla boule tsika zao kou!:-D:-D:-D au choco sa moka sa vanille
230. Fiffi
(
24/10/2006 09:16)
fasaly: ka efa mangatsika be ange akia zao eh ! zah aza efa in-2 zao no narary tenda akia nefa tsy nihinana gilasy akory maika zany ? :-D:-D:-D
231. mandrindra
(
24/10/2006 16:48)
fiffi, glasy mafana io fa aza manahy :-D:-D:-D avia mihinana:wink:
234. mandrindra
(
25/10/2006 11:53)
fasaly, raha tsy tsetsafina sy/na lelafina kosa le glasy tsy mitsonika e.
fiffi, maka fy moramora an
fiffi, maka fy moramora an
235. ninih
(
25/10/2006 16:18)
ahoana ko zany glasy mafana izany? :-D mbola havita rugby ve izany avy eo?
236. Fiffi
(
25/10/2006 16:19)
mandrindra: ka na ny titra ny dinika aza de efa hummmm de zah koh manao hoe hummm koh ! :-D
238. mandrindra
(
26/10/2006 16:27)
ninih, aty misy glasy mafana raha toa ka tsy mahafantatra dia atoroko:wink:
fiffi, ary tianao be mihitsy izany io hummmm hummm an
fiffi, ary tianao be mihitsy izany io hummmm hummm an
239. Fiffi
(
26/10/2006 16:37)
hummmmm ! mandrindra: hummm misy maha-ratsy azy angaha akia ? hummmmm ! :-D:-D:-D:-D