scientologie

21. prime ( 29/08/2006 14:18)
Vaika> =D
22. mamzelkely ( 29/08/2006 14:39)
kelly13 ka mbola kamo za fa kalou hamaky ftsn :-D:-D:-*
23. tywa68 ( 29/08/2006 14:49)
raha taloha tsy tao @ scientologie angaha dia nijery an'i Tom Cruise aho ! aleoko natory toy izay andany andro @ny eo ! efa lasa lalina izy ê !
24. kelly13 ( 29/08/2006 18:44)
pissoa>tsy hitako le mampimé fa mba zarao himehezantsika reetra
25. pissoa ( 29/08/2006 18:48)
kelly13 - efa io nataoko quote io le mampime anah koa inn indray moa e :-D:-D:-D
26. pissoa ( 29/08/2006 18:50)
Ooops - aleo hazavaina kloo fa sao tsy mazava ...
Tsy ny hevitra no nampime anah (iny misy iombonako amin'i Herimiafina) fa le fitenin'i HM anazy :-D:-D:-D
27. Vaika ( 29/08/2006 21:55)
boubounezy : sao dia ry zareo gothiques no tian-ndry lazaina ? Marina tokoa aloha fa tena mampatahotra ny tarehin-dry Marylin Manson sy ny hirany fa za mba tena niaiky mihintsy nahita an'i leiry nanome ny heviny momba ny violences any USA, gaga aho fa ao anatin'ilay paozy mampatahotra hita ety ivelany no mifono saina sy fo tena "humaniste" ary olombelona lavitra noho ny mpitondra ny fanjakan-dry zareo ("w" e !). Misy aloha sectes maro dia manana rite satanique, tsy azo lavina izany fa misy koa manara-damaody ny olona dia voasokajy ho secte satanique, ary misy ny rituels-na religion païennena traditionnelle misy rituels sataniques ! Fa sarotra dia sarotra ny manavaka hoe secte sa tsy secte. Iza i Katy Holmes moa ?
28. Zina ( 30/08/2006 02:29)
Iza i Katy Holmes moa ?

vadn'i Tom Cruise pour le moment aloha...

Zany nisarahin'i Nicole Kidman an'i Tom Cruise (une partie) Nicole catolika
29. mamzelkely ( 30/08/2006 06:03)
hummm8)
30. prime ( 30/08/2006 10:15)
Vaika> =D=D
Zina> c'est vrai...:wink:
mamz> f'ahoana?:lol:
31. Vaika ( 30/08/2006 14:32)
zina : merci !
Aleoko i Nicole Kidman :D
Niala tamin'ny Scientologie dia niverina catho marina hono i N. Kidman. Dia i K.Holmes tonga dia nivadika scientologie...en 3 mois, mafy izany hoe tia !:-D
32. mamzelkely ( 31/08/2006 08:33)
prime mba te hi-humm ftsn za ka :-D:-D
33. prime ( 31/08/2006 10:21)
Izaho koa...
Hummmm....:lol:
34. Vaika ( 31/08/2006 11:03)
mamz sy prime : hummmmm !:D

za ndray no mba =D prime a !;-)
35. prime ( 31/08/2006 11:13)
Misaotr'eeeeeee!!!!=D=D=D tsy mitsahatra ho an'i vaika sy mamz e......;-)
36. ferrari ( 31/08/2006 19:43)
Nahita lay emission sur la 5 sectes ou eglises io ve ? fa ny criteres atao secte midependre ny tanana. Ny fomba firesana ny olona ny fiangonana tsy mitovy. Hoe ny Etats Unis dia samy manao ny choix be ny mouvement spirituel eto France 'cartesien ' be ny fomba ny saina ny olona rehefa tsy catho na pro na juifs na musulm na boudhiste dia secte. La liberte de pratiquer commence ou celle des autres s arretent.
Donc tom cruise efa 20 ans izy hoe ny eglise de scientologie anazy no mafantatra inona tsara inona ratsy. Tsy ani olona no miditra anatiny fiainana et en plus c est sa vie privee. Tsy mahazo mi-juger.Rehefa io ny fiangonana dia mety ho anazy. C est son choix il l a fait de plein gré.
37. kelly13 ( 31/08/2006 20:25)
tsy d hitako lôtra alou le tena mampimé ms bon...
ferrari>za tsy mi juger ny "eglise"n'i tom cruise ka, ny tiko anonataniana d hoe inn no critere nilazana io eglise io fa sectes? fantatro tsara fa c sa vie privee, il en fait ce qu'il veut! efa betsaka mou ny namaly!

ary maninn mou no catho, ny protestanta, ny musulmans tsy atao kou hoe sectes? fanontaniana tsotra indray io fa efa hitako iany mantsy ny fandehan'ny fifamalinkevitra eto! donc tous a vos claviers! :)

vaika>za nahita concert marylin manson (en dvd), hitako ny interview kely nataony, d'accord @nao aho @ hevitra lazainy, mais, ny zvt ataony avant sy apres ny concert kosa d hum b, mampatahotra sy mahatsiravina! fa mahagaga fa betsaka anefa ny fans an'i lery an!!!
38. Herimiafina ( 01/09/2006 00:54)
kelly13:

Herimiafina:

Inona no ilainao? Satria ve i Tom Cruise ao dai te ho ao ihany koa sa tena avy any ampo sy avy any anatinao any ilay izy? :^):-w

Ny secte ve? Tsotra ny hahafantaranao azy: somary miseho milay izay, mitomany tehaka na culte de la personne, matetika ny mpitarika azy, izay falifaly ery mahita ano manaraka azy.

Se prendre pour Jesus est devenu une mode. :-w

ary ianao izany toa tonga d mi agresser ahy? fanontaniana tsotra ny ahy, mila valiny tsotra iany kou! tsy mila agressivité b sahala @ izao aho, ra tsy tinao ny fametrahako hevitra dia aza mamaly, satria tsy terena na vozonana ianao. forum publik ity, mahazo mamaly oa ze te hamaly mahazo tsy mamaly ze tsy te hamaly! ataoko fa mazava izay!


Ilay ataonao hoe secte angamba no agresser-ko fa tsy ianao velively, inona moa no tombotsoako mi-agresser olona tsy mbola hitako akory?
Raha miangona ao amin'ny scientologie ianao dia norma raha mahatsiaro tena agressée, saingy tsy izay no tanjona, fa ny marina!!!!:^)
39. kelly13 ( 01/09/2006 08:37)
herimiafina>ka rehefa izany d aza atao hoe "ianao" satria normal raha raisiko ho ahy!
40. tywa68 ( 01/09/2006 09:18)
ka ho any sa tsia no laozana mifamaly eo ê ? =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6573