Bitro

1. Simpona ( 26/08/2006 06:26)
Mba atoroy fomba fikarakarana bitro fa io ny hena isan'ny tiako indrindra nefa tsy haiko ny mikarakara azy, ... manomboka am'le mamono sy manala ny ao anatiny io an.:P:P:P

Misaotra indrindra
novalian'i soanja ny 09/09/2006 00:25
2. Fanja1 ( 26/08/2006 07:43)
Lapin aux champignons de Paris
Pour 4 personnes:
800g de champignons de paris
1 lapin coupé en morceaux
4 cuil. à soupe de moutarde blanche
2 cuil à soupe de ciboulette
1 gousse d'ail
1 verre d'eau
30 g de beurre
1 cuil.à soupe d'huile
1 cuil. à soupe de crème fraîche.
Préparation 20mn
Cuisson 1H 40 mn


Badigeonner les morceaux de lapin avec la moutarde. Dans une cocotte mettre le beurre et placer les morceaux de lapin en les superposant. Saupoudrer de ciboulette, ajouter 1 verre d'eau et laisser cuire à feu moyen 1H30. Nettoyer les champignons. Dans une poêle, faire revenir à l'huile les champignons aveec une pointe d'ail. Au dernier moment ajouter la crème. servir bien chaud!
bon app:)
3. Fanja1 ( 26/08/2006 07:45)
dsl simpona fa tsy haiko mamono reny sy manala ny ao antiny fa ny anay efa maty sy voadio no vidina eny @ magasins.. fa fandrahona sy ny mihinana azy ihany no haiko :wink:
4. boubounezy ( 26/08/2006 09:44)
fanja1 :lol:za tsy amono fa za ahandro fotsiny:roll: alona divay mena 1/4l, sira,du thym, poivre, sakamalao,tongolo gasy 1h ny bitro efa votetika; esorina ny divay, avy eo endasina @ dobera 2mn ny ambadika toy zay kou ny ambadika; arotsaka ny tongolo grozéniô ho dorée kely, arotsaka ny tomate efa vôvofy vôtetitetika, dé arotsaka ny karôty votetika lava2 eo @ 3cm, refa somary masaka kely, avy eo arotsaka ny courgette votetika 3cm mbola croquante dé arotsaka ny salade votetika, vita reo retra reo arotsay lé dovay nesorina t@ voloany, avelao iketrika 15mn dé vitsa ny bitro. bon app dôly:-P
5. Fanja1 ( 26/08/2006 09:54)
boubounezy hummmmmmmmmmmm andramako io nomenjy io fa ça à l'air bon miam miam be.
merci akia :-*
6. boubounezy ( 26/08/2006 11:41)
fanja1:wink: andramo kia, zay ny nanaovana azy eto dé lé anjy efa mba fanaoko iany fa ny aha tsy nasiko crème fraîche fa itanjy iany ny tena efa somary glady iany e!:lol::-D merçi kou t@ ré7njy e!milay miam miam be kou!;-)
7. vale ( 26/08/2006 12:16)
slt simpona:
ty koa simpona misy fomba tena tsotra be, ny fanaoko dia maka karazana legiom: aubergine, courgette, carotte, poivron, tongolo be, voatabia
>tetehina ny tongolo, voatabia, ny legioma en cube vaventivety
>endasina ny tongolo, atao koa ny voatabia, tapohy rano, dia arotsahy miaraka ny legioma voatetika
> arotsahy koa ny bitro efa voatetika dia miandry masaka , aza avela hivaingana loatra, na koa hipoletaka loatra ny legioma,dia mazotoa simpona!!:)
8. Rafotsy ( 26/08/2006 13:34)
Inty indray ny fanaoko :
- lapin voatetika
-250g de lardons fumés
- tongolo haché
-tongolo ail haché
- concentré de tomate 1 sotro
- 1 boite de champigonons de Paris ,na champignons frais vao maika tsara
- 1 boite d'olives vertes
- un grand verre de vin rouge ( ilay hinanana ilay sakafo ihany )
- 1cuiller à soupe de farine
- sel , poivre ary huile d'olive
- Endasina ao anatu faitout ilay morceaux de lapin miaraka @ huile d'oilve sy ny lardons, rehefa mendy tsara dia araotsaka ny tongolo sy tongolo ail , afangaro tsara , rehefa kelikely dia arotsaka koa ny concentré de tomate , dia rarafana ny farine , afangaro tsara dia arotsaka ilay vin rouge , asina sira ( tsy atao betsaka ) , poivre , égoutter - na ny olives dia arotsaka , arotsaka koa ny champignons miaraka @ ranany ! Saromana ny vilany dia andrahona mandra pahita hoe nihena de moitié ilay sauce !
Miaraka @ vary , dia mazotoa !
PS / Zah koa tsy mahay mamono fa na ny lohany aza ny ahy ariko rehefa mahandro fa sahala ny mahasosotra ny mijery ilay maso be mivontirika iny !:-D:-D:-D
9. vale ( 26/08/2006 14:19)
:-D:-D:-D:-D
10. kelly13 ( 26/08/2006 17:51)
anjay biby mafatifaty iny toa tsy ho laitrako ny hamono azy ka! mihinana d ataoko fa ny hamono azy tsia, misaotra! bon app
11. boubounezy ( 26/08/2006 17:55)
:lol:marina dôly zany e!:lol:
12. soanja ( 26/08/2006 23:18)
Mampatsiahy zavatra izany bitro izany. Mazotoa daholo e.
13. fiaritiana ( 26/08/2006 23:52)
afaka grilléna koa ny bitro. tsara be:miam::miam:raha mafy ny henany dé asio papaye manta toy ny hena rehetra
dé mazotoa daolo
14. cathy ( 27/08/2006 10:24)
atao anaty lafaoro no tena itiavako azy
refa mba mahandro nareo de mba atsoy za hanampy anareo hihinana :miam::miam::miam::miam:
15. vale ( 27/08/2006 12:50)
:lol::-D:-D:wink:
ty koa zany lapin au vina e, efa nisy nanao ihany ery ambony fa ny ahy ty hafa ndray ny fomba fahandro azy e> 1lapin entier, vin rouge,oignon, thym,ail(une gousse suffit)
-tetehina ny bitro
-endasina ny oignon vita tranche en lamelle
-arotsaka ny ail voapotsitra rehefa doré ny oignon(tsy avela ela koa ny ail fa manjary lasa may,hihihi)
-arotsaka ny bitro voatetika
-tapohina rano tokony ho 1L
-alefa ny thym(2à3brins mety)
-sira
-rehefa midina ny rano @ atsasany dia arotsaka, ny vin tokony 1 vera.
avela hangotraka 5mn na 10 farafaelany.
vita.:wink:
16. vale ( 27/08/2006 12:53)
zao koa ohatranio lazain,i Cathy io koa, atao anaty laforo fa tetehina an, dia mialohany atao ao di abadigeonena, sira oignon, ali,thym, asiana ovy eny @ sisiny, ny ovy kou rarahina ny sira sy thym, :-Djerijereo de rehefa masaka de vita zay koh,hihihihi
17. Simpona ( 27/08/2006 13:06)
Misaotra anareo rehetra fa voaray ireo,
Ny olana itovizatsika aloha de la mamono :roll::roll:
aleo ngamba hitady efa voatetika eny am supermarché de ...:miam::miam:

soanja
Mampatsiahy zavatra izany bitro izany. Mazotoa daholo e.


Mampatsiahy inona ry soanja ??
18. vale ( 27/08/2006 13:59)
simpona:ny bitro,zany ny famonona azy an :? de raisina eo @ hatokany dia kapohina baton atao mafy be coup ndray mpande mba tsy hampijaly azy!!
rehefa avy eo dia asina trou kely eo @ hodiny iny dia tsofina @ zvt lavalava tranona stylo ohatra na, zvt otran,zay dia mety doly e, rehefa mibontsina de tatahana ny antsy ny hodiny iny dia endahina, de zay, karakaraina @ zay, somary mapakely:cry:loha fa zany hoe zay no hitako fanaovana azy e, mila lhl manao an,azy ny tsaratsara kokoa e!!
19. Simpona ( 27/08/2006 15:37)
:idea::idea: Vale misaotra indrindra :wink::wink:
20. boubounezy ( 27/08/2006 17:02)
vale ny anah kia lé halal no tiko a! lé ivavahana kely alou dé kapoana ho torana any:roll: dé avy dé didina ny tendany anatsaka ny rà fa za tsy minandrà mantsy.:lol:;-)(l):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.16