filazana zavatra tsy tiana
1. diamondra27
(
05/09/2006 08:19)
Tairo ataovy eto izany izay zavatra tsy tianao rehetra sy manafitohina anao e!
"coup de guele " hoy ny vazà
retraretra fa tsy voatery @ size iray ihany an!
lafiny fiainana, toekarena, politika, forum, société...
oh:tena grrrrrrrrrrrr fa raikitra indray ny fanapoahana grenady any dago:evil::evil:
Tsy lasa fa miakatra foana ny vidin'ny fiainana

novalian'i rakaroka ny 02/11/2006 19:33
2. diamondra27
(
05/09/2006 08:20)
eto izany no analàn'ny fonao raha misy maha-tezitra na tsy maha-faly anao e!
avoahy fa aza tazomina sao makarary fo(l)(l)
avoahy fa aza tazomina sao makarary fo(l)(l)
4. diamondra27
(
05/09/2006 09:59)
bbnz:de tsy haiko aloha fa za tsy any fa ny gazety no miteny an'io e!
5. Fiffi
(
05/09/2006 12:29)
ny ahy ve ? na inona mitranga na inona miseho tsy hasiako tsikera fa fandalovana ny fiainana ka hasiako tsiky de ampy:)
6. mamzelkely
(
05/09/2006 13:32)
za tô ôtrany ts h itako zay tenenina fa tô falifaly fôna za :roll::-D
7. diamondra27
(
05/09/2006 14:10)
mamz: aza madainga ndry fa faly foana ve ndry nefa ny zoridira eraky ny arabe tsy alain'ny voirie ao Tanà
:-D:-D:-D:wink:
fiffi: euh:-w:-w
:-D:-D:-D:wink:
fiffi: euh:-w:-w
8. Fiffi
(
05/09/2006 16:39)
diamondra: marina aloha akia fa tsy maintsy misy ny olana na zavatra hoe tsy tiako fa aleo akia zah hanararaotra an'ity fiainana efa mihasarotra ity ka zay no nilazako hoe :D iny de ampy ! na nisy aza ny ranomaso latsaka sns...fiainana daholo zany fa hataoko foana hoe :D de ampy eh!:D
9. ferrari
(
05/09/2006 17:19)
Diamondra;
Oui il y a beaucoup de choses qui ne vont pas ou plutot qui ne me conviennent pas mais cela fait partie de la vie. Je ne suis pas fataliste mais je me dis qu je suis sur terre, la vie continue et il faut relativiser les problemes et se dire qu il y a pire. Oui j ai des choses sur le coeur, je trouve qu il y a beaucoup d'injustices mais peut etre que nous sommes sur terre pour prendre conscience de la signification de la vie. io ny fiainako dia aminy anako no manambotra izy.

13. diamondra27
(
22/09/2006 21:14)
ferrari: tsy ratsy le positive @ fiainana an!
tsy maintsy aseho ihany indraindray le mécontentement fa tsy manaiky be fahatany kosany e! manarakefa
aleo lazaina mba hampandroso hampieritreritra ny sasany
andry08: ny inon akia ny mi- défoule ao
tsy maintsy aseho ihany indraindray le mécontentement fa tsy manaiky be fahatany kosany e! manarakefa
aleo lazaina mba hampandroso hampieritreritra ny sasany
andry08: ny inon akia ny mi- défoule ao
14. papala
(
04/10/2006 13:04)
:?:8O:Dtena tsy misy mamaly an\'ilay fanontaniana mihintsy, ohtry ny tsy mety mihints lay forum raha ohatr\'izany foana!:-@^:^
15. booboo
(
05/10/2006 10:46)
C.d.g androany :twisted::twisted::
-Ela be ny La Poste mi-traiter dossiers
-Ela beeeeee ny Assurance Maladie mi-traiter dossiers
-Tout le monde tera-bao na mitondra vohoka aby pfffffffffffffffffffffffffffffff
-Ela be ny La Poste mi-traiter dossiers
-Ela beeeeee ny Assurance Maladie mi-traiter dossiers
-Tout le monde tera-bao na mitondra vohoka aby pfffffffffffffffffffffffffffffff
16. rakaroka
(
02/11/2006 19:33)
Mitombina tokoa ny "sujet"n'i Diamondra ity:*: ary mampivoitra ny toetran'ireo mpanaraka - efa hoe "haninona moa?":sufit-il hoe tsiky dé ampy ve
manoloana ny fikaikaikan'ny hasarotam-piainana
mandifotra ny maro?...
Ny ahy isan'ny hila ahatofoka ahy amin'ny resaka atao
dia tsapako hoe tsy mitovy ny niveau de conscience manoloana ny fiatrehana ny fiainana.
Misy resaka mampandroso tokoa, misy resaka toa fandaniam-potoana!