mba ampio ry reto a!

21. kalina80 ( 01/09/2006 17:24)
sarotra marrina aloha ny manenatena e. Izaho zao mitovy taona aminao .Mila fahazotoana fotsiny akia .Vao mifoha vao maraina de tonga dia atao ao antsaina ny vady sy ilay vatana izay tena irinao sy ny avantage rehetra rehefa mihena; tsy miheritreritra afatsy izay. Vita ihany io ny farany fa mila izay fahazotoana izay ihany no tena ilaina.Mandeha fotsiny ny régime sns rehefa mazoto e .Ny vady akia jerijery an, sady raha tena tinao ny vadinao vitanao zany e . Mahereza an
22. irery1 ( 01/09/2006 21:53)
slt daholo
Misaotra betsaka anareo aho @fanohananareo rehetra na ara-kevitra izany na ara-tsaina tena tsy irery intsony aho .tsara fantarina aloha fa tsy mihinana pillule aho fa manao implant ary efa ho 2 mois izao nefa toa zakako tsara lay izy fa tsy de maharemarque effet segondaire aho ary ny momban'ny fiadanana am-panambadiana dia ataoko angamba fa iharahamalala ny fahadisoan'ilay hoe ny hanam-badian-kiadanana ary ny mody any dago angamba tsy de solution satria any vao maika miadana ny iangaviko dia ra mba misy mahalala hoe aiza no ahitana ilay beaume homeopharma.
CHAKKAKKELY a vonona aho hanomboka hiaraka amindry @alatsinainy je suis au :charming12@hotmail.fr
merci bcp reto a je vous embrasse tres tres fort vos conseils et vos encouragements m'ont bcp aider
a se battre à nouveau
23. pili ( 02/09/2006 13:36)
ny mba anapiko kely anazy fotsn irery1 an(zany oe ny zvt nataoko tam za nanao régime lonny reo efa nolazain'fiffy teo ambony reo daolo),nefany mba tiko iany ny hizara azy aminao,marina fa io régime io no tena lafo ndrindra ra aty ivelan'Dago,nefany,il faut souffrir pour etre belle é,sa aona,zay lony atao antsaina voaloany,d kou oe nahoana ny sasany no mihena k nahoana za no ts hiéna,ary farany ah,pense à toutes les bonnes choz que t'a pu faire pendant que tétè bien ds ta po;k zao ary no nataoko ra oatra k mahasoa anao é(en tout cas lony efficace b tamiko izy fa ts aiko aminaoé);ny maraina ah mihinana bol spécial k,d miaraka am jus d'orange(sans sucre ajouté),ra noana alohan'ny midi d mihinana le barre spécial k(zany oe za lont ts d tia lotra anizy io fa ny nataoko d nividy an'ilay eau minceur teny am pharmacie ah(produit milical zay le izy,tsis effets secondaires fa aza mataoatra),1 bouchon atao anaty rano 1l d iny no sotroina durant la journée,za ts d tia misotra rano ary misotra bbbb mints satria misy gout le izy(thé peche ny ah no tena tiko),d ny atoandro ah légumes verts(haricots vert ou brocolis ou choux fleur) atao vapeur,reo iany lony no tena efficace fa ny afa hitako mavesatra b daolo é,d afaka mihianan fruit (sauf banane) am déssert na le gouter am 4 iny ra tena noana b d ny hariva t'as le choix entre 1 bol spécial k ou légumes verts vapeur:ny marina zany régime spécial k io nataoko io fa nasiko an'ilay supplément eau minceur milical fotsn d ts adino kou ny mihazakazaka au moins 1 h par jour,d mandé tongotra,d kou miakatra am tohatra fa ts mandé escalator(io mants no avantages aty);k d ts aiko lony ry madame ra hiety aminao io fa d ny COURAGES no mila atao misimisy,k d courages ky fa ts maints vitatsika io éééééééééé
24. hasinando ( 02/09/2006 22:39)


Salama daholo e;za aloha @zao fotoana izao dia efa ho 1mois no nanao régime ,legumes no hanina @atoandro dia eo @100g eo asiana huille d'olive sy jus de citron kely .Miakatra tohatra na aty à8ème aza no mipetraka .,misotro rano betsaka,tsy misotro jus sucré afatsy light .NY PRODUIT NAMPIASAIKO DIA ALoha ilay ANTiCELLULITEN'NY Nivea fa efficace fa mila atao massage tsara ilay faritra tian hihena.Efa nihena aho fa za aloha tsy mbola niteraka dia izany angamba no mbola tsy dia nampitombo be ahy.MAZOTOA E
25. chakkakkely ( 02/09/2006 23:06)
ok , misaotra an i pili , sy hasinandro ,
za koa za ao efa nividy creme anticellulitte zany hoe efa ela le izy no novidiko fa zay vao tena vonona be za dia ampiasaiko am zay ,
dia ao fa anoratra ho an dry za ry irery an zao iany za dia anoratra am zay hafaka manomboka tsara am ny lundi , ok
merci daholo , sady courage be za zany fa vao teo dray za no notenenin le olona miaraka amiko hoe manaova hoa ianao regime ....... enfin d une manire detourne alo le izy fa j ai compris eh dia zay koa no atoko motivation hihihhh
26. tywa68 ( 03/09/2006 08:24)
slt dholo !
Aza dia mananejika hanaraka régime izany fa ny hygiène de vie no ovay =

- maka petit déj tsara
- sakafo atoandro équilibré
- tsy dia misakafo be loatra ny alina
ary misotro rano be toute la journée (ataovy thé vert ohatra mandio tsara)
- dia mihetsika, mandeha tongotra fa tsy maka ascenseur na escalator ... midina arrêt 1 na 2 alohan'ilay arrêt bus fidinana ; manao sport raha possible (vélo, piscine,...) sinon mandeha tongotra be !
- dia manao izay maha-ampy ny torimaso.

Dia rehefa maka goûter ny olona dia ny anao rano no sotroinao, ampiana légumes crus ...fa tsy biscuits na chips.

Ny pilule tsy mampatavy fa manome "appêtit" ! resaka caractère sisa ilay hoe manana sa tsy manana volonté ny hitandrina ? andramo anie ê. courage fa aiza no tsy ho lasa eo io ratavy io ! :lol:
27. chakkakkely ( 03/09/2006 09:34)
misaotra an i tywa68, fa tena ho atoko ireo , za tena vonona be fa tam ny samedi teo koa za nandeha niaraka miantsena tam ny ankizy dia kivy be fa ny akanjo bedabe tsara fa tsy misy mety aminy rehefa anovana dia mahakivy be , ka tena motive be za zao ,
28. tywa68 ( 03/09/2006 10:07)
=D=D=D ataovy fa vitanao io ê !
29. boubounezy ( 03/09/2006 17:47)
Zina:

irery1 [ Valio ] 31-08-2006 20:25:03
Lohateny : mba ampio ry reto a!
tsy mitsahatra ny miamatavy aho nefa atao daholo ze produit minceur voalaza ho efficace , ary ny tena pire de na de lay vadiko aza toa kivy , toa ohatran'ny tsy mi-attirer azy intsony aho sady en plus lasa ohatran'ny izaho indray ny zokiny.
Matahotra mafy aho sao izy mizaha any an-kafa,izaho anefa na inona2 akanjo atsofoka tsisy manenjika , ra resaka lingerie moa de laisse tomber,na ny regime aza anefa de tsy efficace,ny dieteticienne kivy,
Ny vady hono jerijery sady rehareha ka micomprendre azy ihany aho,ampio aho ry reto sady toroy hevitra mahomby,tiko ny vadiko ary vonona aho anao izay mety hikajiko ny tokatranoko izaho dia 22ans


Tadidio fa ny saina no mitondra ny rehetra. Ka raha mahay mi-controle an'io ianao dia mande ho azy io... alaviro ny stress



zina ka le saina tsy mavita mintsy ngé no matonga izany e! a moin ka wé misy havany na namany akaiky azy manaraka sy manome soutien morale azy 24/24 dé mety fa tsy misy oull mety hanao azy anizany.:(


30. boubounezy ( 03/09/2006 17:56)
enoko kou fa any dago tuléara misy fanaovana cure ary 15jrs dé mihena 15kls eo ary betsaka ny karana na reo gasy milliardaires no mandé any fa ra za njy jerena na ra mba afaka mankany za dé atonjoko eto ny valiny ra tsy marisika njy tsy fanafody fa tô massage sy tambavy fotsiny miaraka @ hotel sns lé izy.
misy kou fanafody zay reo star reo no mampiasa azy tô wé lafo be izy io fa tena éfficace, tsy itako lé taratasy nasiko azy fa alefako eto iany le izy refa itako fa dodkotera no nilaza reo t@ko. marina mila tsy stressée njy vô mavita manena tena, nefa kou ra tsy manana envie njy ny hanena tsy iena na stresser na tsy. mbola ho itanareo eto iany ny résultat ny boubou dé alefakou eto refa masou ny namana.;-)
31. booboo ( 03/09/2006 18:27)
hum...15kg anatin'ny tapa-bolana zany fa tsy dangereux beee lé ?
32. chakkakkely ( 03/09/2006 18:52)
kay tsy sahy an zany koa za , sady zany ve tsy tonga dia antitra kely aleo iany alo sakafo no amboarina fa misy ange ny mihena am ny fanamboarana sakafo sns eh sady iny mba tsy tonga dia hita hoe koka be sady ny oditra koa am zay hafaka mihena miaraka aminao tsara
33. andraina7 ( 05/09/2006 13:55)
Za ko ange taloha ka natavy e! fa ny ana ny nampihena ana, m'battre fôna(mandeh mafy)au moins 2x/jour,efficace be io tamko fa ts haiko wé aôna @nao! de ajanony koa ny fihinanana mamy be loatra s n farine na à base de farine(pain, pate...) ok :miam:
34. xxx ( 08/09/2006 14:35)
irery1:

tsy mitsahatra ny miamatavy aho nefa atao daholo ze produit minceur voalaza ho efficace , ary ny tena pire de na de lay vadiko aza toa kivy , toa ohatran'ny tsy mi-attirer azy intsony aho sady en plus lasa ohatran'ny izaho indray ny zokiny.
Matahotra mafy aho sao izy mizaha any an-kafa,izaho anefa na inona2 akanjo atsofoka tsisy manenjika , ra resaka lingerie moa de laisse tomber,na ny regime aza anefa de tsy efficace,ny dieteticienne kivy,
Ny vady hono jerijery sady rehareha ka micomprendre azy ihany aho,ampio aho ry reto sady toroy hevitra mahomby,tiko ny vadiko ary vonona aho anao izay mety hikajiko ny tokatranoko:( izaho dia 22ans


misakafo aradalana:
ara-potoana, antonony;
manaova sport:
footing 25minutes/jour, lomano, etc.

fanampiny(facultatif)
au lieu de mihanankanina plat résistance de mihinana spiruline (algue misy otrikaina feno): ianao @ zay mahazo apport tsara nefa ny sakafo tsy mampatavy.

blague-ty:
ianao zao manomboka miady saina @ fanenantena donc hihahia ianao satria ny adi-tsaina mampahia koa.

Mahereza.


35. nikopol ( 08/09/2006 15:07)
Raha lehilahy irery1 dia hitako ny fika !
Fa raha tsy misy fika mintsy dia ny vadin-toi njay ataovy ze hampatavy azy e !

Fa aza adino fa rehefa "bien dans sa peau" toi dia efficace kokoa na inona na inona methode atao mba hampihena :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0384