Sao misy mahalala

1. madagasikara ( 27/08/2006 09:31)
MAnahoana daholo,
Sao mba misy mahalala, ny No tel marina ny an'ny Lycee Ampanihy - Toliara. Ity no nomen'ilay olona ahy: 00 261 20 94 600 21, niantso za nefa tsy mety mahazo, indrayindray occupe. dia nanoratra tam poste za dia tsy nisy valiny, nifandray tam namana any Toliara za fa tsy namaly ny hafatro ilay olona.
NA raha misy mahalala ny fomba itadiavana ny toy izany eto am internet. Marina fa mbola tsy mianatra ny mpianatra am izao fa tiko hanana ilay izy e, Misaotra betsaka indrindra o.
novalian'i kitjo ny 31/08/2006 17:56
2. lapino ( 27/08/2006 09:49)
Andramo esorina ilay 20 @ le numero hoe
00 261 94 600 21
3. lapino ( 27/08/2006 09:50)
Hay diso aho kay fa azafady e ...
4. Herimiafina ( 27/08/2006 15:41)
Tena enjana be ry ise raha Ampanihy izany klé. Somary manahirana ny miantso telefaonina amin'iny faritra androy iny, zone enclavée.

Fa ny fika dia izao: ny Direction Provinciale des Travaux publics (DPTP) Toliara tampon-tanana no tadiavo ny numero dia antsoy dia hametraho hafatra dia asaivo alefany BLU makany amin'ny SUBDIVISION des Travaux Publics Ampanihy, fa ho tonga foana any hafatra e! Iny aza no siora kokoa klé.

De aza adino ny tapis Mohair sy vangovangon'i HM hono hoe rehefa tonga ny hafatra, :^):-w
5. Fiffi ( 28/08/2006 17:15)
hummmm ! ireo namana bdb any ireo ve de tsy misy mahafantatra an'io ?:roll:
6. madagasikara ( 28/08/2006 17:53)
Herimiafina: ka tsy misy No fantatro na dia hoe hiantso an'ny DPTP ny toliara zany za, ampio re e. Na zany hoe BLU, ahoana no anaovana izany.
Misaotra anareo e.
7. Fiffi ( 28/08/2006 18:52)
madagasikara: andraso fa handefasako hafatra fa misyolona fantatro any Tuléar de lazaiko anao hiany ny valiny .:)
8. LazaDaddy ( 28/08/2006 23:39)
esory ilay 00 dia soloy +

+261 20 94 600 21
9. Herimiafina ( 29/08/2006 02:08)
Iny indray arakaraky ny pays, raha US tonga dai 011- fa tsy +, izany hoe 011-261-20-94-600-21.:wink:

Tsotra fotsiny, mankanesa ery amin'ny DPTP ery Ambatomena dia anontanio ao ny Code BLU Ampanihy na ny numero tel DPTP Tuléar.
-Dia rehefa mahazo ny operateur BLU dia apetraka ny hafatra miaraka amin'ny olona tadiavina.
-Na apetraka tel avy ao Tulear ny hafatra maika. :wink:

10. madagasikara ( 29/08/2006 09:50)
Herimiafina: za aty france ka hankeny Ambatomena ahoana? Sa aty france ve zany Ambatomena izany?

Fanontaniana hafa ary e: am fomba ahoana ny fandefasana email fa asiana accusé de reception?
11. Fiffi ( 29/08/2006 10:23)
LazaDaddy:
esory ilay 00 dia soloy +
+261 20 94 600 21
:roll: io + io ange ry Laza tonga ho azy eo @ numéro eh! fa tsy hampiana zany .

Fa mety ny 20 no diso , misy manko ny 32 , 33 , 22 .


12. ramialy ( 29/08/2006 11:22)
Fiffi:
Fa mety ny 20 no diso , misy manko ny 32 , 33 , 22
marina io 20 io milaza hoe telma, ny 33 celtel, ny 22 milaza hoe Tana. fa sao dia tsy 94 fa 95 ohatra, ilay indicatif ao aorian'ny 20 milaza ny faritany
13. boubounezy ( 30/08/2006 00:24)
andramo ataovy 0 ray ndray ary refa tsy mety e!:-D
14. ramialy ( 30/08/2006 11:25)
boubounezy ka tsy vao maika zero doly:-D
15. prime ( 30/08/2006 12:23)
Tonga dia ataovy 261 20 94 600 21 fotsiny fa tokony hety... (261 20) no code Dago... tsy maintsy eo raha nums telecoms...
16. Fiffi ( 30/08/2006 14:46)
jereo @ ity annuaire malagasy ity an! http://www.annumada.com/malagasy/default.aspx
17. madagasikara ( 30/08/2006 18:02)
Misaotra anareo rehetra e.
18. kitjo ( 31/08/2006 17:56)
tsy maintsy misy 20 raha Telma k!

code Tulear sy ny manodidina io 94 io fa as araha tafiditra ao Ampanihy,

ny Cisco Tulear antsoina e!

Na ministere education!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5863