Milaza zavatra betsaka ny fomba fihaingo

1. dolby ( 30/08/2006 10:11)
Hita soritra avy hatrany eny amin'ny fomba fihaingo ne mety ao ambadiky ny fiainan'olona anankiray.

Betsaka no hitako ary namariniko fa matoa ny vhv somary jejojejo na mifanaraka tsara ny akanjo hanaovany dia efa miaraka amin'olona izy zay, raha oharina amin'ireo célibataire.

Tsy fanakianana an'ireo celibataire akory fa zava-misy.
novalian'i ninih ny 11/09/2006 14:01
2. booboo ( 30/08/2006 10:34)
ho ho ho
3. Fiffi ( 30/08/2006 10:38)
dolby:
Betsaka no hitako ary namariniko fa matoa ny vhv somary jejojejo na mifanaraka tsara ny akanjo hanaovany dia efa miaraka amin'olona izy zay, raha oharina amin'ireo célibataire.
soahiany fa ny fijerinao manokana io an! Fa tsy mifanohitra ve eh ? Ny tsy mbola manana olontiana na fiharahana ve no tokony hanao jejojejo ? sy hihakanjo hummmm be ? ho ho ho ozy booboo :-D


4. mamzelkely ( 30/08/2006 11:14)
Fiffi non misy fahamarinany io lazain dolby io satri refa misy olona (fa ts ny rht kosa alou aleo hazava) ref niaraka tam olona izy vô tena lasa jejojejo fa tam izy ts mbola ts nanana sipa de mande zolie fôna le fiainana de ts mivaklou mits:-D:-D
5. diamondra27 ( 30/08/2006 11:17)
dolby: hafa indray zany:roll:
booboo::-D

mba jejo foana e! tsy voatery hanenjika lamody fa miankina @ ze eo ampelatanana

inona avy zao ny fomba fihaingo? akanjo izanny sa accessoires tafiditra anatiny

tatouages sy percing tsy lazaina tsony, kavin'ila:-D:-D

refa misy maiaraka ihany ve vao mihaingo izany

6. xxx ( 30/08/2006 11:53)
dolby:

Hita soritra avy hatrany eny amin'ny fomba fihaingo ne mety ao ambadiky ny fiainan'olona anankiray.

Betsaka no hitako ary namariniko fa matoa ny vhv somary jejojejo na mifanaraka tsara ny akanjo hanaovany dia efa miaraka amin'olona izy zay, raha oharina amin'ireo célibataire.

Tsy fanakianana an'ireo celibataire akory fa zava-misy.

Hfa kely zany fijerinao zany ;so

7. dolby ( 30/08/2006 12:00)
Izaho tsy miteny hoe izy rehetra fa hitako mahay mihaingo kokoa ny olona miaraka amin'ny olona noho ireo tsy miaraka. Hafa ny hoe efa niaraka taloha, fa ireo mbola tsy niaraka mihitsy no tiako tenenina eto.

Tsy sanatria akory hoe mamorina aho. Fa nisy maromaro izahay no niaraka nandinika an'io. Izany hoe tsy fijeriko irery io.

Io mot nolazain'i mamzelkely kely io no mahalaza azy tsara ngamba ilay hoe : "ts mivaklou"
8. pissoa ( 30/08/2006 12:20)
Tsy hoe miaraka na tsy miaraka amin'ny olona angamba raha ny hevitro - fa amin'ny ankapobeny ny ankizy vavy rehefa tafiditra ao amin'ny age de la puberte dia somary miova kely ny fihetsika sy ny fihaingo. Dia somary mifanandrify amin'io fotoana io koa ny fotoana hahalalana izany atao hoe sipa izany ... dia izay no mahatonga azy :roll::-D:-D:-D
9. cutie ( 30/08/2006 13:04)
Mpandefa : dolby [ Valio ] 30-08-2006 12:11:56
Lohateny : Milaza zavatra betsaka ny fomba fihaingo
Hita soritra avy hatrany eny amin'ny fomba fihaingo ne mety ao ambadiky ny fiainan'olona anankiray.

Betsaka no hitako ary namariniko fa matoa ny vhv somary jejojejo na mifanaraka tsara ny akanjo hanaovany dia efa miaraka amin'olona izy zay, raha oharina amin'ireo célibataire.

Tsy fanakianana an'ireo celibataire akory fa zava-misy

hazavao alou le we fomba fihaingo sy le we jejojejo :lol:
10. cutie ( 30/08/2006 13:06)
Raha le fomba fihaingo manko de ekeko le we efa miaraka @oul
Fa le jejojejo kosa ve tsy mbola mitady izy @io matoa jejojejo :lol::lol::lol:
11. Fiffi ( 30/08/2006 14:06)
zah zao :oops: manao sy nanao jejojejo foana hatramin'izay de ahoana zany ? :oops: ka vavy kosa ve tsy hanao jejojejo eh ? :-D:-D:-D:-D
12. cutie ( 30/08/2006 14:15)
de in ny ataon-jy @ zany manao jejojejo zany :-D:-D:-D
13. Fiffi ( 30/08/2006 16:13)
de manao vernis , lokomena , ranomanitra , maquillage , akanjo milay be , de mijery fitaratra de hummm ! de hoe jejo an! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. cutie ( 30/08/2006 18:03)
:-D:-D:-D:-D:-D
15. vale ( 30/08/2006 18:15)
dolby:

Hita soritra avy hatrany eny amin'ny fomba fihaingo ne mety ao ambadiky ny fiainan'olona anankiray.

Betsaka no hitako ary namariniko fa matoa ny vhv somary jejojejo na mifanaraka tsara ny akanjo hanaovany dia efa miaraka amin'olona izy zay, raha oharina amin'ireo célibataire.

Tsy fanakianana an'ireo celibataire akory fa zava-misy.
efa selibatera ve mbola tsy hikarakara vatana ihany koa tsy dia eo ny tranony,hihihi:-D



16. cutie ( 30/08/2006 18:23)
vale:-D:-D:-D
17. boubounezy ( 30/08/2006 20:33)
dolby za tena jejo ka mba azonao azavaina anh vé wé inn ny dikany fomba fitafiko @ reo sariko manao akanjo décolté reo;-)
18. vale ( 30/08/2006 21:16)
cutie:-D:-D:-D
19. naritsimba ( 31/08/2006 05:08)
Ny ahy aloha ny fomba fitafy dia tsy misy afa-tsy ny tsotra eh,
Ho an'ny vehivavy: akanjo tsy mampiseho foitra, tsy hatreny am-poto pe ny zipo, izany hoe ilay fitafy tena malagasy, zipo lava fara faharatsiny mba hatreo amin'ny lohalika, mitafy lamba, lava volo raha mety.
Ho an'ny lehilahy indray dia : tsy mikavin'ila, madio na dia mitampina aza (ekanjo tenaina io an), fa rehefa miasa dia mba miakanjo ara-dalana, pataloha, lobaka sns.
Ny vehivavy mantsy matetika no tena manao akanjo tsy maotina loatra, izany dia mampiseho amiko fa tsy manaja tena koa ilay vehivavy ka tsy mahagaga raha voasarika ho azy ny lehilahy.
20. fasaly ( 31/08/2006 05:46)
dolby:

Hita soritra avy hatrany eny amin'ny fomba fihaingo ne mety ao ambadiky ny fiainan'olona anankiray.

Betsaka no hitako ary namariniko fa matoa ny vhv somary jejojejo na mifanaraka tsara ny akanjo hanaovany dia efa miaraka amin'olona izy zay, raha oharina amin'ireo célibataire.

Tsy fanakianana an'ireo celibataire akory fa zava-misy.



hummmmm! marina ve zany???zà tsy dakaoro amzay fijery ivelany zay fotsiny.....

rehefa ho jejo kou ny oul de efa izy no jejo sy mahavaha-tena izay na de hoe tsy miaraka am oul :°)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0926