Fifandraisana eo amin'ny vinanto sy rafozana
21. xxx
(
11/09/2006 12:20)
Za indray tsy gaga amin'izany rehefa samy te hiseho rôle dia tsy maintsy mifandona ny hiafarany!!!
Mifandefitra sy ny miezaka ny hifampi-"comprendre" ihany no vahaolana amiko!!!

22. HESHA
(
13/09/2006 14:31)
sambatra nareo zany, za ndray tena guerre des etoiles sisa tsy hitako tam rafozako (ex-rafozako mou zany ny tena marina)
tena niezaka nandefitra aho fa tena tsy nety intsony e, io angamba le hoe ny ho vadiana betsaka fa ny ho rafozanina no tsy misy
zany hoe za efa afaka fa ny ataoko am zao de miteni an mamanai hoe matiko nareo ra manao ni vinantonareo hoatran zany

23. prime
(
15/09/2006 15:38)
diams> na d efa ela2 kely aza d vao haingana hoy ianao ka d mamangy @ fahoriana... raiso na d efa tara aza...
raha ny hevitro, alohan'ny anapahanao hevitra ny iarahanareo monina @ reninao dia miresaha mazava tsara nareo mitsam (ianao sy rams)... fa rehefa mazava ny saina sy ny fo dia mety izany... reninao no resahina dia mety tsara mihitsy izany aminao, ianao rahateo hoy ianao efa ho 15 taona tsy niarahana intsony nareo... ka rehefa mazava tsara @ rams zany zà mahita hoe tsy olana... fa raha vao misy reticences aminy na d signe kely aza d aleo miresaka mazava tsara vao manapa-kevitra fa sady mety hanimba ny tokantranonareo izany no hanimba ny reninao koa, izy manantena fitiavana nefa zavatra hafa no iainany dia hitondra alahelo be sy olana hafa eo indray... dia ento amim-bavaka koa fa enao mpino rahateo...

24. Fiffi
(
17/09/2006 07:09)
Fiffi:mbola io hiany ny valiny azoko lazaina ! fa polimiken'ny olona koa le izy de lasa ....
fa tsy aiko hoe fa maninona no misy an'zany tsy fifandraisana zany @ vinato sy ny rafozana an! rehefa mifanazava sy mifanaja fotsiny de mandeha ho azy ny rehetra!