mba ampio ry reto a!

1. irery1 ( 31/08/2006 18:25)
tsy mitsahatra ny miamatavy aho nefa atao daholo ze produit minceur voalaza ho efficace , ary ny tena pire de na de lay vadiko aza toa kivy , toa ohatran'ny tsy mi-attirer azy intsony aho sady en plus lasa ohatran'ny izaho indray ny zokiny.
Matahotra mafy aho sao izy mizaha any an-kafa,izaho anefa na inona2 akanjo atsofoka tsisy manenjika , ra resaka lingerie moa de laisse tomber,na ny regime aza anefa de tsy efficace,ny dieteticienne kivy,
Ny vady hono jerijery sady rehareha ka micomprendre azy ihany aho,ampio aho ry reto sady toroy hevitra mahomby,tiko ny vadiko ary vonona aho anao izay mety hikajiko ny tokatranoko:( izaho dia 22ans
novalian'i nikopol ny 08/09/2006 15:07
2. cutie ( 31/08/2006 19:11)
andramo njay aza ny sport e :lol:
3. titis ( 31/08/2006 19:12)
Ny lehilahy gasy anie ry irery1 ka tia sipa matavy e!
F'angaha ndry t@ nifankahitanareo voalohany mincemince?
Zao e!vazivazy ny ahy fa manaova sport,misotroa rano betsaka,dia regime aza adino ary mila faharetana ireo fa tsy hoe tonga dia hahia vetivety eo akory ndry.Zay de bonne chance!
4. Fiffi ( 31/08/2006 19:26)
irery1: tsy irery kosa aloha enao an! fa eto zahay hanampy eh! :)

-Voalohany indrindra aloha de manaova sport , mandeha tongotra , velo , pedalo , piscine sns...

-Ny sakafo de fadio aloha ny charcuterie , ny sauce , aza manao sakafo hoe hasiana tongolo gasy , tongolo sy voatabia zany fa tena mankatavy be io .
Jereo tsara ange ny sinoa na vietamienne eh ! ry zareo de tsy mba matavy zany na de kely aza satria tsy mba manao sauce voatabia , tongolo sns...zany !

-Fadio ny mihinankinana zavatra raha tsy tonga ny ora fihinanana -tsy misy gouter) fa raha naona de mba paoma no ho hanina.
-Mazotoa misotro rano be

-Ny gateau sy ny sucrerie de fadio koa !

-Mafy aloha rehefa te-hihena nefa tsy maintsy harahana ireo .

Mba legume hatao sakafo de handrahoana en vapeur de hasiana jus de citon !
de mazotoa an!:)
5. malalatinasoa ( 31/08/2006 21:05)
Efa feno dia feno ny voalazan'i fiffi. Ny anampiko azy fotsiny dia ataovy equilibrer tsara ny sakafo.

Raha toa ka mihinana pillule ianao dia miverena eny @ mpitsabo sao tsy zakanao ilay izy.

Dia mazotoa manao regime :).
6. cathy ( 31/08/2006 21:17)
oups
miadana ampanambadina ange hono raha vao mihamatavy eh
manaova be probleme be de mihena farany
:-D:-D:-D:-D
misy mihinana be:miam::miam::miam: tsy mety matavy tsy voatery ny sakafo no mampatavy misy tsy mihinana fa kely fotsiny mihamatavy:-w:-w:-w
:-P:-P
7. chakkakkely ( 31/08/2006 21:21)
irery an za koa akia dia tia mba anao regime fa tsy mahavita mintsy eh efa natao daholo zao rehetra zao fa ehehe , tsy misy vokany daholo teo alo teo alo za efa nahavita fa za koa vao mistress kely dia any am ny sakafo foana koa , dia zao dry dia miverina any ka leo be za fa andeha nao dray za zao satria efa ho avy dray ny fety ty koa andao hifanohana eto isika roa dia am zay samy hifanome courage eto eh ,
8. ikalakintina ( 31/08/2006 21:37)
ny mody any dago kou tena mampiena, raha miezaka sy mahonontena tsara, mandeha tongotra foana ect..., marina doly ny tenin'i fiffi io!, misy koa le oe mihinana sosety eny am sinoa misy, fa ny efficacité no tsy de haiko loatra
9. malalatinasoa ( 31/08/2006 22:27)
cathy:

oups
miadana ampanambadina ange hono raha vao mihamatavy eh
manaova be probleme be de mihena farany
:-D:-D:-D:-D
misy mihinana be:miam::miam::miam: tsy mety matavy tsy voatery ny sakafo no mampatavy misy tsy mihinana fa kely fotsiny mihamatavy:-w:-w:-w
:-P:-P


Cathy kosa e! Aza mandeha mitady ny olana zany mantsy :wink:. Ny ahy izao ny olana amantaoniny fa tsy mety mahia.
Ny olona mihinana foana nefa mahia dia efa vahana ny azy. Ny matavy tsy mihinana fa kely?? mety hoe mihina kely isaky ny mihetsika angamba dia izay no tena mampatavy.

Equilibreo tsara ny sakafo, tsy vita vetivety io fa maharitra amantaonany. Raha vao mi-se-lacher ianao dia rebelote.
10. sarahvony ( 01/09/2006 07:01)
Slt !
ario ny hevitro raha tsy mahomby an !
aza mihinana pillule raha azo ato !!!
ilay baume amincissant homeopharma mandaitra ihany raha maha-tojo, fa raha vao misakafo be dia miverina indray !
ny laisoa atao sakafo matetika fa manala cellulite io, na atao crudité aza tsy maninona raha maha tofoka be, 7 jours successifs mihinana azy ( asiana sakafo hafa fa sao mandreraka indray ) dia ajanona kely dia iverenana afaka tapa-bolana na 10 andro.
ny sport vao maika mampaka forme satria mitombo ny muscle, aza miditra abdomino raha tsy lasa ilay eo amin'ny kibo iny( raha vao mijanona ny exercice dia miverina ny kibo!).
averiko : ario ny hevitro raha tsy mahomby an !
11. booboo ( 01/09/2006 07:20)
ilay resaka pillules klou dia ovay fotsiny raha tsy zaka ny effet secondaire misy prise de poids....manontania ny doko dia izy mi-préscrire ilay raha.
Ankoatra ny efa voalazan'ny namana dia sao tsara ihany manao bilan de santé ?
12. dolby ( 01/09/2006 07:37)
irery1:

tsy mitsahatra ny miamatavy aho nefa atao daholo ze produit minceur voalaza ho efficace , ary ny tena pire de na de lay vadiko aza toa kivy , toa ohatran'ny tsy mi-attirer azy intsony aho sady en plus lasa ohatran'ny izaho indray ny zokiny.
Matahotra mafy aho sao izy mizaha any an-kafa,izaho anefa na inona2 akanjo atsofoka tsisy manenjika , ra resaka lingerie moa de laisse tomber,na ny regime aza anefa de tsy efficace,ny dieteticienne kivy,
Ny vady hono jerijery sady rehareha ka micomprendre azy ihany aho,ampio aho ry reto sady toroy hevitra mahomby,tiko ny vadiko ary vonona aho anao izay mety hikajiko ny tokatranoko:( izaho dia 22ans



Tena asio fiheverana ihany marina fa sao gravy , ahenao ny zavatra hohanina na ovay maivamaivana, manaova sport, atomboy ny misotro rano betsaka (rano fa tsy jus) dia asaivo tonga dia eritreretin'ny saina hoe efa mihena.

Oay ajanony tokoa ny pillule fa mampivotirika be !!
13. dolby ( 01/09/2006 07:37)
titis:

Ny lehilahy gasy anie ry irery1 ka tia sipa matavy e!


Tena samy manana ny tiany angamba io kle, za aloha tsy tia e :)


14. booboo ( 01/09/2006 07:43)
Oay ajanony tokoa ny pillule fa mampivotirika be !!

hum...
15. Fiffi ( 01/09/2006 07:57)
tsy marina kosa io hoe mampivotirika be io ny pilule an! fa ny tsara fotsiny de jerena ny effets-secondaires-ny ! de azo solohina io raha ohatra ka tsy mety .
Misy ration ny hena azo ho hanina isan'andro !

Fa ny tena ratsy de ny misakafo matsiro ny hariva ! indrindra raha mihinana hena ! Tena faran'zay mankatavy satria ny alina tsy mihetsika ny vantana de ny graisse no miasa ka mankatavy!
16. chakkakkely ( 01/09/2006 09:15)
irery ah aiza dry zany , marina tokoa fa mila faharetana le manao regime fa saingy mora le miteny azy eto fa le manantanterak azy no tena gravy be , za zao am ny lundi anomboka ra anomboka miaraka amiko dry , dia le laisoa io tena mety efficace satria le soupe au choux tena mety be fa saingy ratsy tsiro be , ny vady marina jerijery ka aleo iany alo hikarakara vatana ka ,
17. boubounezy ( 01/09/2006 10:54)
irery1 miezaha fotsiny minana en petite qtt dé zay fa manjary tsy mavita manena tena mandéana kou @ dokotera dé ténéno izy ra mahazo minana MEDIATOR, dé mangata hanao analyse ny choléstérol, tiroide sns... miasa tsara io fanafody io fa mahery bé zay ny mila anaovana lé analyse.dé aza manaiky ny ho irery1 zany e!hano zé tina ho ann fa kely fotsiny @zay tsy mijaly enao;-)
18. Zina ( 01/09/2006 12:59)
irery1 [ Valio ] 31-08-2006 20:25:03
Lohateny : mba ampio ry reto a!
tsy mitsahatra ny miamatavy aho nefa atao daholo ze produit minceur voalaza ho efficace , ary ny tena pire de na de lay vadiko aza toa kivy , toa ohatran'ny tsy mi-attirer azy intsony aho sady en plus lasa ohatran'ny izaho indray ny zokiny.
Matahotra mafy aho sao izy mizaha any an-kafa,izaho anefa na inona2 akanjo atsofoka tsisy manenjika , ra resaka lingerie moa de laisse tomber,na ny regime aza anefa de tsy efficace,ny dieteticienne kivy,
Ny vady hono jerijery sady rehareha ka micomprendre azy ihany aho,ampio aho ry reto sady toroy hevitra mahomby,tiko ny vadiko ary vonona aho anao izay mety hikajiko ny tokatranoko izaho dia 22ans


Tadidio fa ny saina no mitondra ny rehetra. Ka raha mahay mi-controle an'io ianao dia mande ho azy io... alaviro ny stress
19. chakkakkely ( 01/09/2006 13:12)
marina mintsy zany ny anao ry zina ny ana koa ny stress no mahtonga ahy hisakafo be ,
20. volana1 ( 01/09/2006 14:37)
Ny ahy conseil hafa indray : aoka aloha hilamina ny sainao, voalohany aloha dia il faut savoir être bien dans sa peau, fa raha vao stressée amin'ny tavy indry dia vao maika miha matavy, tsy voatery hoe ratsy anie ny matavy e ! ataovy ao an-tsaina hoe izao izaho; ataovy izay ahitanao fitafy mifanaraka amin'ny habenao, fa firy kg sy firy metatra nefa izany matavinao izany e ! sady raha azoko tsara dia tsy aty Dago enao : afaka mijery sy misafidy izay akanjo mifanaraka amin'ny lehibe, aza mitomany randrana tsy manendrika, enao izay te-hanao akanjo antonona ny olona kelikely. Ny saina ihany amboarina voalohany, misy pulpeuse tsara be ange e ! asehoy ny décolleté nao, ny kibo ihany no ahenao, io ihany no mahasosotra fa ny sisa dia aveloa ho eo.

Mahereza akia a! Indry angaha efa niteraka ? Za dia vehivavy efa 40 ans (azo atao hoe efa nanana expériences ihany), vizana eo fotsiny enao, manao élastique, sao dia misy efa vahana lehibe ary ny mamanao sy ny iray tampo aminao ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7983