gym

1. boubounezy ( 07/09/2006 08:18)
azo atao ny tsy miditra club ra tsy dé misy fotona lotra enao fa afaka mividy cd na cassette vhs mba anaovanao gym ao antrano fa éfficace kou ireny. efa miaraka @ mouzika spéciale mifanaraka @ lé mouvement zé ampanaoviny anao. lé miditra club kou nefa tena tsara satry misy namana miresadresaka sns. misy ambience koukou.
novalian'i cutie ny 11/09/2006 09:34
2. Razouzou ( 07/09/2006 16:31)
:-D:-D
3. fasaly ( 07/09/2006 17:48)
hummmm! tsy de efikasy amiko lay manao rery ao antrano bounezy fa manana vhs zà efa haiko tsenjery lay izy de kamo be zà ny hanaraka azy:-D:-D
sady tsy mazoto lotra raha manao irery no tena marina raha izaho manokana, fa miditra club kosa volohany njy mandoa vola de iny d'efa maha miotivé anjy hoe lany vola fotsiny faharoa cours collectifs lay izy de misy ny fahazotoana:wink:
zà zao efa 11 ans mazoto foana htramzao:wink:
4. boubounezy ( 07/09/2006 18:02)
fasaly
mazoto ary ô! refa zay ny tinjy, samy manana ny tiny mantsy ny oull misy votery fa tsy misy fotona andeanana any. fa marina fa lé miaraka maro2 no tena tsara sady mavitrika no tsy maleo ny be ny vitsy.
5. fasaly ( 07/09/2006 18:22)
bounezy: hummmmm! mahazotou kou njy fa raha mazoto de manana k7 vhs maro be de tena efikasy io fa zà kamo vavy be refa ao atrano ao:x
6. chipie1 ( 07/09/2006 18:42)
am M6 am 7 maraina toa misy raha tsy diso za , 10 mn fotsiny lé izy :-P
7. fasaly ( 07/09/2006 20:27)
chipie1 tsy tsemboka akory amzany 10mn zany kanou!:wink::-D:-D
8. cutie ( 08/09/2006 01:05)
aleoko any antokotany :-D
raha tsy we yoga nga :lol:
9. fasaly ( 08/09/2006 05:38)
hummmmm! de manao in ao antokotany:roll::-D:-D:-D
10. cutie ( 08/09/2006 20:14)
manao gym :-D:-D:-D
11. fasaly ( 08/09/2006 21:08)
euhhhhh! de in lay gymn:?::roll::roll: dihim-bazaha veuh???:-D maharitra adiny ray tsy ratsy io an!:wink:
12. cutie ( 08/09/2006 21:09)
le mitovy @ le vhs e
ny dihim-bazaha koa tsy adino
13. fasaly ( 08/09/2006 21:46)
tonik be nge lay dihim-zaha io e!:wink: somary hatao miadana izy de alefa me mafy de tena speed amzay fa miasa dool ny vatana rehetra:wink:
fa......hono wa de an'ny atokotany kou ve zany ny video sy ny vhs de aiza no miatona ny tv:wink::-D:-D:-D:-D
14. cutie ( 08/09/2006 21:51)
:-D:-D:-Dka efa hay tianjery koa
15. fasaly ( 08/09/2006 22:12)
an han! sao lasa tsenjery maimbo de tsy sport tsony:-D:-D:-D lasa kilalao eo atokotany....:-D
16. cutie ( 08/09/2006 22:15)
:-D:-D:-D:-D
mifangaro ao daholo koa
lasa tsy misy tsirony raha atao handreraka fotsiny ny sport koa
17. fasaly ( 08/09/2006 22:18)
ka zay ny maha sport azy kou!:roll::-D:-D handreraka sy hahatsemboka de mahazo aina be avy eo,
ary hatahorako hivadika sport malefaka njay ny anjy zany:^):roll::-w:-D tandremo ihany an!:wink:
18. cutie ( 08/09/2006 22:19)
za tsemboka fa tsy reraka refa avy manao sport:-D:-D:-D:-D:-D
19. cutie ( 08/09/2006 22:20)
fasaly
ny tiako tenenina @le tsy mahazo tsirony lasa tsy te hanao sport tsony refa veo fa hita we mandreraka koa.
20. fasaly ( 08/09/2006 22:24)
:-D
ountsooooo! ao fa apiko tsoika e! mazoto fona , asitsika mozika milay de ao tsara....asina souplesse matetika:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3827