R8 masina sa mantsina?
47. mandrindra
(
26/09/2006 11:01)
fijo sy prime, na ireo ministra ankehitriny ireo aza nie betsaka ny efa nanana toerana tsara taloha e. na tamin'i zefa izany na tamin'i dede.
48. tezitra
(
26/09/2006 11:17)
slt felanawill, je sé pas quel xavier tu parle,mé si celui que je pense , detrompe toi car lui ne sé ni lire ni écrire,et l'internet? lui connait pas; content maintenant?
50. fijo
(
27/09/2006 22:33)
mandrindra ,marina mihintsy izany.tsy voatery horatsywa le olona taloha.ireny anie teknisianina e.izay eo tsy raharahany,fa ny azy miasa aloha satria izay no tanjona
