vonikazo
1. boubounezy
(
28/08/2006 09:27)
(l) iza no mba malala ny dikany lokony vonikazao nareo? za mantsy somary romantika zay iany dé refa manao diner a la chandelle oahatra dé rozy fona ny mba itako atao dé ty manomé vonikazo namana refa misy anniversaira na fety manokana reny e! dé tsy tiko ho fantatra ny dikany lé loko afahako manomé vonikazo zé mahafa(l) anah. misôtra mélou
novalian'i Fiffi ny 11/09/2006 16:37
2. lapino
(
28/08/2006 09:38)
http://www.guide-fleurs.com/langage-fleurs/index.htm ohatra
Na mikaroka "langage des fleurs" @ google
Dia mazotoa e ;)
Na mikaroka "langage des fleurs" @ google
Dia mazotoa e ;)
3. hery
(
28/08/2006 09:45)
Waoww :-)
lapino> zavatra ifanarahana ve io sa na dia tsy mbola nahita an'io lisitra io aza dia mitovy amin'io ho azy ny dikany?
lapino> zavatra ifanarahana ve io sa na dia tsy mbola nahita an'io lisitra io aza dia mitovy amin'io ho azy ny dikany?
4. lapino
(
28/08/2006 09:51)
Raha ny fahitako azy, ny kolotsaina eoropeana hatramin'izay no niavian'io. Raha olona manana an'ilay kolotsaina izany, mety tsy dia ho diso fandray an'ilay voninkazo loatra na tsy mahay an'ilay lisitra aza. Tsy haiko anefa an ...
5. Fomena
(
28/08/2006 10:40)
Za izao tsy mahay fa misaotra betsaka... Manao ahoana daholo ôôô...(l)(l)(l)
6. Fiffi
(
28/08/2006 11:04)
Au sein d'une fleur tour à tour
Une heureuse image est placée;
Dans un myrte, on croit voir l'amour,
Un souvenir dans la pensée,
La douce paix dans l'Olivier,
L'espoir dans l'Iris demi- close,
La victoire dans un laurier,
Une femme dans une rose
http://perso.orange.fr/buddyop/fleurs/ http://www.plantes-et-jardins.com/magazine/langage/index.asp?lettre=R

8. vale
(
28/08/2006 11:20)
Fiffi:=D=D=D,(l)
ndry aloha tena hitako fa romantika eh, na ny tononkalo ataondry fotsiny aza!:D:D:-*:-*(l)(l)(l)
ary za ve mba romantika?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
ndry aloha tena hitako fa romantika eh, na ny tononkalo ataondry fotsiny aza!:D:D:-*:-*(l)(l)(l)
ary za ve mba romantika?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
9. mandrindra
(
28/08/2006 13:21)
kay va re miteny koa ny vonnkazo e
vale, avia aloha jereko sy fakafakako dia avy eo lazaiko na romantika na tsia :wink::-D:-D
vale, avia aloha jereko sy fakafakako dia avy eo lazaiko na romantika na tsia :wink::-D:-D
10. velosoa
(
28/08/2006 14:41)
zaa zany manana ny dikan'ny voninkazo fa amin'ny manaraka alefako raha mbola ilainao
13. Fiffi
(
28/08/2006 17:50)
vale:vale: :oops: :D heu...marina aloha akia fa mba romantika kely zah an! fa ndry koa an! :D:-*:-*:-*
Fiffi:=D=D=D,(l)
ndry aloha tena hitako fa romantika eh, na ny tononkalo ataondry fotsiny aza!:D:D:-*:-*(l)(l)(l)
ary za ve mba romantika?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
14. vale
(
28/08/2006 21:23)
Fiffi>:oops: saotra:oops::-*
>fa tsy kely kah:roll: zà mamaky ny tononkalo-ndry ao am tononkalo koa kooooh!!:wink::-*:-*:-*
>fa tsy kely kah:roll: zà mamaky ny tononkalo-ndry ao am tononkalo koa kooooh!!:wink::-*:-*:-*
16. boubounezy
(
28/08/2006 23:53)
:xvale njy dé tena tsy romantika fa i fiffi no tena izy:wink::-D:-D:-D(l)
17. boubounezy
(
28/08/2006 23:55)
misôtra kia lapino fa ny tsy aziko tsara le lokony ve no miteny sa le vonikazo:lol:
18. mandrindra
(
29/08/2006 08:18)
boubounezy, mety izy roa mihitsy ka
vale, ianao izao mbola tsy voafakafaka nefa izaho mba te ahita hoe romantika ve ianao?:wink::-D:-D
vale, ianao izao mbola tsy voafakafaka nefa izaho mba te ahita hoe romantika ve ianao?:wink::-D:-D