Milaza zavatra betsaka ny fomba fihaingo

21. mamzelkely ( 31/08/2006 06:30)
vale:

efa selibatera ve mbola tsy hikarakara vatana ihany koa tsy dia eo ny tranony,hihihi:-D



vale za akia maharemarker an zany ko aa, hitako tam tenako le izy fa tam za ts miaraka am olona de tena eny mandende eny ts mivaklou fa jean te shrt be ny volo mifatotra ôtrany ramama kely zany fa nony nisy amizay le sipa de lasa jejojejo miova ny fomba fekanjo, ôtrany we te- hi attirer an le olo-tina e :°) sady mahafantatra koko ny valeur enao refa misy olona miaraka aminao :-D:-D
22. papounette ( 31/08/2006 07:36)
dolby:

Hita soritra avy hatrany eny amin'ny fomba fihaingo ne mety ao ambadiky ny fiainan'olona anankiray.

Betsaka no hitako ary namariniko fa matoa ny vhv somary jejojejo na mifanaraka tsara ny akanjo hanaovany dia efa miaraka amin'olona izy zay, raha oharina amin'ireo célibataire.

Tsy fanakianana an'ireo celibataire akory fa zava-misy.

8ONjay kosa aky njy!

23. vale ( 31/08/2006 10:21)
mamz: marina koa izay kah!!:wink:
24. boubounezy ( 31/08/2006 11:27)
mamz tena tsisy maharatsy ny ny manao azinany mintsy kia fa toizo iany a!
25. dolby ( 31/08/2006 14:53)
Raha miaraka aman'olona : ny fihaingo matetika dia taratr'izay zavatra tian'ilay olona miaraka aminy hanaovany, na mety modely hitan'ilay iray tany ambadika tany nahafinaritra azy dia tiany hanaovan'ilay olona miaraka aminy.

Raha celibataire : ny fihaingony (matetika ihany) dia taratr'izay eritreretiny hoe mety amin'ny tenany; ny fomba fijerin'ny ety ivelany anefa hafa.
26. booboo ( 31/08/2006 14:55)
ho ho ho tsy d'accord @ ilay tapany voalohany velively.
27. laracroft ( 31/08/2006 15:45)
dolby: tena marina io kah, zaho hiharan,zany izao, ilay hoe izay tian,ilay olona miaraka amiko dia tsy maintsy mba hataoko koa, sady izy miangavy ny mba hanaovako an,lay izy de ataoko, fa tsy hoe voatery ho tiko akory!! fa zany hoe rehefa ndray2 ihany e!
28. booboo ( 31/08/2006 16:13)
hihihi sao dia fétichiste aza zany...vazivazy io :-*
sady izy miangavy ny mba hanaovako an,lay izy
29. Fiffi ( 31/08/2006 16:14)
dolby:
Raha miaraka aman'olona : ny fihaingo matetika dia taratr'izay zavatra tian'ilay olona miaraka aminy hanaovany, na mety modely hitan'ilay iray tany ambadika tany nahafinaritra azy dia tiany hanaovan'ilay olona miaraka aminy.
tsy dakoro @ io indray aloha zah an! Inona moa no hidiran'le sipa ohatra @ fihakanjoko ? Nga izy no handeha hametra ahy hoe zao hanaovanao ?? :roll:


30. xxx ( 31/08/2006 17:51)
xxx:
booboo: tena mahasosotra mihintsy nge ry zareo lhl tony indray2 e, aiza ve koa ny tena tsy zatra manao féminine be zany, dia mba tiany hanao an,izany hono, dia lasa izao:°)
laracroft.
misy fitsipika hoe rehefa miditra xxx de tsy manisy sonia ety ambany .


31. xxx ( 31/08/2006 20:25)
izany ve ry xxx? fitsipika vaovao angamba izany, betsaka ny mpanao an'io nefa toa tsy voasivana akory?
32. dolby ( 01/09/2006 07:19)
booboo:

ho ho ho tsy d'accord @ ilay tapany voalohany velively.


Tsy voatery hoe amin'ny olona rehetra ilay izy, ianao zany izao tsy ao anatiny. Izany koa akory tsy midika hoe tsy afaka ny hanao izay tinao manokana mihitsy ianao.


33. dolby ( 01/09/2006 07:19)
boubounezy:

dolby za tena jejo ka mba azonao azavaina anh vé wé inn ny dikany fomba fitafiko @ reo sariko manao akanjo décolté reo;-)


Ny fomba fitafinao izao dia karazan'ilay olona maha te ho tia.

34. Fiffi ( 01/09/2006 09:41)
hummmm
35. prime ( 01/09/2006 10:46)
hummmm... hummm....
36. Fiffi ( 01/09/2006 11:47)
:-D
37. boubounezy ( 01/09/2006 12:23)
:oops: dolby zany an!!
38. Fiffi ( 01/09/2006 13:06)
39. prime ( 04/09/2006 11:57)
:lol::-D:-D
40. Fiffi ( 04/09/2006 15:07)
fa tena nijery fitaratra hoa zah androany de mba nanontany tena hoe milaza inona zao izao fihakanjoko zao ? :roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2362