tsy aritra
41. Vaika
(
30/08/2006 22:33)
Omena vinaigre kely alohan'ny hamolosana azy amin'izay malemilemy tsara ny nofony. Rara-kivy sahady aho, sa ahoana leitsy ry fijo ? Dia ny fourure be-ny hanaovana satroka.:°):-D:-D:-D
43. Vaika
(
30/08/2006 22:46)
Anjay fa maninona ?:roll:
Ny saka anie ry cutie tsy mihantra anao zany e ! Aleo alika no tezaina (sady tsy fihinana) fa ny saka mihinana ny tompony raha sanatria ka maty tampoka ny tompony ka noana izy. Koa tsy aleo dieny mbola en forme i toi de tonga de izy no atao kaly ? Somary sintonina miaraka ny lohany sy ny rambony dia tsy marary izy :°)
Aok'izay fa sao hanofy ratsy dôly ny olona mamky eto.

44. cutie
(
30/08/2006 22:47)
Mpandefa : Vaika [ Valio ] 31-08-2006 00:46:54
Lohateny : Re : tsy aritra
Anjay fa maninona ?
Ny saka anie ry cutie tsy mihantra anao zany e ! Aleo alika no tezaina (sady tsy fihinana) fa ny saka mihinana ny tompony raha sanatria ka maty tampoka ny tompony ka noana izy. Koa tsy aleo dieny mbola en forme i toi de tonga de izy no atao kaly ? Somary sintonina miaraka ny lohany sy ny rambony dia tsy marary izy
Aok'izay fa sao hanofy ratsy dôly ny olona mamky eto.
vo maika :twisted::twisted::twisted::twisted:
45. Vaika
(
30/08/2006 22:50)
:-D:-D:-D
Eiiiisy ! cutie kay tsy mahay mankafia ny fiainana amin'ny sakafo matsiro :-D:-D:-D
Mamz : azafady ankia fa nivoana kely injay aho dia bisous be njy !:-*:-*:-*
Eiiiisy ! cutie kay tsy mahay mankafia ny fiainana amin'ny sakafo matsiro :-D:-D:-D
Mamz : azafady ankia fa nivoana kely injay aho dia bisous be njy !:-*:-*:-*
46. cutie
(
30/08/2006 22:51)
Mpandefa : Vaika [ Valio ] 31-08-2006 00:50:25
Lohateny : Re : tsy aritra
Eiiiisy ! cutie kay tsy mahay mankafia ny fiainana amin'ny sakafo matsiro
ndana mitady saka hafa fa tsy ny ahy no atao ex :-D:-D:-D
47. Vaika
(
30/08/2006 22:57)
Ka ny an-njy saka oman-dobera fa tsy mihaza voalavo koh !
Ngaha tsy hain-njy ilay fitenenana hoe : "raha saka tsy hihaza voalavo, hendaso atao laoka" ?:°):°):°)
Ngaha tsy hain-njy ilay fitenenana hoe : "raha saka tsy hihaza voalavo, hendaso atao laoka" ?:°):°):°)
50. mamzelkely
(
31/08/2006 06:19)
misterX:
nenà njay le mahita anao @ serasera mintsy no tena tsy aritro:-D
efa haiko ka :-D:-D
mimich:
mmz> hummm!!! chocolat itovizana
nga akia ts loza mits :-D:-D
Vaika:
Ny ahy ry zareo dia ilay coca mihintsy no tena mba tsy aritro. Ka raha te-hiady amiko dia kitiho kely fotsiny ny stock-na coca-ko fa angamba kakeriko mihintsy
Indray mandeha anefa efa naterina tany amin'ny urgence mihintsy fa narary vavony sy nandady satria tena coca bouteille 2L no nataoko rano fisotro (adin'iray dia lany fa angamba nitete ilay tôvangy ).
Ankehitriny kosa anefa dia mba efa nahena ihany ilay zava-pisotro tsy maha-mamo ka tôvangy iray isan'andro sisa
sô de ahita loza amizany eo sady avelanao ny sakan cutie fa mampanaelo :x alazako eo njay aaa:°):-D:-D
fijo:
za vao mahita mamza de tsy aritro,ho hoho
za ko ts maharitra mits ra vô mahita an'i mamz :-P:-D:-D
51. mamzelkely
(
31/08/2006 06:21)
Vaika:
Mamz : azafady ankia fa nivoana kely injay aho dia bisous be njy !:-*:-*:-*
ts manaiky za sôkôlà kosa zany :-P:-D:-D
52. Rafotsy
(
31/08/2006 07:42)
lemenakely:
Ny ahy ny mijery nonom-behivavy no tena mahafinaritra sy tena tsy aritro mmmmmm!!!!indrindra refa somary ngezangeza mafimafy iny ! mamamiah...
Eo am -pijerena fotsiny ve dia efa hitanao hoe "mafimafy " ? :-D:-D:-D:-D
53. hery
(
31/08/2006 07:55)
Ny anah internet :-)
Misy internet ao antrano sy aty am-piasana... fa rehefa mihetsika dia na eny an-dalana aza dia mamonjy cybercafe fa hoe nisy zavatra hadino kely :-D
Misy internet ao antrano sy aty am-piasana... fa rehefa mihetsika dia na eny an-dalana aza dia mamonjy cybercafe fa hoe nisy zavatra hadino kely :-D
54. miangola
(
31/08/2006 08:07)
hery>>< fa angaha tsy vehivavy sy vadin'olona ry hery??? :-D:-D:-D:-D voadona ndray ny aferon'i hery lé
56. pissoa
(
31/08/2006 11:02)
Ny ahy stylo no tena tsy aritro. Rehefa miresaka dia tsy maintsy mihazona na manoratsoratra ... hafa tsy hoe miresaka virtoaly dia keyboard indray :-D:-D:-D
PS: Ary misy olona tsy miditra ato amin'ny serasera raha tsy hamely an'i Hery an (too bad :oops::oops::oops: ) (Hors size iny fa manana sens de l'observation fotsiny zah :roll::-D:-D:-D )
PS: Ary misy olona tsy miditra ato amin'ny serasera raha tsy hamely an'i Hery an (too bad :oops::oops::oops: ) (Hors size iny fa manana sens de l'observation fotsiny zah :roll::-D:-D:-D )
57. Fiffi
(
31/08/2006 11:05)
pissoa: tena mampalahelo an!
Nga akia tsy gilasy koa ny andry ?? :-D:-D aiza ve na marary tena aza de mbola mihinana gilasy hiany ? hummm ! tadidiko ange iny eh! :-D:-D:-D
Nga akia tsy gilasy koa ny andry ?? :-D:-D aiza ve na marary tena aza de mbola mihinana gilasy hiany ? hummm ! tadidiko ange iny eh! :-D:-D:-D
59. hery
(
31/08/2006 11:09)
Pissoa sao dia anisan'ilay mikaikitra stylo? :-D Tandremo fa misy dikany psikolojika be io loll
pissoa> izy ihany no manaporofo fa tsy misy sivana mihitsy eto @ serasera :-)
pissoa> izy ihany no manaporofo fa tsy misy sivana mihitsy eto @ serasera :-)
60. mamzelkely
(
31/08/2006 11:34)
za ndray revô miresaka de iny tanako iny mitsiparaparaka etsy sy eroa :roll::^):-D:-D