scientologie

1. kelly13 ( 28/08/2006 17:58)
asa ianareo raha nijery secrets d'actualité sur la 6 t@ alina, nisy ilay resaka scientologie sy tom cruise. classée ho secte ny scientologie eto france (ailleurs je ne c pas), donc tiko ho fantatra hoe inona avy ny criteres ilazana fa secte ity na tsy secte? et a votre avis, quelle est donc la secte la plus dangeureuse?
vaika>ton avis stp :*
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:20
2. Fiffi ( 28/08/2006 18:29)
3. kelly13 ( 28/08/2006 18:59)
fiffi>io v le manao loupe? mdrrrr
en fait tsy avis an'i vaika rery no tedaviko an!!!!!
sao d misy mandray vilana eo mantsy fa hum hum
4. Vaika ( 28/08/2006 21:36)
Tsy nijery an'ilay émission aho fa misy nuance kely tsara tsipihina ihany ry kelly ity : ny Eglise de Scientologie de Paris no voasokajy ho secte, hatramin'izao aloha !
Raha teto Europe aloha dia ny ekipan'i Jo Di Mambro (OTS : Ordre du Temple Solaire) no tena nalaza ratsy mihintsy ny fijeriko azy : 48 morts (1994-95) suicide collectif ? Sarotra ihany ny hino fa zaza 2 taona dia hamono tena ! Mifandom-bera angamba any izao i Hitler sy Polpot amin'io resaka io.
Maro anefa ireo sectes toy ny aretina oma-miadana nefa na dia efa misy rapport parlementaire aza nivoaka manondro ireo organisation ho secte dia mbola sarotra marina ny mamantatra azy ireo.
Raha ny hevitro manokana aloha dia ilay bizna no tena hahalalàna ny secte : mormon ohatra dia voatery manome ny 1/10 ny vola miditra aminy, tsy hoe rehefa manome rakitra dia secte izay fa ilay vola omena no "obligatoire", etsy an-danin'izay :
- manipulation mentale
- contrôle de la pensée
- viol psychique
- endoctrinement...
- Farany ary ny tena mafonja indrindra : allégeance inconditionnelle au gourou : Claude Vorihlon (raël), Ron Hubbard ho an'ny scientologie dia rehefa mivavaka dia ny bokin'i leiry no vakiana : Dianétique, sponsor officiel-ny formule 1 taloha) ets...
Ny hitovizan'ny secte rehetra angamba raha atao bango tokana dia tsotra dia tsotra ny miditra amin'ny secte fa sarotra dia sarotra ny mivoaka (ianao aza hantsoiny mihintsy koh)
Somary hivoana kely indray aho : izay angamba ny tsy maha-secte ny franc-maçon !? satria ny an-dry zalahy ireo toa sarotra ny miditra fa ny mivoaka mora be, ary ny liberté totale na ara-pinoana ary tsy misy manipulation mentale. Fa ady hevitra hafa sy efa teto indray iny.
Tsy misy secte tsy dangereux noho ny hafa fa samy mitondra any an-kady daholo. Ny scientologie no anisan'ny mampatahotra satria ohatran'ny misosoka mangina izany : tsaroana ilay orokoroka be nataon'ny ministra frantsay tamin'i Tom Cruise, izay tsy manafina (Tom Cruise)ny maha-scientologue azy.;-)
5. Zina ( 28/08/2006 23:16)
Tsy misy secte tsy dangereux noho ny hafa fa samy mitondra any an-kady daholo

Marina mihitsy io ry vaika
6. boubounezy ( 29/08/2006 00:30)
@ko alou ny lazainy vaika dé marin'e! dé za kou nijery lé resaka tom cruise iny fa ra ny @ frantsay zany ny secte ra vô misy resaka otrany wé clan dé efa secta zany fa ny tena secta ra ny fijriko azy dé reny otrany wé tsy mahazo mifanersera otrany eto @ sera2 reny oahatra misy anarany betsaka fa efa tsy tadidiko avy ny anarany misy kou ry réligion satanika, vampire any anlétéra reny sns e! fa tsy tadidiko fa refa tadidiko na itako dé alefako eto iany.:roll::roll: vô tédavina zany an!:-D
7. boubounezy ( 29/08/2006 00:32)
danzéré iany alou ny faitako azy e! dé i ra katy holmes mety mbola zaza saina dé votarika. ratsy be za matahatsa alou e!:-D
8. Herimiafina ( 29/08/2006 02:03)
Inona no ilainao? Satria ve i Tom Cruise ao dai te ho ao ihany koa sa tena avy any ampo sy avy any anatinao any ilay izy? :^):-w

Ny secte ve? Tsotra ny hahafantaranao azy: somary miseho milay izay, mitomany tehaka na culte de la personne, matetika ny mpitarika azy, izay falifaly ery mahita ano manaraka azy.

Se prendre pour Jesus est devenu une mode. :-w
9. mamzelkely ( 29/08/2006 06:35)
za ts afaka manome avis ry kelly fa za ts manana la 6 aty dago :°):-D:-D
10. ravatorano ( 29/08/2006 06:54)
mamz
11. kelly13 ( 29/08/2006 10:44)
Herimiafina:

Inona no ilainao? Satria ve i Tom Cruise ao dai te ho ao ihany koa sa tena avy any ampo sy avy any anatinao any ilay izy? :^):-w

Ny secte ve? Tsotra ny hahafantaranao azy: somary miseho milay izay, mitomany tehaka na culte de la personne, matetika ny mpitarika azy, izay falifaly ery mahita ano manaraka azy.

Se prendre pour Jesus est devenu une mode. :-w

ary ianao izany toa tonga d mi agresser ahy? fanontaniana tsotra ny ahy, mila valiny tsotra iany kou! tsy mila agressivité b sahala @ izao aho, ra tsy tinao ny fametrahako hevitra dia aza mamaly, satria tsy terena na vozonana ianao. forum publik ity, mahazo mamaly oa ze te hamaly mahazo tsy mamaly ze tsy te hamaly! ataoko fa mazava izay!
12. kelly13 ( 29/08/2006 10:57)
vaika>lollll ny eglise de scientologie de lille zany tsy classée ho secte? hihihi!!!
13. Vaika ( 29/08/2006 11:45)
kelly13 : f'angaha moa tsy fantar'i ndry fa ny olona rehetra any Lille dia olona mahafinaritra daholo...;-) na ny scientologues aza tsy sahin'ny fanjakana nasitrika tao anatin'ny lisatra maintin'ny secte tsy azo hifaneraserana ? :-D:-D:-D
Sangisangy iny fa porofo fotsiny sady manipika tsara fa sarotra ny mana-sokajy ny oragnisation rehetra ho secte na tsia (laïcité !), olana be mihintsy ka dia ireo efa maty pasipaoro (rapport commision parlementaire !)aloha no tonga dia hialàna pà malaky. ;-)
14. Vaika ( 29/08/2006 11:58)
Ary hono ho'a ry zareo ?
Tany m/kara taloha nisy an'ireny hoe : "saha kely mihoa-joro", nalaza ratsy tokoa ka mba ahoana ny niafarany tokotrany ? Mba iza tokoa ry zareo ireo ets...?
15. booboo ( 29/08/2006 12:30)
kelly13 > :-D:-D:-D fomba-porum ny manao " ianao " fa tsy ianao ilay nametraka sizé akory no tondroin'io
16. kelly13 ( 29/08/2006 12:35)
booboo>lollll enga anie mba ho zay pcq je l'ai prispour moi klou e! miandry azy hiteny an'io aho :)
17. mamzelkely ( 29/08/2006 13:12)
za hamaly fa ts hanome hevitra kelly :-/:P:-D:-D
18. kelly13 ( 29/08/2006 13:37)
lollll mamzelkely valio ary e! d iny nenao :-*
19. prime ( 29/08/2006 14:08)
Efa nandeha taty Dago t@ avril teo io, no-piquer'ny MBS t@ secret d'actualité...
Raha aty Dago dia efa maro no voasokajy ho sectes aloha... Fa ny malaza indrindra angamba no tokony ambara raha ny aty fa mbola tsy dia misy aty ireny ilay mitarika olona maro hamono tena ireny...
Fa ny tiana marihina fotsiny dia tsy ara-pivavahana ihany no misy sectes fa misy koa ny secte politique (néo-nazis...), secte militaire, secte sociale, secte satanique, secte économique... Ka ireo (soa ihany) na dia efa misy ihany aza ny sasany dia mbola marefo be no sady miafina mafy fa ndrao petahin-dramalagasy eo...
20. pissoa ( 29/08/2006 14:12)
Herimiafina:

Inona no ilainao? Satria ve i Tom Cruise ao dai te ho ao ihany koa sa tena avy any ampo sy avy any anatinao any ilay izy? :^):-w

Ny secte ve? Tsotra ny hahafantaranao azy: somary miseho milay izay, mitomany tehaka na culte de la personne, matetika ny mpitarika azy, izay falifaly ery mahita ano manaraka azy.

Se prendre pour Jesus est devenu une mode. :-w

:-D:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2589