gym
24. fasaly
(
08/09/2006 22:32)
atsovy izy klou fa jus iny zany fa efa maika ery zà hsootra fa maina ny tenda:-D raha jus garànadrelina de tena hummmm:miam::miam:
aleo tohizana ihany klou ny sport zany mbarapahatonga ny vale :-D
aleo tohizana ihany klou ny sport zany mbarapahatonga ny vale :-D
26. fasaly
(
08/09/2006 23:02)
sao mihika am sport eo kou! atao ihany alou zay mety fa ny sport manaraka ihany ny kibo tsinjovina kou!:wink::lol:
28. fasaly
(
09/09/2006 21:54)
cutie: ny tiko lazaina am kibo de raha noaka ny kibo de tsy mahavita sport njay tsika de somary fenoina ihany ny kobo mandrintra ny sport na jus fotsiny ihany aza, fa aiza klou i vale e! amlay jus:wink:
33. Fiffi
(
10/09/2006 08:30)
:miam::miam: ka hilaina ange ny misotro jus rehefa vizana avy nanao gym iny eh! ny ahy tatozao an! hummmm! jus d'ananas :)
34. fasaly
(
10/09/2006 10:41)
hummmmmm jus d'ananas en plus!!!!!:miam::miam::miam:
de tohizana kely njay ny gym any atokotany refa avy misotro:wink: fa mba ovaina kely njay kosa aky ry cutie fa tsy vhs foana a! lany eo ny courant fa:roll::?:-D
de tohizana kely njay ny gym any atokotany refa avy misotro:wink: fa mba ovaina kely njay kosa aky ry cutie fa tsy vhs foana a! lany eo ny courant fa:roll::?:-D
35. Fiffi
(
10/09/2006 16:02)
hummm! de efa mba very firy grama aloha zao eh ? satria io manko tena rehefa mazoto tena mampi-hena be mihintsy an!
36. fasaly
(
10/09/2006 16:19)
ié! zay kou no henoko hoe ny jus d'ananas mampahia fa tsy asina siramay fa hafa njay izy raha asina siramamy kalorik be njay:wink:
37. cutie
(
11/09/2006 09:34)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 10-09-2006 12:41:27
Lohateny : Re : gym
hummmmmm jus d'ananas en plus!!!!!
de tohizana kely njay ny gym any atokotany refa avy misotro fa mba ovaina kely njay kosa aky ry cutie fa tsy vhs foana a! lany eo ny courant fa
tohizana in njay aza e :wink: