Mpivady tsy mitovy firenena
22. soanja
(
04/09/2006 05:57)
Ny fahitako azy alo dia mifankahazo ihany sy mifandray tsara saingy mino koa anefa aho fa tsy tafiditra lalina raha tena handalina ny tena mahaizy an'ilay olona. Satria ny teny no anisan'ny mahaMalagasy ny malagasy ohatra sns.
Ny solution hitako amin'io dia hoe rehefa hanambady Sonagaly ohatra aho dia tsara amiko raha mianatra ny tenin-drazany izay ifampiresahany amin'ny havany sy ny rehetra momba azy aho dia amin'izay misokatra izay fifandraisana akaiky izay.

23. fens
(
04/09/2006 06:04)
simplex:
Rainiboto: Deutsch fantatra @ hoe German
Hollandais: Dutch avy ao Netherland
Mersi amle fanazavana an! zay mantsy tambanivohitra de tsy mahalala anreny!:-@:-@:-@
Fa le mpivady tsy mitovy firenena alo tsy de olana amiko e! ra misy ny tokony hisian'ny olana de nny mpivady samy hafa finoana!
24. soanja
(
04/09/2006 06:47)
Fens niteny hoe:
Fa le mpivady tsy mitovy firenena alo tsy de olana amiko e! ra misy ny tokony hisian'ny olana de nny mpivady samy hafa finoana!
[/quote]
Io aloha dia efa voaresaka tokoa ary marina fa tena tsy misy fanafany.

25. antsotokana
(
04/09/2006 08:00)
tsy hitako ny mety ho problema mipetraka na tsy mitovy firenena rehefa mifankatia.
Mety ho tsaratsara noho ny samy gasy aza ange ny feeling e.
Somary mitovy fijery amin'i soanja izaho eto.
Mety ho tsaratsara noho ny samy gasy aza ange ny feeling e.
Somary mitovy fijery amin'i soanja izaho eto.
26. Fiffi
(
04/09/2006 14:59)
Raha tena fitiavana no mitondra aza , tsy olana mihintsy zany hoe tsy fitoviana firenena zany !
27. antsotokana
(
05/09/2006 06:17)
izany mihitsy ry fiffi, sady natao gras be rey olona sao heverinareo tsy mba hevitra aza izany
28. Fiffi
(
05/09/2006 06:45)
hevitra io kah! :) sady tsy hitako zay maharatsy azy ! fiainana daholo zany eh! :)
29. rurik
(
05/09/2006 08:01)
ka ny itako amistika gasy dia le toetsaina no mbola
.......
misy an'izany rehefa mahita olona miaraka amin'ny vazah izany dia misy mihintsy ny mahasahy miantsoantso anao .
mbola azo atao we ambany be le toetsaina.
.......
misy an'izany rehefa mahita olona miaraka amin'ny vazah izany dia misy mihintsy ny mahasahy miantsoantso anao .
mbola azo atao we ambany be le toetsaina.
30. kala
(
05/09/2006 08:52)
rurik > zany mihitsy ka! fa tsy mahasakana ny gasy hiaraka amin'ny vazah ny antsoantson'ny olona.
fitiavana rice tsy voafetran'ny fahasamihafana firenena rehefa samy mbola olombelona amiko dia afaka mifankatia tsara. Mbola zavatra azo vahana daholo zany, ny fomba fitenenena ifampiresahana ve? maninona raha mianatra tsara dia mahay ny fiteny hafa na ampianarina teny gasy izy raha gasy ny ankilany.
Hoatrany milay aloha amiko le hoe :
Portugais manambady allemande dia teny amglisy no ifampiresahina :P
Gasy manambady sinoa dia teny russe no ifampiresahana. :wink:
Ndehana anontanio dadabe :twisted:

32. kala
(
05/09/2006 16:26)
toa gaga i prime ê!:oops::oops::oops:
mba asaivo manome ny heviny eto leiry fa taraiky any:wink:
mba asaivo manome ny heviny eto leiry fa taraiky any:wink:
33. Fiffi
(
05/09/2006 16:58)
prime: zah koa mba gaga ! :*:)
rurik: zay indrindra manko akia an! :-*:-*:-*
rurik: zay indrindra manko akia an! :-*:-*:-*
36. dailynews
(
10/09/2006 22:43)
olona akaiky beuh ahy tahaka izany mihitsy ny cas ny, dia voatery miteny anglisy ry zareo, anefa samihafa firenena no mipetraka amin ny tany miteny anglisy. dia t@ voloahany hono sarotra be eny fa na ny sakafo handrahoina aza hoe sakafo gasy ve sa sakafo inona, dia rehefa teraka ny ankizy dia hiteny inona hono, nefa ry zareo hono samy te hampianatra ny zanany ny teniny avy? hafa mihitsy e.... dia lasa ny marimaritra iraisana amin'izy roa dia ilay culture amin'ilay tany hipetrahany sy ny culture ny tsirairay avy tsinganina.....fa hitako tsy manana olana aloha ry zareo e, ilay nisy niteny hoe ny finoana samihafa no sarotra lavitra noho ny samy hafa firenena dia hitako ho marina tokoa.