tsy aritra
23. Fiffi
(
30/08/2006 20:00)
Vaika: heu...tsy de manana hevitra loatra aho @ io fa io kosa aza no mba tsy aritrao de hatao ahoana ? ny ahy ary gilasy beeeeeee ireny nga hoy enao tsy mankatavy ? :-D:-D:-D:-D:-D
27. Vaika
(
30/08/2006 21:57)
cutie any amin'ny mpivarotra :-P Supermarché ohatra dia misy (mandehana any amin'i Wal-mart:-P )
na manamboatra dia aspartame no atao fa tsy siramamy tsotra :-P
na manamboatra dia aspartame no atao fa tsy siramamy tsotra :-P
30. Vaika
(
30/08/2006 22:09)
Za koa mbola tsy niditra walmart :oops::oops::oops:fa jereo fotsiny ny rayon surgelés fa tsy maintsy misy
- glace normale = 80 % matière grasse
- sorbet aux carottes (fait maison) = 0% raha tsy crème no hanaovana azy fa rano amin'ny robinet:°)
- glace normale = 80 % matière grasse
- sorbet aux carottes (fait maison) = 0% raha tsy crème no hanaovana azy fa rano amin'ny robinet:°)
31. cutie
(
30/08/2006 22:10)
sorbet aux carottes (fait maison) = 0% raha tsy crème no hanaovana azy fa rano amin'ny robinet
dain :-D:-D:-D
32. cutie
(
30/08/2006 22:11)
Mpandefa : Vaika [ Valio ] 31-08-2006 00:09:10\
Lohateny : Re : tsy aritra
Za koa mbola tsy niditra walmart fa jereo fotsiny ny rayon surgelés fa tsy maintsy misy
- glace normale = 80 % matière grasse
misaotra e
aleoko ihany 100% fat ka :-D:-D:-D
33. Vaika
(
30/08/2006 22:15)
beuh !!! 3 minutes de plaisir dans la bouche mais 30 ans de graisse sur les fesses hono anie e ! Sady amin'izay tonga de cholestérol "pur-sucre" be manadala:-D:-D:-D
37. Vaika
(
30/08/2006 22:28)
Dain ! ty cutie miaingintraingitra, dobera hono de omena saka. Raha tsy hoe hatavizina angaha ilay saka dia atao "méchoui" avy eo, de somary hosorana dobera kely mba ho "dorer" tsara rehefa le hatono iny :°) Miam !:-D:-D:-D
39. cutie
(
30/08/2006 22:29)
dain tsy azo atono ny sakako :twisted:
kely fotsiny no omena azy fa nga iny dobera rehetra iny :lol:
kely fotsiny no omena azy fa nga iny dobera rehetra iny :lol:
40. cutie
(
30/08/2006 22:30)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 31-08-2006 00:29:45
Lohateny : Re : tsy aritra
ngah andry manana sakamantody.
odoy e :-D:-D:-D