azo atao ve ny manda ny firaisana !mba ampio eh!

21. piste ( 23/08/2006 22:33)
Ny problema ange dia isaky ny mihaona dia " andao foana é ". Ataoko tsy hisy olona haharaka an'izany. Ny miteny hoe "non" amin'ny andro sasany dia tsy voatery ho tsy tia.
Izay fa mahereza ianao ry Melianie, ary mahasahia milaza ny hevitrao satria natao hifanampiana ny fiainan'ny mpifankatia.
22. eraina ( 24/08/2006 03:35)
Miankina @ fiarahnareo io melanie a! nareo ve manana eritreritra ny hivady sa hoe miaraka fotsiny aloha? ny lehilahy an! ta hanao an'io foana na isakin'ny adiny 1 aza efa filàna ao anaty io, nefa raha tena hitsinjo ny ho avy ary ndrindra ny avenir nao vehivavy an: de azo ampandeferina foana io, ny vahivavy ange mmpalahelo ihany ndraindray satria voafitaka fona e! tratran'ny toky sy resabe atondry zalahy de ravo eo nefa refa leo izy de lasa, ka ny valiteny omako anao de zao
Miresaha nareo, tsy tokony ny sitrapony no atao fa ny sitraponareo roa, refa tsy sitrakanao de tsy tokony atao na te hanao be aza izy, anjaranao zany mandanjalanja satria atao aminy, marina ny an'i fiffie io malanie, mahaiza manao tsia refa tsy sitrapo aza menamenatra an!
de omeo ny hevitrao koa za an!
merci
23. booboo ( 24/08/2006 06:06)
dé aza adino ny préservatif rehefa vonona @ zay ianao !
24. mimich ( 24/08/2006 07:40)
booboo> njy wa de mahita fanampiny kely foana
melianie > teny ierana ny zava-drehetra ao anatin'ny fitiavana,noho izany miankina aminareo 2 miaraka io fa tsy misy we izy fona na ianao fona no arahin-teny na arahina sitra-po.
25. soan ( 24/08/2006 08:14)
azo atao tsara izany indrindra fa amin'izao sida efa mahamay izao
26. booboo ( 24/08/2006 09:24)
mimich > :°)
27. robinoush ( 24/08/2006 11:00)
teneno azy koa fa tsy ny fanaovana firaisana no atao hoe fitiavana ,marina fa anisany zany nefa tsy izany ihany,banjino ny ho avy fa mbola lavitra anie ny lalane e,mbola tanora loatra ianareo,mba tsy hitenenako hoe mbola zaza fa tena mbola handia zavatra maro,zao sahady ve dia tsy hifanaratsaina
28. harry5 ( 24/08/2006 13:53)
amiko aloha de io ny mi regle ny zavatra rehtra, (firaisana)ka raha io no tsi mande de zay no vita, fa tsy lasa lavitra de manjary mifanimba fotsiny ,ohatra :raha tsy ampi vola enao ao an-trano afaka mindrana ;fa raha tsy ampi an io de loza hihih ny an iza no ampidramina an azy eo? lol ,ny hoe isan andro je trouve ,na hoe isaky ny mihaona de je trouve normal ça ,car mblola ao anatin ny jeunesse fa rehefa ao aorina kely ao de mihena tsikelikely zany rehetra zany c logique koa profité votre jeunesse et jereo ny marimaritr iraisana ehh
29. titis ( 25/08/2006 09:08)
Dia mba andramo indray aza omena izy @fihaonanareo @ manaraka dia ho hitanao eo ny tena heviny .
Sady ianao koa raha ny fahitako an'ilay resaka dia toa tia azy dia manaiky mora mora fotsiny ko!
30. rakikih ( 26/08/2006 12:03)
Raha tena an-kafizinao sy mahatsiaro sambatra tsara ve enao rehefa miray aminy ka inona moa no tokony andavanao azy tsy vao maika ary enao indray no tokony hiteny aminy hoe andaho indray cherie hanao fa tiko mba averinao amiko indray le revin-tsika teo iny fa zay sahady ve enao dia mijanona mba handramo atao anie izany toro-hevitro izany dia hohitanao eo ny vokany.
31. manantsoa ( 27/08/2006 12:55)
Aza misari-adala ry Melianie a ! zaranao aza izy mahavita isaky ny mihaona fa tena kidraka anie izany hoe sipa mamba te-hanao fa tsy mety manao ilay bandy e ( vizana hono sns.... )
Misaora ny Tompo fa tena mbola mazoto ny olon-tianao.
32. booboo ( 28/08/2006 06:56)
:lol:
33. bobone ( 28/08/2006 08:03)
Ny ahy akia de izao an!
io resaka firaisana io de tena antoky ny fahasamlbaranao ao à tokan-trano! ary ilana fitandremana tokoa!
Mety tsy fitiavana no ao @ lhl raha io no resahana voalohany!satria raha tena tia anao izy de manaja anao ary miaro anao aza!@ lafiny firaisana!
tsara ange izany hoe mbola virijiny no mahazo tokan-trano e!tena tiana tokoa ny vadinao ary hafa mihitsy ny manambady efa tsy madio fa miteraka olana indraindry!
dinio tsara ah!
izay tia mahandry e!
34. Fomena ( 28/08/2006 12:45)
Andramo lavin tsy mis raison hoe iz d fantatrao ny heviny?(l)
35. nolalaina ( 28/08/2006 13:39)
melianie:

azo atao ve ny manda ny firaisana !mba ampio eh!



Tena azo atao ka!! teneno fotsiny oé "NON merci!! :°)
36. kalina80 ( 28/08/2006 13:58)
melianie:

isaky ny mihaona za sy ny fiancéako de te hanao fona izy de tsy itako ze atao ! de tena fitiavana marina ve zany sa firaisana fotsiny ! manontany tena ihany za ,tokony hanaiky fona ve za sa mba manda azy ko ! ampio aho ry reto an !

tsy de aiko ze olazaina aminao fa tsy fantatro ny fo=isainany fiancéanao
Fa raha tena fiancé anao araky ny filazanao izy de tsy maninona $


37. Fiffi ( 28/08/2006 15:41)
na tena fiancé na hoe sipa fotsiny ! tsy tokony kosa hanaovana excuse io hoe raha mandaha zah de lasa any an-kafa izy haka eh! Raha mahavita an'zany izy de midika avy hatrany zany fa tsy tena tia !

Fa zay fotsiny akia ry melianie an! tsy fitaovana akory ndry ka isakin'ny mifankahita zao de io hiany no hatao ! Rehefa tsy te-hanao ndry de lazao fotsiny hoe "Tsia" !!
38. sherry ( 29/08/2006 13:47)
Une seule peresonne ne peut pas faire l amour , fa ts maints oé avec ny accord ny oulndroa , d refa manao anh , d" tokony oé samy teuh daol fa ts oé manao ianao pour satisfaire ton partenaire,
d conclusion zany, refa mangataka iz ka teuh énao dé raikitra zany sinon , ts manina mits ra manda ko ,
39. tywa68 ( 29/08/2006 16:32)
sao dia be resaka te-handà nefa manaiky foana ihany ? efa hita zao fa tsy misy vanona raha forcer-na sa asiany vaseline sy fanafody fampatoriana ? ;-)
40. shasha ( 09/10/2006 08:44)
[quote=melianie]
inona moa no tokony handavanao an'izany fiainana daholo izany kou amin'zao ary 12ans d efa any ko maika fa ny mpivady :lol:(l)(l)(l)(l)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.29