vonikazo

21. anako ( 29/08/2006 16:47)
boubounezy:

(l) iza no mba malala ny dikany lokony vonikazao nareo? za mantsy somary romantika zay iany dé refa manao diner a la chandelle oahatra dé rozy fona ny mba itako atao dé ty manomé vonikazo namana refa misy anniversaira na fety manokana reny e! dé tsy tiko ho fantatra ny dikany lé loko afahako manomé vonikazo zé mahafa(l) anah. misôtra mélou


samy romantika daoholo isika fa be ny olona tia voninkazo ary mame rehefa fety na anniversaire na invitation. En general rehefa mena dia ny fitiavana, ny jaune dia ny amitie et ny fotsy dia amour platonique, la pureté... Fa misy sites ho ani vonikazo fa de ny difference de signification selon les fleurs (roses, oeillets, marguerites...)
22. mandrindra ( 29/08/2006 17:17)
diamondra27, avy aty amiko fa omeko voinkazo:wink::-D
23. Fiffi ( 29/08/2006 18:07)

Voninkazo

Raha jerena ireto Telomiova
Ny fitiavana koa mety hiova
Tsy hafangaro amin'ny Laingomena
Fa tena tsara toy ny Raozy mena

Raha omena Violety
Angamba sao dia tsy hety ?
Tsy aleo ve ireo Dalia?
No hatolotrin'izay tia ahy !

Izaho aloha tia Mavokely
Nefa toa fitiavana irery
Sa ireo Songosongo
Tsy mety koa sao voatsongo

Aleo indray ary Vonon'avoko
No omena ny foko
Misy koa anefa ny Kintana
Ahazahoako vintana

Fa ny tena fitiavana madio
Ka tsy hisian'ny indrisy
Dia ho anao fa tadidio
Ireto voninkazo Lisy

(Fiffi)
24. boubounezy ( 29/08/2006 18:39)
:o fiffi! njy ve no nanoratsa anio??? enjana njy alo e! efa itako lavitra fa tena romantika be njy(l) dé mba andefaso vonikazo rose mena kia fa njy manana bdb an!:-*
25. Fiffi ( 29/08/2006 19:14)
boubounezy: zah akia no nanoratra an'io an! tena vao nataoko teo mihintsy io de zao vao tadidiko indray ny Voahirana , Verivenona .:):-*
26. vale ( 29/08/2006 22:14)
boubounezy:

:xvale njy dé tena tsy romantika fa i fiffi no tena izy:wink::-D:-D:-D(l)
boubounezy>:-D:-D:-D zà mba manontany fa mba te ho romantika koh, andray ndry an!!:-D

tiko be nefa le hiran,i Diane Tell hoe "Moi si j'étais un homme", fa ny ahy indray hoentiko mankany Venise de mitety an,i Venise @ bateau, dia vita zay de hoentiko mijery théatre, de avy eo hoentiko miditra hotel feno pétales de rose bdb erak,ilay chambre d'hotel,de ataoko:*:* amzay:lol::lol: waoooooow:-D:-D:-D:wink:


27. vale ( 29/08/2006 22:16)
Fiffi: manaiky andry ky za ah, efa tsikaritro efa ela io t@ ndry?(l):-*:-*
28. vale ( 29/08/2006 22:18)
mandrindra:

boubounezy, mety izy roa mihitsy ka

vale, ianao izao mbola tsy voafakafaka nefa izaho mba te ahita hoe romantika ve ianao?:wink::-D:-D
:-D hitantaraiko boky roman toi de vita!:lol::lol::lol::wink:


29. boubounezy ( 29/08/2006 23:59)
vale(l) si tu était1 homme????:-D:-D tu sera CAPITAINE ve? dé ento ary ny bateau vert, blanc, rouge é!(l)tiko be kou iny hira iny:(
30. boubounezy ( 30/08/2006 00:01)
fiffi mahery be njy e! fa mba anoraty livra romantika ony i vale fa za tena tsy maharaka anjy fiffi a! miaiky anjy za^:^^:^^:^=D
31. Fiffi ( 30/08/2006 08:32)
sao mba voninkazodia kosa ? :-D:-D:-D:-D
32. mandrindra ( 30/08/2006 09:51)
vale, tantarao hoe :wink:
33. Fiffi ( 30/08/2006 10:41)
hum..
34. vale ( 30/08/2006 13:01)
mandrindra: eto ve?:roll::-D:-D:wink:
andraso fa any @ tononkalo no mety kah:D:-*
35. Fiffi ( 30/08/2006 16:20)
cutie:
i fiffi nga mpanoratra tononkalo :roll::roll:
cutie: mba misy insiraka kely akia de mba manoratra an!
vale: de miandry andry zany mba hamaky le tantara an! :):-*:-*:-*


36. vale ( 30/08/2006 16:25)
boubounezy:

vale(l) si tu était1 homme????:-D:-D tu sera CAPITAINE ve? dé ento ary ny bateau vert, blanc, rouge é!(l)tiko be kou iny hira iny:(
:lol:fa zany hoe tsy tiko le capitaine an,ihihihihihi:wink:


37. vale ( 30/08/2006 16:27)
Fiffi: :lol::lol:hiaraka hihaino @ mandrindra ve Fiffi? :D, tsy tiko kambo ny mamaky fa tondé mi-pratiker ny tiko e:-*:-*:wink:
38. vale ( 30/08/2006 16:29)
Fiffi: any @ tononkalo wa :wink::-*:-*
39. Fiffi ( 30/08/2006 19:44)
vale: ok :):-*:-*:-*
40. boubounezy ( 30/08/2006 20:38)
fiffi mety ho tena tsara kou2 ngé ra vonikazo dia zany e! sûr za fa tena ho tsara no ny efa mazatra mba hafa no ny retr'é! omeo tonokalo vinikazo dia ary za é! dé ataovy wé otrany za lé soratanjy ao fa nefa vonikazo fa dia!^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365