Aiza marina no misy ny fiadanana?
21. mimich
(
05/09/2006 14:40)
amiko aloha dia tsy misy ny atao hoe fiadanana feno raha mbola eto ambonin\'ny tany.
fa ny olona atao hoe miadana dia izay olona manana fiadanam-po , ary tena marina ilay hoe ny olona mahay ianona sy mionona amin\'izay misy eo aminy no atao azo lazaina fa manana io fiadanam-po io.
fa ny olona atao hoe miadana dia izay olona manana fiadanam-po , ary tena marina ilay hoe ny olona mahay ianona sy mionona amin\'izay misy eo aminy no atao azo lazaina fa manana io fiadanam-po io.
24. miantra
(
08/09/2006 14:31)
Ny fiadanana aloha amiko ny fahaizana mankasitraka izay ananana,mitovitovy amin'ilay mionona ihany fa saingy tsy tena manaiky loatra an'ilay hoe mionona amin'izay ananana aho, ny antony dia ohatran'ny midika hoe tsy te hiezaka hanatsara intsony fa mionona.
Tsy haiko aloha fa mba eritreritra nandalo iny ny ahy.:):)
Tsy haiko aloha fa mba eritreritra nandalo iny ny ahy.:):)
27. pissoa
(
09/09/2006 18:41)
Any amin'ny toerana rehetra hahafahako miaina araka ny maha-Pissoa ahy ... :roll:
