hummmmm!...

201. fasaly ( 19/10/2006 20:09)
8O8O8O oujjjyyyyy! ary toa tonga tampoka njay i mandrindra! ????efa nahazo souflle tany izy de niverina njay tsssss:x
:-D:-D:-D zà nefa efa nanapoaka sampanina fa hoe nandresy zahay.....
fiffi, ninih: tairo fa tsy mitosaka laharna tsika fa zay rugby ve hatahorana e! haronjtsika am andilana io de efa menjera tsika ange mafonja be dool e!:-D:-D:-D:-D
202. fasaly ( 19/10/2006 20:11)
mitsoaka laharana io fa diso firapy e!:wink:
203. Fiffi ( 20/10/2006 05:34)
3 contre 1 ve akia de hisy hatahorantsika ?:-D:-D
204. fasaly ( 20/10/2006 06:17)
:-D:-D:-D:-D mitadiava mpamanampy haingaina i mandrindra fa tsy mety raha 3 cotre 1 raha rugby satria mifampi passy bôl sa avadika tolona ny lalao de ho lanaka ndry:wink::-D:-D:-D:-D
205. mandrindra ( 20/10/2006 08:56)
ianareo telo, izaho tokana ity
dia ho raikitra amin'izay ary ny rugby
omeko ny fitaka kely aloha i fiffi
tonga dia plaqage ny an'i fasaly
dribble be no anjaran'i ninny
ary hiafarana amin'ny mélée à 4 izy ity

zah irery dia mahavita fa tsy voatery maka namana eeee
206. Fiffi ( 20/10/2006 14:40)
hummmm ! ahoana zany ry zavavy ? hanaiky an'zany ve isika ?
207. ninih ( 20/10/2006 16:07)
sao de tsy hiady ny lalao aloha fa tokkana ve tsy ho voanay telo vavy kosa e! toa mamplahelo indray i ùandrindra irery ko
208. Fiffi ( 20/10/2006 16:10)
hihihihi tsy mampalahelo zany akia izy fa izy ange hoe tena matanjaka be eh ! :-D:-D:-D
209. fasaly ( 20/10/2006 16:11)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D mora ny mireirtreritra sy mùanonofy andrindra fa refa tojo anay telo ndry tena torakovitra ndray:{:{:-D:-D
210. Fiffi ( 20/10/2006 16:13)
zay indrindra manko an! :-D:-D:-D:-D
211. ninih ( 20/10/2006 16:22)
3 contre 1 ve? tsy mamnakivy azy aho aloha e na matanjaka tahaka ny inona aza
212. fasaly ( 20/10/2006 16:42)
mandrindra a! vao tondroin'i fanodnron'i fiffi fotsiny i mandridnra d'efa matahotra! banjinin'i ninih am masony tokan d'efa tsy ankihetsika vao mamindra indray mande fotsiny à d'efa daraboka i mandrindra:-D:-D:-D:-D njenestôoooooo sao lasa atao bouche à bouche eo ndray knou!!!!!:-D:-D:-D
213. Fiffi ( 20/10/2006 17:06)
:-D:-D:-D
214. fasaly ( 20/10/2006 22:12)
:-D:-D:-D:-D:-D
215. Fiffi ( 21/10/2006 07:39)
fasaly: de avalany sy ninih ndry zany aloha no hikarakara an'le bouche à bouche raha maninona eo mandrindra an! :-D:-D:-D:-D:-D
216. mandrindra ( 23/10/2006 13:27)
tairo hoa fa miady io lalao io. tsy voatery hoe matanjaka be anie no mampiady ny lalao fa teknika no ampiasaina e. izany nareo aza misy tonga dia vonona ny hanao bouche bouchhhh. tongava fa raha izany velona foana aho e
217. fasaly ( 23/10/2006 13:38)
:-D:-D:-Dvelona an!:^)
fa teknika dool nge ny anay ry mandrindra e! fa indriko moa mora torakovitra de tena aleo hataonay en douceur ny geste nay :-D:-D:-D:-D
218. Fiffi ( 23/10/2006 13:51)
tandremo fotsiny tsy hanao fanahiniana hoe torana ka mila vonjy hatao bouche-à bouche =))=))=)) heu...hay moh fasaly efa vonona hanao an'io kah! :-D:-D:-D:-D
219. fasaly ( 23/10/2006 13:57)
fiffi: ary raha izany de tsy maintsy ho haforako ihany lay silogaomako ao ambava ao sao vao maika kenda eo izy:?:-D:-D:-D
220. mandrindra ( 23/10/2006 14:01)
fasaly, velona foana ka:-D:-D:-D, atao inn siligaoma?
fiffi, anisan'ny tetikady daholo izany ka :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5524