Bitro

21. vale ( 27/08/2006 17:31)
:}:-D:-D:-D, f'angah misy an,zany hivavahana zany koa?hihihi:-D:-D
hihihi,;-) ie tsy maintsy didina loha avy eo kah, fa ny mamono azy mandatsadrà vel no tsy mety!:wink:
22. vale ( 27/08/2006 17:33)
Simpona:

:idea::idea: Vale misaotra indrindra :wink::wink:
:D mazotoa simpona ah!:wink::-*


23. soanja ( 27/08/2006 23:17)
Simpona:

Misaotra anareo rehetra fa voaray ireo,
Ny olana itovizatsika aloha de la mamono :roll::roll:
aleo ngamba hitady efa voatetika eny am supermarché de ...:miam::miam:

soanja
Mampatsiahy zavatra izany bitro izany. Mazotoa daholo e.


Mampatsiahy inona ry soanja ??


Sarotra ny mitantara azy eto satria ianareo mihinana bitro daholo. Tsy hoe akory ratsy ny zavanitranga fa hatramin'izay no nahatonga ahy tsy nihinan-kena intsony.
Na izany na tsy izany, toa hitako fa matsiro ihany io sakafo io. Ka dia mazotoa daholo.


24. vale ( 28/08/2006 11:31)
bounezy> sangy io nataoko hoe ivavahana io an:-*, fa azoko kah ny an,ny silamo e:wink:, fa ny an,ny gasy koa tsy alatsa-dra ihany koa ny bitro!!:)
25. Fiffi ( 28/08/2006 18:38)
zah aloha de tsy mihinana bitro zany mihintsy an! zah aza nanana lapin nain taloha :)
26. vale ( 28/08/2006 21:36)
fa manin ky fiffi? mampalahelo e? tsy eritreretina aky ah:roll:,,, surtout raha efa nahita ny famonoana azy aloh de tena,,,:cry:
27. mandrindra ( 29/08/2006 09:55)
vale, kaly io dia hanina fa izay famonona azy any tsy blema :lol:
28. soanja ( 29/08/2006 16:46)
mandrindra:

vale, kaly io dia hanina fa izay famonona azy any tsy blema :lol:


Ny tao amin'ny famonoana azy tao no naha bleme ny ahy mantsy. :cry::cry::cry:


29. ferrari ( 29/08/2006 18:37)
Ny bitro dia mety atao paté tsy harina ny foie .
30. vale ( 29/08/2006 20:45)
Soanja: fa aty ivelany mety tsy ohatran,io ny famonoana azy (raha tsy hoe halal ngah?) fa ny akoho koa any @ ozina dia ny courent matanjaka be ampandalovana ny tendany dia izay ny famonoana azy, dia zay vao mandeha ny fikarakaràna isankarazany, ka mety toy izay koa ny bitro,fa raha miheritreritra an,lay izy aloha (lay izy kapohina mafy be satria koa moa izy dia biby mahafatifaty be eh:o),,dia tena tsy hahatelina mihintsy!:)

mandrindra: :lol::wink:
31. lapino ( 30/08/2006 14:21)
:-w:-w:-w
Aleo mipitsika fa tssss :-D:-D
32. pissoa ( 30/08/2006 15:03)
=))=))=))
33. vale ( 31/08/2006 11:00)
Lapino::lol::lol: ihihihihihi, tandremo fa resaka famonoana lapin ny ato:lol::lol::wink::wink:
34. soanja ( 31/08/2006 19:39)
An an zah tena tsy mihinana biby tsy vonoin'ny tanako kah. Izay fotsiny ilay izy, satria rehefa mamono azy aho dia arahim-bavaka. Fa any Dago aho mihinana rehefa izaho no mandray antanana azy.
35. vale ( 01/09/2006 21:04)
:wink::)
36. Simpona ( 04/09/2006 08:23)
lapino
Aleo mipitsika fa tssss


Msôtr nareo am le recette fa mbola hanenjika an'i lapino alou za 8)
lapilapilapinnnooooooo....... :lol::lol::lol:
37. booboo ( 04/09/2006 08:53)
:lol::lol::lol:
38. mandrindra ( 07/09/2006 15:37)
soanja:

An an zah tena tsy mihinana biby tsy vonoin'ny tanako kah. Izay fotsiny ilay izy, satria rehefa mamono azy aho dia arahim-bavaka. Fa any Dago aho mihinana rehefa izaho no mandray antanana azy.

fa maninn no hivavahana ilay biby ajedaka ry soanja?

39. soanja ( 09/09/2006 00:25)
Tsy ilay biby akory no hivavahako fa aleo ahitsy izay tsy mazava fa izaho mihitsy no misaotra an'Andriamanitra rehefa hamono akoho amam-borona , trondro snsn fa nomeny sakafo ary amim-panajana no fifandraisana. Satria izay no nanaovan'Andriamanitra an'ireo biby ireo mba hohanintsika nefa koa tsy anaovana ankasoparana loatra. Zah alo tsy mahafaty omby sy kisoa donko tsy hihinana an'iroe aho raha tsy hitako maso no nanajedahana azy.

Tsy izany mantsy fa nisy fety tany ambanivohitra nipetrahako lavitra be indray andro izay de ny bitro nompiako 10 no nataon'olona sakafo. Izay tsy manahy ahy akory fa hitako ny namonoana azireo fa tsy nanana antra mihitsy. Dia izay no niafarany. Afapo amin'ny herintsandrin'olombelona aho rehefa noana toako tena tsy misy andraso andraso. Nefa batemy ilay fety tamin'izay dia nampifandraisiko ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.658